WaterAid Madagascar

WaterAid Madagascar Tontolo ahafahan'ny rehetra na aiza na aiza misitraka rano, fanadiovana sy fidiovana mialoha ny taona 2030.

"๐— ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ"Nandritra ny roa andro, ny 28 sy 29 Mey 2026, ni...
01/06/2026

"๐— ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ"

Nandritra ny roa andro, ny 28 sy 29 Mey 2026, niara-nankalaza teto Tsiroanomandidy ny Andro Maneran-tany ho anโ€™ny Fahadiovana mandritra ny Fadimbolana ireo tomponโ€™andraiki-panjakana, mpiara-miombonโ€™antoka ara-teknika sy ara-bola, fikambanana ary vondrom-piarahamonina.

Nisongadina nandritra izany ny hetsika natao hanatsarana ny fisitrahan'ny vehivavy sy ny tovovavy ireo tolotra sy vokatra hahafahany miaina ny fadimbolany amim-pahamendrehana. Vehivavy 30 avy aminโ€™ny fikambanana eny an-toerana sy vehivavy 15 ao aminโ€™ny fonjanโ€™i Tsiroanomandidy no nahazo fiofanana momba ny fanamboarana salaka azo sasana sy savony, ary nahazo fanamafisana fahalalana momba ny fahasalamana mifandray aminโ€™ny fadimbolana.

Ho an'ny seholy, mpianatra maherinโ€™ny 1 000 ao aminโ€™ny EPP sy CEG Andrefanigara no afaka misitraka trano fidiovana vaovao sy mendrika, ahitana rano sy fotodrafitrasa mifanaraka aminโ€™ny filร nโ€™ny zazavavy mandritra ny fadimbolana. Natao ihany koa ny fametrahana ny vato fototry ny trano fidiovana vaovao ao aminโ€™ny Lycรฉe Tsiroanomandidy, ho fanohizana ireo ezaka ireo. Izany dia anisany asa tanterahina ao anatin'ny tetikasa Tsiroarano: Water for Life.

Taminโ€™ny alalanโ€™ny tranoeva fampirantiana sy ny fifanakalozan-kevitra niarahana taminโ€™ireo mpiara-miombonโ€™antoka sy ny fiarahamonina, ny fanentanana tamin'ny onjam-peo sy teny an-tanร na no nanamafisana ny hafatra iray lehibe: tsy tokony hisy henatra, fanilikilihana na sakana manoloana ny fadimbolana.

โ€œAndro lehibe ho anโ€™ny vehivavy sy ny zazavavy izao satria izahay dia miandrandra fanatsarana ny aminโ€™ny fahafahana miaina malalaka, am-pilaminana ny fotoananโ€™ny fadimbolanaโ€ hoy i Hantaniana Rabesandratana, Tale Nasionaly mpisolo-toerana ato amin'ny WaterAid Madagascar.

WaterAid dia manamafy hatrany ny fanohanana ireo ezaka iarahana mba hahafahanโ€™ny vehivavy sy ny tovovavy rehetra manana fahafahana mitovy sy miaina amim-pahamendrehana ny fadimbolana satria Zo fototra izany.

Minisiteranโ€™ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana
Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
Region Bongolava
Prรฉfecture de Tsiroanomandidy Ofisialy
Dreah Bongolava
Direction Rรฉgionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava
Tsiroanomandidy Commune Urbaine Cut
Women in WASH Madagasikara
SAF/FJKM

ยซ Je gรจre ce point dโ€™eau pour soutenir lโ€™รฉducation de mes enfants. ยป๐—•๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ ๐—ณ๐—ฒฬ‚๐˜๐—ฒ ๐—ฎฬ€ ๐˜๐—ผ๐˜‚๐˜๐—ฒ๐˜€ ๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—บ๐—ฒฬ€๐—ฟ๐—ฒ๐˜€. ๐ŸŒธComme Vola LONGOS...
31/05/2026

ยซ Je gรจre ce point dโ€™eau pour soutenir lโ€™รฉducation de mes enfants. ยป

๐—•๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ ๐—ณ๐—ฒฬ‚๐˜๐—ฒ ๐—ฎฬ€ ๐˜๐—ผ๐˜‚๐˜๐—ฒ๐˜€ ๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—บ๐—ฒฬ€๐—ฟ๐—ฒ๐˜€. ๐ŸŒธ
Comme Vola LONGOSOA, mรจre de cinq enfants ร  Amboasary Sud, tant de femmes sโ€™engagent chaque jour pour offrir un avenir meilleur ร  leurs enfants et ร  toute leur communautรฉ. Aprรจs avoir contribuรฉ ร  la construction dโ€™une borne fontaine dans son quartier, elle en assure aujourdโ€™hui la gestion avec fiertรฉ. Grรขce ร  lโ€™accรจs ร  une eau propre et proche, elle peut soutenir lโ€™รฉducation de ses enfants et envisager un meilleur avenir pour eux avec confiance.

