Lions Sight First Madagascar - LSFM

Lions Sight First Madagascar - LSFM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lions Sight First Madagascar - LSFM, Non-Governmental Organization (NGO), BP 3613 Lot IBF 34 A Antsahavola, Antananarivo.

Oeuvrant contre la 𝐜𝐞𝐜𝐢𝐭𝐞́ 𝐞́𝐯𝐢𝐭𝐚𝐛𝐥𝐞 à Madagascar : lunettes, soins, dépistage et operation de 𝙘𝙖𝙩𝙖𝙧𝙖𝙘𝙩𝙚...
| Androany ianao jamba, rahampitso ianao hahiratra 👁

17/08/2026
16/08/2026
12/08/2026

FITILIANA SY FIZAHANA MAIMAIPOANA 📣
⛑️Diabeta, Maso, Tosidra, Fanomezana Ra 🚑

La Région 3 - District 417, ao anatin’ny Fikambanana Lions Club International dia mikarakara hetsika manoloana ny EPP Barday - MAJUNGA ny Zoma 14 Aogositra 2026 izao izay iarahana miasa amin’i Lions Sight Firts Madagascar sy ireo Clubs maro mivondrona anaty ny Faritra. 🦁

‼️MAIMAIMPOANA AVOKOA NY FITILIANA SY NY FIZAHANA rehetra 🤝
🕖 Manomboka @ 7 ora ka hatramin’ny 12 ora maraina.


🦁

📆 Lions Sight First Madagascar - Hopitaly Manakara👉Notanterahana nandritra ity volana Jolay ity ny fitsidihana ny ivotoe...
29/07/2026

📆 Lions Sight First Madagascar -
Hopitaly Manakara

👉Notanterahana nandritra ity volana Jolay ity ny fitsidihana ny ivotoerana Lions Sight First Madagascar any Manakara.

👉Nojerena manokana nandritra izay ny efitrano fanaovana ny fandidiana maso , izay efa tsy niasa nandritra ny fotoana ela, ka mila fanavaozana.

Araka ny fanazavan'ny ekipan'ny LSFM izay nanao ny fitsidihana tany an-toerana :
-Président, Lion Thierry Rabehanta
-Coordonnateur , Lion CMJ Mbelo Rakotovololomahefa
-Coordonnatrice, Lion CMJ Dominique Leung
dia napetraka ho tanjona lehibe ny fahavitan'ny asa fanavaozana io efitrano io amin'ity taona 2026 ity, mba hahafahan'ireo mponina ao Manakara, misitraka fitsaboana sy fandidiana araka izay ilaina.

🔹Tohano ny LSFM, midira ao amin'ny tranonkala : https://lionsightmada.org/
✅ Androany ianao jamba, rahampitso ianao hahiratra

✅ Dans le cadre du renforcement de la coopération entre l'Organisation pour la Prévention de la Cécité (OPC) et LSFM; un...
29/07/2026

✅ Dans le cadre du renforcement de la coopération entre l'Organisation pour la Prévention de la Cécité (OPC) et LSFM; une séance de travail a eu lieu lors du passage de l'équipe OPC, ce mois de Juillet dans le local de LSFM à Antsahavola. consacrée à l'étude de projets prioritaires dans le domaine de la santé visuelle.

🔹Cette rencontre avec Dr Sidi Mohamed Coulibaly de Mali et Mme Maryanne venant de Paris, était axée sur :
-l'évaluation des besoins actuelles sur le terrain,
-l'analyse des perspectives de mise en œuvre de nouveaux projets
-l'identification des opportunités de collaboration répondant aux enjeux de la prévention de la cécité à Madagascar.

🔸Au-delà des études de projets, cette rencontre constitue une étape stratégique pour faire le point sur les réalisations communes et discuter de la continuité du partenariat entre l'OPC et LSFM. Les échanges entre les deux institutions permettront de définir les orientations futures et de consolider une coopération fondée sur des valeurs communes de solidarité, d'innovation et d'amélioration de l'accès aux soins oculaires.

🤝 Ensemble, au service du bien-être de la population malgache.
✅ Restaurez la vue, Changez une Vie !

📢 FAMPAHAFATARANANy LSFM, dia miezaka hatrany manakaiky ny mpiara-belona, mba hanamora kokoa ny fitsaboana  maso sy fiti...
14/07/2026

📢 FAMPAHAFATARANA

Ny LSFM, dia miezaka hatrany manakaiky ny mpiara-belona, mba hanamora kokoa ny fitsaboana maso sy fitiliana katarakta, izay imasoany.

