08/08/2026
❌Fivorian’ny mpitarika avénturier , sy izay manao tsena rehetra ho any amin’ny Campora rahampitso amin’ny 8:30 ao Mandrosoa hiarahana amin’ny FMC.
👉Amin’ny 10:30 kosa dia antsoina ny chef sy cheftaine rehetra eto amin’ny Region 6 , staff team , CD rehetra mba ho avy eny hanao ny fandaminana farany isika. CR 🙏🏼