Le changement commence par l'accรจs ร  l'eau.

---

" ... Mitantana ity fatsakan-drano iombonana ity aho hahafahako manohana ny fanabeazana ny zanako"

Mirary fety feno fifaliana ho anโ€™ny reny rehetra. ๐Ÿ’

Tahaka anโ€™i Vola LONGOSOA, renim-pianakaviana manan-janaka dimy ao Amboasary Atsimo, maro ireo vehivavy miezaka isanโ€™andro mba hanome hoavy tsaratsara kokoa ho anโ€™ny zanany sy ny fiarahamonina misy azy. Rehefa nandray anjara taminโ€™ny fananganana paompin-drano iombonana teo aminโ€™ny fokontany misy azy izy, dia izy indray ankehitriny no miandraikitra ny fitantanana izany amim-pireharehana. Noho ny fisianโ€™ny rano madio sy akaiky, afaka manohana bebe kokoa ny fianaranโ€™ny zanany izy ary mijery ny hoavinโ€™izy ireo amim-patokisana sy fanantenana. ๐Ÿ’™๐Ÿ’ง

Photos prises par Ernest Randriarimalala

๐Ÿ“… ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐—บ๐—ฎ๐—ถ โ€“ ๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ป๐—ฒฬ๐—ฒ ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—นโ€™๐—ต๐˜†๐—ด๐—ถ๐—ฒฬ€๐—ป๐—ฒ ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜€๐˜๐—ฟ๐˜‚๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒLโ€™occasion de rappeler quโ€™il est urgent de bรขtir un monde respectu...
28/05/2026

๐Ÿ“… ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐—บ๐—ฎ๐—ถ โ€“ ๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ป๐—ฒฬ๐—ฒ ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—นโ€™๐—ต๐˜†๐—ด๐—ถ๐—ฒฬ€๐—ป๐—ฒ ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜€๐˜๐—ฟ๐˜‚๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ
Lโ€™occasion de rappeler quโ€™il est urgent de bรขtir un monde respectueux des rรจgles, oรน chaque femme, chaque fille et toute personne concernรฉe peut vivre ses menstruations en toute dignitรฉ.

Pouvoir gรฉrer ses rรจgles dans des conditions sรปres, avec un accรจs ร  lโ€™eau, ร  des services adaptรฉs, ร  des produits appropriรฉs et ร  une information fiable, cโ€™est protรฉger sa santรฉ, son bien-รชtre et son avenir. Cโ€™est aussi permettre ร  chacune de participer pleinement ร  la vie sociale, ร  lโ€™รฉducation et ร  lโ€™รฉconomie.

๐Ÿ‘‡Dรฉcouvrez le message de la Directrice Pays par intรฉrim de WaterAid Madagascar.

Ensemble, mobilisons-nous pour un monde respectueux des rรจgles.

๐Ÿ’ง ๐—œ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ...
21/05/2026

๐Ÿ’ง ๐—œ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐˜† ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ผ๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ๐˜๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜๐˜†?

Mizara dingana roa lehibe ny asa fanatsarana hahatratrarana ny vina hahafahanโ€™ny farafahakeliny 80%-nโ€™ny mponina ao Tsiroanomandidy misitraka rano fisotro madio hatraminโ€™ny 2028. Izany dia tafiditra tanteraka ao anatin'ny tetikasa Tsiroarano: Water for Life izay tanterahin'ny 'ny Rano, Fidiovana sy Fanadiovana, ny Kaominina Ambonivohitra Tsiroanomandidy, ny JIRAMA ary ny WaterAid.

Omaly 20 Mey 2026 no nanamarihana ny fanombohanโ€™ny dingana voalohany amin'izany asa fanatsarana izany tao Ambohitsoa, niaraka taminโ€™ireo manam-pahefana, solotenan'ny mpanjifa ary ireo mpiara-miombonโ€™antoka rehetra aminโ€™ny fanatanterahana ny asa.

