20/08/2026
✨ 𝐋𝐀𝐋𝐀𝐎 𝐍𝐀𝐒𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐘 𝐌𝐎𝐌𝐁𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐓𝐀𝐍𝐉𝐀𝐇𝐀𝐍-𝐓𝐄𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐓𝐒𝐄𝐊𝐎𝐋𝐘 — 𝐌𝐀𝐉𝐔𝐍𝐆𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 ✨🏆
Medaly miisa 16 no azon'ireo tanora hafakely 18 nisolo-tena antsika.
Avy amin'ny antenne Diana sy Vakinankaratra ireo tanora hafakely miisa 18, izay nisolo tena antsika nandritra ny fanatanjahantena an-tsekoly tany Mahajanga.
Niaraka nanome voninahitra ny fampaiatiana izy ireo ka nanaporofo fa tsy misy fefy ny fanatanjahan-tena! 🌟
𝑵𝒀 𝑽𝑶𝑲𝑨𝑻𝑹𝑨 𝑨𝒁𝑶𝑵𝑻𝑺𝑰𝑲𝑨
🥇 Medaly volamena 8
🥈 Medaly volafotsy 6
🥉 Medaly varahina 2
🏆 Voninahitra manokana: nisy mpanao fanatanjahan-tena avy amin'ny Antenne DIANA nahazo ny Trophée faharoa nasionaly tsara indrindra tamin’ny fandraisana anjara teo amin'ny lancer poids (3kg500)!
👏 Arahabaina ary tolorana fisaorana lehibe ireo mpanao fanatanjahan-tena hafakely ireo miaraka amin'ny mpitarika azy tamin'ity fahavitrihana sy ity fahombiazana lehibe ity. Fanentanana lehibe ho antsika ny vitanareo! 💙
📅 Miandry antsika indray ny lalao manaraka any Toliara amin’ny taona 2027 !
🏆✨ 𝐉𝐄𝐔𝐗 𝐍𝐀𝐓𝐈𝐎𝐍𝐀𝐔𝐗 𝐃𝐔 𝐒𝐏𝐎𝐑𝐓 𝐒𝐂𝐎𝐋𝐀𝐈𝐑𝐄 — 𝐌𝐀𝐉𝐔𝐍𝐆𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 ✨🏆
Une édition pleine de fierté et d'émotions ! 💪
Nos antennes étaient au rendez-vous :
📍 DIANA — 10 jeunes athlètes en situation de handicap
📍 VAKINANKARATRA — 8 jeunes athlètes en situation de handicap
Ensemble, ils ont fait honneur à l'inclusion et démontré que le sport n'a pas de limites ! 🌟
𝑵𝑶𝑺 𝑹𝑬́𝑺𝑼𝑳𝑻𝑨𝑻𝑺
🥇 8 médailles d'or
🥈6 médailles d'argent
🥉 2 médailles de bronze
🏆 Distinction spéciale : un athlète de l'antenne DIANA a remporté le Trophée de la 2ème meilleure participation nationale en lancer de poids (3kg500) !
👏 Un immense bravo à nos athlètes et à leurs encadrants pour cet engagement et cette belle réussite. Vous êtes une source d'inspiration ! 💙
📅 Rendez-vous pour la prochaine édition à Tuléar en 2027 !