New Generation

New Generation Louange-Partage-Priรจre

๐Ÿ“œI Petera 3 : 8โœจFarany, miraisa saina ianareo rehetra. ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifamindrร  fo...
02/11/2025

๐Ÿ“œI Petera 3 : 8
โœจFarany, miraisa saina ianareo rehetra. ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifamindrร  fo, manetre tenaโœจ

Feno fifaliana sy fifankatiavana tanteraka ny fiarahan'ny Tanora FFI omaly 02 novembre 2025โค




๐Ÿ™๐Ÿ™โœจ
23/10/2025

๐Ÿ™๐Ÿ™โœจ

๐Ÿ“œJaona 14 : 6
Hoy Jesรดsy : Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako.โœจ

Fotoana izao ry namako hiverenana amin'i JESร”SY ๐Ÿฅน
Fotoana izao hanomezana ny fonao ho an'i JESร”SY โค
Satria ao amin'i JESร”SY irery ihany no tena misy fiainana sy fiadanana ary voninahitra.โœจ

๐Ÿ”ฅ ๐™…๐™€๐™Ž๐™Š๐™Ž๐™” ๐™‰๐™Š ๐™‘๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ๐™Š๐™‡๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐Ÿ”ฅโœจ โ€œ Jesosy no lร lana sy fahamarinana ary fiainanaโ€ (Jaona 14:6) ๐Ÿ™Œ๐Ÿ‘‰ ๐™๐™€๐™Ž๐™๐™„๐™‘๐˜ผ๐™‡ ๐™„๐™๐˜ผ๐™Š๐™Ž๐™”โ€™๐™๐™‰๐™„๐™Ž โ€“ 06 & 07 ...
01/09/2025

๐Ÿ”ฅ ๐™…๐™€๐™Ž๐™Š๐™Ž๐™” ๐™‰๐™Š ๐™‘๐˜ผ๐™ƒ๐˜ผ๐™Š๐™‡๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐Ÿ”ฅ

โœจ โ€œ Jesosy no lร lana sy fahamarinana ary fiainanaโ€ (Jaona 14:6) ๐Ÿ™Œ

๐Ÿ‘‰ ๐™๐™€๐™Ž๐™๐™„๐™‘๐˜ผ๐™‡ ๐™„๐™๐˜ผ๐™Š๐™Ž๐™”โ€™๐™๐™‰๐™„๐™Ž โ€“ 06 & 07 ๐™Ž๐™š๐™ฅ๐™ฉ๐™š๐™ข๐™—๐™ง๐™š โ€“ 14๐™,

๐Ÿ“Œ๐™๐™š๐™ง๐™ง๐™–๐™ž๐™ฃ ๐˜ผ๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™–๐™๐™–๐™ข๐™–๐™จ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™„๐™ฉ๐™–๐™ค๐™จ๐™ฎ

๐™๐™ค๐™ฉ๐™ค๐™–๐™ฃ๐™– : ๐™‘๐˜ผ๐™‘๐˜ผ๐™†๐˜ผ - ๐™๐™„๐˜ฟ๐™€๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ- ๐™‹๐˜ผ๐™๐™๐˜ผ๐™‚๐™€ โœ๏ธ๐Ÿ•Š๏ธ

โฐ Tongava aminโ€™ny maha izy anao, fa miandry anao ny Tompo ๐Ÿ’–

๐Ÿ”ฅโค๏ธ ๐™๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™‘๐™ค๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– โค๏ธ๐Ÿ”ฅAza avela hangatsiaka ny fitiavana voalohany ao aminao, ary aoka ny firehetanโ€™n...
11/08/2025

๐Ÿ”ฅโค๏ธ ๐™๐™ž๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™‘๐™ค๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ง๐™š๐™๐™š๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– โค๏ธ๐Ÿ”ฅ

Aza avela hangatsiaka ny fitiavana voalohany ao aminao, ary aoka ny firehetanโ€™ny Fanahy Masina handrehitra indray ny fonao!

๐Ÿ“… 17, 24, 31 ๐˜ผ๐™ค๐™œ๐™ค๐™จ๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– 2025
๐Ÿ•— 08๐™00 โ€“ 09๐™00 โ€“ 14๐™00
๐Ÿ“ ๐™‹๐™–๐™ก๐™–๐™ž๐™จ ๐™™๐™š ๐™ก๐™– ๐™‚๐™งรข๐™˜๐™š, ๐˜ผ๐™ข๐™—๐™ค๐™๐™ž๐™–๐™๐™ž๐™– ๐™„๐™ฉ๐™–๐™ค๐™จ๐™ฎ (๐™ฉ๐™š๐™ง๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™ช๐™จ 143)