Mifantoka indrindra aminโ€™ny fanamafisana ny rafitra famokarana rano fisotro madio efa misy ity dingana voalohany ity. Tafiditra aminโ€™izany ny fanarenana ny toeram-pisintonana rano sy ny fotodrafitrasa fanadiovana rano ao Ambohiby, ary ny fanavaozana ny fotodrafitrasa fitahirizan-drano ao Ambohitsoa. Hatao ihany koa ny fanavaozana ny ampahany aminโ€™ny fantsona ao aminโ€™ny tambajotra fizarana rano.

Ireo asa lehibe hotanterahina :
๐Ÿ’งToeram-pisintonana rano ao Ambohiby : havaozina ny fotodrafitrasa ary hapetraka ny fitaovana fanadiovana rano, mba hisorohana ny fidiranโ€™ny loto sy ny fahatsetsemanโ€™ny fantsona, ary hanatsarana ny kalitaonโ€™ny rano avy hatrany eo aminโ€™ny loharano.
๐Ÿ’ฆTobim-pamokarana rano ao Ambohiby : izay voafetra aminโ€™ny 40 mยณ/ora aminโ€™izao fotoana izao, dia havaozina hahafahana mahatratra 80 mยณ/ora, miaraka aminโ€™ny fanatsarana ny fanadiovana ny rano.
๐ŸšฐFitoeran-drano ao Ambohitsoa : havaozina ary soloina ireo fitaovana efa simba hampiakarana ny fahafahan'ny fotodrafitrasa sy hanatsarana ny fanaraha-maso sy ny fizarana rano.
๐Ÿ”ฉFantsona lehibe sy fitaovana "hydraulique": hatao ny fanamboarana sy fanoloana ireo fitaovana ilaina aminโ€™ny fiasanโ€™ny tambajotra.
๐Ÿ˜Tambazotra fizarana rano : hosoloina ny fantsona mirefy 3.850 metatra, hatomboka ihany koa ny fametrahana ireo "branchements" vaovao miisa 190, ary havaozina ny fitaovana mba hifanaraka aminโ€™ny fenitra.



Minisiteranโ€™ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana
Tsiroanomandidy Commune Urbaine Cut
Dreah Bongolava

07/05/2026

Toutes les deux secondes, une femme accouche sans accรจs ร  l'eau potable ou aux installations d'hygiรจne.

Les femmes enceintes rรชvent de l'avenir de leur bรฉbรฉ et l'aime bien avant son arrivรฉe. Elles rรชvent de se prรฉparer avec soin. Mais selon l'endroit oรน elle accouche, ce qu'elle emballe dans sa valise de maternitรฉ peut faire la diffรฉrence entre la survie et le confort.

Des lames de rasoir, de l'eau de Javel et des feuilles de plastique aux tรฉlรฉphones portables, en passant par les tire-lait et le coton, nous rรฉvรฉlons la profonde injustice qui faรงonne la santรฉ maternelle ร  l'รฉchelle mondiale.

L'accรจs ร  l'eau potable est un droit, pas un privilรจge. Les femmes du monde entier se dรฉfendent pour exiger le changement.

Rejoignez-les et signez la pรฉtition pour exiger que les dirigeants mondiaux agissent. ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡
https://www.wateraid.org/global/campaigns/time-to-deliver/petition

๐Ÿ“ธ ๐—ฅ๐—ฒ๐—ป๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—ฐ๐—ฒ๐—ฟ ๐—น๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฑ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€ ๐—˜๐—”๐—› ๐—ฟ๐—ฒฬ๐˜€๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐˜€ ๐—ฎ๐˜‚ ๐—ฐ๐—น๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐˜Face aux impacts du changement climatique sur le...
27/04/2026

๐Ÿ“ธ ๐—ฅ๐—ฒ๐—ป๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—ฐ๐—ฒ๐—ฟ ๐—น๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฑ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€ ๐—˜๐—”๐—› ๐—ฟ๐—ฒฬ๐˜€๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐˜€ ๐—ฎ๐˜‚ ๐—ฐ๐—น๐—ถ๐—บ๐—ฎ๐˜

Face aux impacts du changement climatique sur les services dโ€™Eau, dโ€™Assainissement et dโ€™Hygiรจne (EAH), WaterAid Madagascar a organisรฉ un atelier rรฉunissant une vingtaine dโ€™organisations de la sociรฉtรฉ civile (OSC), en vue dโ€™รฉlaborer et de vulgariser un modรจle de mรฉcanisme de redevabilitรฉ communautaire visant ร  renforcer des services EAH rรฉsilients, durables et inclusifs. Cet atelier s'รฉtait tenu au Pavรฉ Antananinarenina le 21 avril 2026.