Ireo Hopitaly ( CHU, CHRR,...) misy ivotoerana Lions Sight First Madagascar manerana ny Nosy, dia mandray ireo manana areti-maso, sy ireo manana olana amin'ny fahitana, ka mila manao solomaso.

Raha mipetraka amin'ny iray amin'ireo faritra ireo ianao, dia aza misalasala manatona ny ivotoerana Lions Sight First Madagascar akaiky anao, indrindra raha mila fanazavana na tolotra momba ny fahasalaman'ny maso.

Ny mahakasika ny fandidiana Katarakta kosa, dia misy fandaharam-potoana, arakaraky ny ivotoerana.

📢 Aza misalasala mizara ity fampahafantarana ity amin'ireo olona akaiky anao

✅ Androany ianao jamba, rahampitso ianao hahiratra !
✅ Restaurer la vue, donner une vie !

Mirary hafaliana sy rehareha ho an’ny Malagasy rehetra. Enga anie ny fahasalamana sy ny fanambinana hanjaka ao an-tokatr...
25/06/2026

Mirary hafaliana sy rehareha ho an’ny Malagasy rehetra. Enga anie ny fahasalamana sy ny fanambinana hanjaka ao an-tokatranontsika tsirairay avy ary indrindra eran'ity Nosy mamintsika ity.
Manaova fety sambatra daholo !
Ho tahian’Andriamanitra mandrakariva i Madagasikara.

Mirary soa ho an'ny Ray rehetra 🎂Amin'ity  andro iray natokana hanehoantsika ny fitiavana an'i Dada, dia anterina ny ara...
21/06/2026

Mirary soa ho an'ny Ray rehetra 🎂

Amin'ity andro iray natokana hanehoantsika ny fitiavana an'i Dada, dia anterina ny arahaba ombam-pahasoavana ho an'ny Ray rehetra.

Ho feno Fahasalamana hatrany anie ianareo, ka hiriaria hiaraka aminay mandrakariva 😘

📍 Notolorana Fitaovana Vaovao ny Sampana Fitsaboana Maso ao @ Hopital Ambositra Nandritra ny fandalovan'ny ekipan'ny LSF...
19/06/2026

📍 Notolorana Fitaovana Vaovao ny Sampana Fitsaboana Maso ao @ Hopital Ambositra

Nandritra ny fandalovan'ny ekipan'ny LSFM tany an-toerana no nanatanterahana ny
- Fitsidihana ny Hopitaly sy ireo mpiasan'ny fahasalaman'ny maso
-Fanolorana fitaovana fitsaboana sy fandidiana katarakta
-Fampiofanana ireo mpitsabo

✅ Nisy ihany koa ny fanolorana fanafody isankarazany avy @ Lion Dominique, ho ampiasaina eo anivon'ny hopitaly

👉 Ankehitriny dia efa afaka manatanteraka fitiliana maso sy fitsaboana ny areti-maso ary fandidiana katarakta, ny Lions Sight First ao Ambositra raha toa ka niato izany nandritra ny 14 taona. Efa ampy tsara ny fitaovana entina manatanteraka izany.

📅 Ambositra : Mission LSFM, Juin 2026📍 L’équipe du Lions Sight First Madagascar en mission sur le terrainDans le cadre d...
17/06/2026

📅 Ambositra : Mission LSFM, Juin 2026
📍 L’équipe du Lions Sight First Madagascar en mission sur le terrain

Dans le cadre de sa mission au service des communautés, l’équipe du Lions Sight First Madagascar a rendu visite aux autorités locales, afin de renforcer le dialogue et la collaboration autour des actions en faveur de la population

🔹Des rencontres avec Mr le Maire, Mr le Préfet, Mr le Chef de Région , ainsi que des visites du Directeur Regional de la santé, et du Médecin chef de l'Hôpital, témoignent l’importance de nos partenariats. En unissant nos efforts, nos compétences et nos ressources, nous pouvons développer des initiatives plus efficaces et durables, notamment dans les domaines de la santé, de la prévention et de l’amélioration des conditions de vie de nos concitoyens.

Le Lions Sight First Madagascar réaffirme ainsi son engagement à travailler main dans la main avec les institutions publiques pour répondre aux besoins des populations et contribuer au développement de communautés plus fortes et plus solidaires.

🤝 Ensemble, au service du bien-être de la population malgache.
Restaurez la vue, Changez une Vie !

Address

BP 3613 Lot IBF 34 A Antsahavola
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 16:00
Tuesday 08:30 - 16:00
Wednesday 08:30 - 16:00
Thursday 08:30 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lions Sight First Madagascar - LSFM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share