๐Ÿค Ndao hiverina aminโ€™ny fitiavana voalohany โค๏ธ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ฅ "๐™๐™„๐˜ผ๐™‰๐™๐™๐˜ผ๐™„๐™†๐˜ผ๐™‰'๐™‰๐™” ๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™ƒ๐™” ๐™ˆ๐˜ผ๐™Ž๐™„๐™‰๐˜ผ" ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ“– โ€œFa hahazo hery hianareo aminโ€™ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo,...โ€ - Asanโ€™ny...
03/07/2025

๐Ÿ”ฅ "๐™๐™„๐˜ผ๐™‰๐™๐™๐˜ผ๐™„๐™†๐˜ผ๐™‰'๐™‰๐™” ๐™๐˜ผ๐™‰๐˜ผ๐™ƒ๐™” ๐™ˆ๐˜ผ๐™Ž๐™„๐™‰๐˜ผ" ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ“– โ€œFa hahazo hery hianareo aminโ€™ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo,...โ€ - Asanโ€™ny Apostoly 1:8 a๐Ÿ™Œ

Tongava hiaraka aminay amin'ity ๐‘น๐’†๐’–๐’๐’Š๐’๐’ ๐‘ท๐’“๐’๐’‘๐’‰๐’†๐’•๐’Š๐’’๐’–๐’† ity, hiaina fiovana ara-panahy sy hery vaovao avy amin'ny Fanahy Masina! ๐Ÿ’ฅ

โ›ช ๐“๐จ๐ž๐ซ๐š๐ง๐š : ๐๐š๐ฅ๐š๐ข๐ฌ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐†๐ซ๐š๐œ๐ž โ€“ ๐€๐ฆ๐›๐จ๐ก๐ข๐๐š๐ฒ ๐ˆ๐ญ๐š๐จ๐ฌ๐ฒ
๐Ÿ“… ๐ƒ๐š๐ญ๐ฒ : ๐Ÿ— โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ” โ€“ ๐Ÿ๐Ÿ‘ โ€“ ๐Ÿ‘๐ŸŽ ๐‰๐จ๐ฅ๐š๐ฒ
๐Ÿ•‘ ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐จ๐ซ๐š ๐ญ๐จ๐ฅ๐š๐ค๐š๐ง๐๐ซ๐จ

Misy hafatra sy fanambarana manokana miandry anao! ๐ŸŒˆ
Aza tara, ento ny namana sy ny fianakaviana ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ

๐ŸŽค Miaraka aminโ€™ireo mpanomponโ€™Andriamanitra :
๐™‹๐™–๐™จ๐™ฉ๐™š๐™ช๐™ง Tsiory & ๐™Ž๐™–๐™ฃ๐™™๐™ง๐™ค๐™› โ€“ ๐™‹๐™–๐™จ๐™ฉ๐™š๐™ช๐™ง ๐™‹๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™˜๐™š โ€“ ๐™€๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™œ๐™š๐™ก๐™ž๐™จ๐™ฉ๐™š ๐™ˆ๐™ž๐™ง๐™–๐™™๐™ค โ€“ ๐™‹๐™–๐™จ๐™ฉ๐™š๐™ช๐™ง ๐™…๐™ค๐™ง๐™ค๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐Ÿ™

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‘‘

๐Ÿ•Š๏ธ CELLULE DE PRIรˆRE ๐Ÿ™Andro iray manokana hihaonantsika aminโ€™Andriamanitra! ๐Ÿ’ซ๐Ÿ“… Alarobia 18 Jonaโฐ aminโ€™ny 2 ora tolakandr...
17/06/2025

๐Ÿ•Š๏ธ CELLULE DE PRIรˆRE ๐Ÿ™

Andro iray manokana hihaonantsika aminโ€™Andriamanitra! ๐Ÿ’ซ

๐Ÿ“… Alarobia 18 Jona
โฐ aminโ€™ny 2 ora tolakandro
๐Ÿ“ Palais de la Grรขce, Ambohidahy Itaosy

โžก๏ธ VAVAKA - FIDERANA - PARTAGE hiarahana aminโ€™i Zoky Narindra .

Tongava maro ! ๐Ÿ˜‡

๐Ÿ™Œ๐Ÿ”ฅโœจ

๐Ÿ”ฅ Mirary fetin'ny PENTEKร”TY sambatra ho antsika rehetra! ๐Ÿ•Š๏ธยซ Fa hahazo hery ianareo aminโ€™ny hilatsahanโ€™ny Fanahy Masina ...
08/06/2025

๐Ÿ”ฅ Mirary fetin'ny PENTEKร”TY sambatra ho antsika rehetra! ๐Ÿ•Š๏ธ

ยซ Fa hahazo hery ianareo aminโ€™ny hilatsahanโ€™ny Fanahy Masina aminareo... ยป
๐Ÿ“– Asanโ€™ny Apostoly 1:8a

Andro manan-danja ho anโ€™ny Kristiana maneran-tany! Enga anie ho feno ny herinโ€™ny Fanahy Masina isika rehetra anio sy mandrakariva ๐Ÿ™โœจ๏ธ

๐Ÿ•Š๏ธ

Address

Itaosy Ambodihady
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when New Generation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share