11/04/2026
Hisaorana anie Andriamanitra Ray, Zanaka ary Fanahy Masina. noho ny fitantanany , ka nahavitana izao Abri Autel izao.
ny Ivotoerana Sahafanilo Fanilon'i Madagasikara dia mnakasitraka indrindra anareo VONA IRAY manerana ny nosy Serasera Vona iray Fiakarana ,noho ny fanomezan-tanana avy aminareo ka nahazoan'ny Ivotoerana izay tsangambato lehibe izao. ho tratry ny 20 taona manaraka anie ianareo, hifanome tanana sy hifanohana aminay zandry, zanaka eto anivon'ny fikambanana 🤩🤩🤩🤩
hisaorana ihany koa ireo nanome tanana rehetra na ara-kevitra izany, n fitaovan na ara-bola fa indrindra ny fitrotroana ambavaka ka nahavitan'izao 😍😍😍
tsangambato lehibe ho an'ny Ankizivavy sy ny tontolony