Fondรฉ sur cinq principes directeurs - accessibilitรฉ, inclusion, transparence, protection et rรฉsilience climatique - le dispositif proposรฉ est dรฉclinรฉ en trois guides dโ€™opรฉrationnalisation destinรฉs aux communes, aux opรฉrateurs et aux formateurs, afin de soutenir son appropriation et sa mise en ล“uvre au niveau local.

Les รฉchanges participatifs menรฉs avec une vingtaine dโ€™OSC, lors de lโ€™atelier ainsi que des diagnostics conduits ร  Sambava, Amboasary Sud et Tsiroanomandidy, ont fait ressortir un message clรฉ : ๐˜‚๐—ป ๐˜€๐˜†๐˜€๐˜๐—ฒฬ€๐—บ๐—ฒ ๐—ช๐—”๐—ฆ๐—› ๐—ฟ๐—ฒฬ๐˜€๐—ถ๐—น๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฝ๐—ผ๐˜€๐—ฒ ๐˜€๐˜‚๐—ฟ ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฑ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ฏ๐—ถ๐—น๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ณ๐—ผ๐—ป๐—ฐ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ, ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฒฬ๐—ด๐—ฟ๐—ฒฬ๐—ฒ ๐—ฒ๐˜ ๐—ถ๐—ป๐˜€๐˜๐—ถ๐˜๐˜‚๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฎ๐—น๐—ถ๐˜€๐—ฒฬ๐—ฒ, ๐—ด๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ถ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—น๐—ฎ ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ป๐˜‚๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ฑ๐—ฒ๐˜€ ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ๐˜€ ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—บ๐˜‚๐—ป๐—ฎ๐˜‚๐˜๐—ฒฬ๐˜€ ๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฝ๐—น๐˜‚๐˜€ ๐˜ƒ๐˜‚๐—น๐—ป๐—ฒฬ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฏ๐—น๐—ฒ๐˜€.

๐—ช๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—”๐—ถ๐—ฑ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฐ๐—ฟ๐˜‚๐˜๐—ฒ !Dans le cadre de son programme Modelling for Scale, visant ร  accรฉlรฉrer lโ€™accรจs universel, d...
21/04/2026

๐—ช๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—”๐—ถ๐—ฑ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฐ๐—ฟ๐˜‚๐˜๐—ฒ !

Dans le cadre de son programme Modelling for Scale, visant ร  accรฉlรฉrer lโ€™accรจs universel, durable et รฉquitable ร  lโ€™eau, ร  l'assainissement et ร  l'hygiรจne, WaterAid Madagascar recrute ๐˜‚๐—ปยท๐—ฒ ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜€๐˜‚๐—น๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜ยท๐—ฒ - ๐—ฉ๐—ผ๐—น๐—ฒ๐˜ ๐—˜๐—ฎ๐˜‚, ๐—ฏ๐—ฎ๐˜€๐—ฒฬยท๐—ฒ ๐—ฎฬ€ ๐—ง๐˜€๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐˜†.

๐Ÿ“… Durรฉe : 11 mois (1er mai 2026 - 31 mars 2027)
๐ŸŽฏ Mission : Assurer le suivi et la mise en ล“uvre des activitรฉs techniques du volet Eau, en appui aux รฉquipes terrain et aux acteurs locaux.

Les dossiers complets sont ร  envoyer au plus t**d le mercredi 29 avril 2026 ร  10h00 ร  l'adresse [email protected] - en objet : ยซ Consultantยทe - Volet Eau ยป

Les termes de rรฉfรฉrence dรฉtaillรฉs sont disponibles sur demande ร  l'adresse [email protected]

14/04/2026

Andao hiaraka minitra vitsy hahafantatra misimisy kokoa anโ€™i Ange Marina Andriambanona, Programme WASH Manager ato aminโ€™ny WaterAid Madagascar.

Injeniera manampahaizana manokana momba ny rano izy, ary efa 17 taona mahery no niasany sy nandraisany andraikitra feno teo aminโ€™ny sehatry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana (RFF/WASH), ka nitondrany ny anjara birikiny amin'ny fanovana ireo fanamby atrehanโ€™ny fiarahamonina ho vahaolana mifanaraka aminโ€™ny tena filร na, mba hahafahanโ€™ny rehetra misitraka tolotra maharitra sy lovain-jafy.

