26/10/2026
🇨🇳🔥 TE HIANATRA MANDARIN VE IANAO, SA TE HANOME FAHAFAHANA VAOVAO HO AN’NY ZANAKAO?
Ny Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy manolotra anaoTokontany Be Malagasy - Academy misahana ny Tokontany Be Malagasy - Mandarin dia faly manolotra anao ety amin'ny Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy fampianarana
🌏 Mianara Mandarin. Sokafy ny ho avy!
Mihamaro ny fahafahana mifandray amin’ny tontolo iraisam-pirenena. Koa nahoana raha manomboka mianatra ny teny Mandarin dieny izao? 🇨🇳
Ao amin’ny TBM MANDARIN ACADEMY, misy programme mifanaraka amin’ny filàn’ny tsirairay! ❤️
👧 1. MANDARIN HO AN’NY ANKIZY
📚 Ho an’ny 7–13 taona.
🎯 Fianarana mifanaraka amin’ny sokajin-taona, miaraka amin’ny fanazaran-tena sy voambolana tsikelikely.
👨🎓 2. MANDARIN HO AN’NY OLON-DEHIBE
🇨🇳 Mandray Débutants!
📖 HSK1 sy fiakarana miandalana.
💰 50.000 Ar / volana.
⏳ HSK1 : 3 volana.
Efa misy koa ny HSK2 sy HSK3 ary HSK4
💻 3. COURS EN LIGNE
Afaka mianatra lavitra ianao, arakaraka ny programme sy ny fandaharam-potoana mifanaraka aminao.
🏠 4. COURS PARTICULIERS
Mila fampianarana mifantoka aminao manokana ve ianao?
Afaka atao à domicile, arakaraka ny fandaminana.
📍 Fianarana en salle :
🔹 CDC-TBM / Besarety
✨ Tsy voatery efa mahay Mandarin ianao vao manomboka. Ny zava-dehibe dia ny fahavononana hianatra!
🚀 MISOKATRA NY FISORATANA ANARANA!
📩 Alefaso ao amin’ny Inbox ny teny hoe MANDARIN.
Lazao anay raha:
👧 Ho an’ny ankizy
👨 Ho an’ny olon-dehibe
💻 Cours en ligne
🏠 Cours particuliers
Dia homenay anao ny antsipiriany sy ny fandaharam-potoana mifanaraka amin’ny safidinao.
🇨🇳 TBM Mandarin Academy
Mianara Mandarin. Sokafy ny ho avy.