HEtsika KRIstianina FAmpandrosoana an'i Madagasikara

HEtsika KRIstianina FAmpandrosoana an'i Madagasikara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HEtsika KRIstianina FAmpandrosoana an'i Madagasikara, Nonprofit Organization, Antananarivo.

Androany no nosoniavin'ny Papa Léon XIV sy natolotra ho an’ny daholobe ny ansiklika voalohany nosoratany, mitondra ny lo...
25/05/2026

Androany no nosoniavin'ny Papa Léon XIV sy natolotra ho an’ny daholobe ny ansiklika voalohany nosoratany, mitondra ny lohateny hoe «Magnifica humanitas»
Ao anatin’ny fankalazana ny faha 135 taonan’ny «Rerum novarum», nosoratan’ny Papa Léon XIII, no andinihany mivantana ny fampianaran’ny Fiangonana momba ny fiarahamonina manoloana ny vanim-potoanan’ny saina voatranon'olombelona (IA). Ao anatin’ny ansiklika voalohany nosoratany no itondrany izany fandinihana izany.
Fiantsoana hihazona ilay « maha olona mahafinaritra, onenan’Andriamanitra» izany, amin’ny alalan’ny fampiroboroboana ny fahamarinana, ny fahamendrehan’ny asa, ny rariny ara-tsosialy ary ny fandriampahalemana. Amin’izao vanim-potoana nomerika izao, ilaina ny mifehy ny saina voatranon'olombelona ary ilaina koa ny miala amin’ilay fiheverana hampiasa azy amin’ny antsoina hoe «ady marina». Ny famelomana indray ny fifanakalozan-kevitra sy ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena no lalana hahombiazana amin’izany. Fintina faran’izay fohy momba ny lohahevitry ny ansiklika ihany ity atao eto ity.

Homeko ny herin’ny Fanahy ianareoKa ho vavolombeloko hatrany am-para-vazan-tanyHo vavolombeloko. (Asa. 1, 8)
24/05/2026

Homeko ny herin’ny Fanahy ianareo
Ka ho vavolombeloko hatrany am-para-vazan-tany
Ho vavolombeloko. (Asa. 1, 8)

18/01/2026

Toriteny : Mpitandrina RAKOTONAVALONA Maholy, Filoha Mpanampy Mpitandrina, Birao Foibe FJKM.

Fintina toriteny

Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? . — Genesisy 18 : 14

Amin'ity taona 2026 ity dia ireto ny fanalahidy 3 raha te hahita fahagagana :
- Mila madio fo
- Mila mamantatra ny tena
- Mila miasa

Monseigneur RANDRIANIFAHANANA Mamiarisoa Modeste“ Tadindon-doza ny firenena raha hoetin'olona-tsivanona, Firenena hiarah...
12/01/2026

Monseigneur RANDRIANIFAHANANA Mamiarisoa Modeste

“ Tadindon-doza ny firenena raha hoetin'olona-tsivanona, Firenena hiarahana manana i Madagasikara ka ny rehetra no andrasana amin'ny fahavononana handray andraikitra tandrify azy manomboka eny ifotony ”

04/01/2026

" SERVICE DE LA FOI ET PROMOTION DE LA JUSTICE. "

'' FAPANJAKANA NY RARINY SY NY HITSINY AO ANATIN'NY FAMPIELEZANA NY FINOANA''

Isaorantsika i mopera Rabenirina Joseph fa eo foana izy mitarika sy manohana.

Mirary taombaovao sambatra ho azy.

01/01/2026

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HEtsika KRIstianina FAmpandrosoana an'i Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share