Mankasitraka anโ€™i Marina noho ny fanoloran-tenany amin'ny fanatsarana ny sehatry ny Rano, ny Fanadiovana sy ny Fidiovana. ๐Ÿ’ง

๐Ÿ“ฃ๐—ช๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—”๐—ถ๐—ฑ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฐ๐—ฟ๐˜‚๐˜๐—ฒ un(e) consultant(e) pour traduire la formation globale du module DEE et assurer la producti...
11/04/2026

๐Ÿ“ฃ๐—ช๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—”๐—ถ๐—ฑ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ฐ๐—ฎ๐—ฟ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฐ๐—ฟ๐˜‚๐˜๐—ฒ un(e) consultant(e) pour traduire la formation globale du module DEE et assurer la production de formation en ligne en version franรงaise et malgache.

๐Ÿ“ŒEnvoyez votre candidature ร  l'adresse รฉlectronique : ๐—ฝ๐—ฟ๐—ผ๐—ฐ๐˜‚๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—บ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ@๐˜„๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ฑ.๐—ผ๐—ฟ๐—ด
en mentionnant dans l'objet du mail : "๐—ฃ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐——๐—˜๐—˜"

โš ๏ธ Date limite de dรฉpรดt de dossier : ๐—ฉ๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฑ๐—ถ ๐Ÿฎ๐Ÿฐ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฟ๐—ถ๐—น ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ร  ๐Ÿญ๐Ÿฒ๐—ต๐Ÿฌ๐Ÿฌ (heure locale)

๐Ÿฌ๐Ÿณ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฟ๐—ถ๐—น : ๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ป๐—ฒฬ๐—ฒ ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น๐—ฎ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒฬยซ ๐˜ˆ๐˜ท๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต, ๐˜ญ๐˜ข ๐˜ด๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฆฬ ๐˜ฆฬ๐˜ต๐˜ข๐˜ช๐˜ต ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ณ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ถ๐˜ต ๐˜ฅ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ด ๐˜ญโ€™๐˜ฉ๐˜ฐฬ‚๐˜ฑ๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ญ. ๐˜ˆ๐˜ถ๐˜ซ๐˜ฐ๐˜ถ๐˜ณ๐˜ฅโ€™๐˜ฉ๐˜ถ๐˜ช, ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ถ๐˜ต ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ต ๐˜ค๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ญ...
07/04/2026

๐Ÿฌ๐Ÿณ ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฟ๐—ถ๐—น : ๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ป๐—ฒฬ๐—ฒ ๐—บ๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—น๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—น๐—ฎ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒฬ

ยซ ๐˜ˆ๐˜ท๐˜ข๐˜ฏ๐˜ต, ๐˜ญ๐˜ข ๐˜ด๐˜ข๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ฆฬ ๐˜ฆฬ๐˜ต๐˜ข๐˜ช๐˜ต ๐˜ฑ๐˜ข๐˜ณ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ถ๐˜ต ๐˜ฅ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ด ๐˜ญโ€™๐˜ฉ๐˜ฐฬ‚๐˜ฑ๐˜ช๐˜ต๐˜ข๐˜ญ. ๐˜ˆ๐˜ถ๐˜ซ๐˜ฐ๐˜ถ๐˜ณ๐˜ฅโ€™๐˜ฉ๐˜ถ๐˜ช, ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ถ๐˜ต ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ต ๐˜ค๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ญ๐˜ฆฬ€๐˜ต๐˜ฆ๐˜ฎ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ต ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ง๐˜ง๐˜ฆฬ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ต. ยป
- Dr Elisoa Vololoniaina, dentiste ร  lโ€™hรดpital de Manjakandriana

ร€ Manjakandriana, lโ€™accรจs ร  lโ€™eau propre, ร  des toilettes dรฉcentes, ร  de meilleures pratiques dโ€™hygiรจne et ร  une gestion sรปre des dรฉchets mรฉdicaux a transformรฉ lโ€™hรดpital en un lieu plus propre, plus sรปr et plus digne pour le personnel et les patients.

En cette Journรฉe mondiale de la santรฉ, nous rappelons que la santรฉ commence par un environnement sain. Des soins de qualitรฉ ne sont possibles que lorsque lโ€™eau, lโ€™assainissement et lโ€™hygiรจne sont garantis pour toutes et tous.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when WaterAid Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share