20/07/2026
✨ Taom-pianarana feno ezaka sy fahombiazana ao amin'ny Akany Iarivo Mivoy, mendrika fankalazana! ❤️❤️
Fifaliana ho anay ny mizara aminareo ny vokatra tamin'ity taom-pianarana 2025/2026 ity:
🌟 100 % no afa-panadinana CEPE
📚 74 % no nifindra kilasy
💪 Anakiray no niatrika ny fanadinana BEPC. Derainay foana ny ezaka vitany na dia tsy nahazo vokatra araky ny niriany aza izy.
Matoa misy ny vokatra azo tsapain-tanana toy izao dia misy fikirizana. Teo koa izahay sy ny ray aman-dreny nanohana isanandro. Isaoranay indrindra arak'izany, ireo mpanohana sy mpiaramiombonantoka rehetra izay tsy ho voatanisa eto daholo, fa singaninay manokana ny Commune Urbaine Antananarivo, Jovena, Néa Madagascar, ASMAE, AIC, KOZAMA , Fondation Mérieux, Région Île de France, ny ekipan'ny EPP Anosibe sy ny École Privée Soleil Levant.
Afaka manorina ny ho aviny ampitoniana ny zanakay koa dia mankasitraka indrindra tompoko tamin'izay vita sy ny mbola ho ataonareo!🙏
👏 Arahabaina rankizy noho ny ezaka vitanareo, ary mirary fialantsasatra mahafinaritra! 🌴☀️
--
✨ Une année scolaire qui ouvre de nouvelles perspectives au centre A.I.M.!❤️❤️
À Akany Iarivo Mivoy, chaque réussite est avant tout le reflet d'un parcours accompagné avec patience, engagement et confiance.
Cette année scolaire 2025-2026, nos jeunes ont franchi de nouvelles étapes :
🌟 100 % de réussite au CEPE
📚 74 % de passage en classe supérieure
💪 Un de nos jeunes a également relevé le défi du BEPC. Si le résultat n'a pas été celui espéré, son engagement et sa persévérance sont déjà une réussite en eux-mêmes.
Derrière ces chiffres, il y a des enfants qui grandissent, apprennent et construisent peu à peu leur avenir.
🙏 Merci à l'ensemble de nos partenaires et donateurs pour leur confiance et leur soutien fidèle, en particulier la CUA - Commune Urbaine d'Antananarivo , Jovena Madagascar , NEA Madagascar, Asmae - Association Soeur Emmanuelle , Association Internationale des Charités, Kozama - Kolo Zaza Malagasy, Fondation Mérieux , Région Ile-de-France, ONG Manda , l'équipe de l'EPP Anosibe et l'équipe de l'École Privée Soleil Levant, qui rendent ces parcours possibles.🌴☀️