Soatsiky Mouf'Mamy

Soatsiky Mouf'Mamy Mandray commande gâteaux mariage, anniversaire, sy événement rehetra, mifanaraka ny safidinao sy ny fahefanao. Misaotra tompoko !

Mankasitraka hatrany 🥰 Mandray commandes foana izahay ann 😍😍Ity izao   tsara be mihitsy 😍😍
09/06/2026

Mankasitraka hatrany 🥰
Mandray commandes foana izahay ann 😍😍

Ity izao tsara be mihitsy 😍😍

Mankasitraka indrindra 🥰 mirary fety sambatra dia misaotra indrindra nahatoky  tsara bee 🥰🥰
06/06/2026

Mankasitraka indrindra 🥰 mirary fety sambatra dia misaotra indrindra nahatoky

tsara bee 🥰🥰

🍰 Gâteau   🥰 tena miavaka kely izy ityTena tsara 😍😍  'mamy
05/06/2026

🍰 Gâteau 🥰 tena miavaka kely izy ity

Tena tsara 😍😍
'mamy

Misaotra indrindra ny amin'ny fahatokisana ry zareo an🥰 mbola vonona foana hanome fahafaham-po ho atsika rehetra ee Mana...
02/06/2026

Misaotra indrindra ny amin'ny fahatokisana ry zareo an🥰 mbola vonona foana hanome fahafaham-po ho atsika rehetra ee

Manao gâteau d'anniversaire sy izay mombana pâtisserie izahay an 🥰🥰

Tsiro hafa mihitsy🥰🥰

Mankasitraka hatrany ny amin'ny fahatokisana tompoko 🥰 Mandray commandes foana izahay 😍😍
02/06/2026

Mankasitraka hatrany ny amin'ny fahatokisana tompoko 🥰

Mandray commandes foana izahay 😍😍

𝗠𝗮𝗺𝗮𝗻 𝗮𝗵 ! Efa akaiky anie ilay fety ky eh😊🎉🎉Ndao anao gâteau, ndao atao mamikely ky an !🎂🎂🎂Alefaso ndray n commande ho ...
24/05/2026

𝗠𝗮𝗺𝗮𝗻 𝗮𝗵 ! Efa akaiky anie ilay fety ky eh😊🎉🎉
Ndao anao gâteau, ndao atao mamikely ky an !🎂🎂🎂
Alefaso ndray n commande ho an'ilay reny tokana an-tany...
Ity zao 𝗰𝗿𝗲̀𝗺𝗲 𝗮𝘂 𝗯𝗲𝘂𝗿𝗿𝗲, tena miammm... Afaka atao izay tianareo mihitsy ah !
𝗕𝗢𝗡𝗡𝗘 𝗙𝗘̂𝗧𝗘 𝗠𝗔𝗠??𝗡

Soatsiky Mouf'Mamy

Tena hafa kely na ny tsiro na ny endrika 😍😍 Tena hoe WOW be mihitsy 😍😍😍     Alefaso ny commandes fa vonona hanome fahafa...
21/05/2026

Tena hafa kely na ny tsiro na ny endrika 😍😍
Tena hoe WOW be mihitsy 😍😍😍




Alefaso ny commandes fa vonona hanome fahafaham-po ho atsika foana izahay 🌹🌹

Mankasitraka foana mahatoky an 🥰Faly izahay rehefa afa-po ianareo 😍😍     Alefaso ny commandes fa mandray foana izahay 🌹🌹
20/05/2026

Mankasitraka foana mahatoky an 🥰
Faly izahay rehefa afa-po ianareo 😍😍




Alefaso ny commandes fa mandray foana izahay 🌹🌹

Tena hoe   e 🥰🥰 Mankasitraka foana tompoko 🌹     Alefaso ny commandes fa mandray foana izahay 💕
20/05/2026

Tena hoe e 🥰🥰
Mankasitraka foana tompoko 🌹




Alefaso ny commandes fa mandray foana izahay 💕

Cake tsara be 😍 Mandray commandes foana ihany koa izahay 🥰🥰🥰 Miavaka kely izy ity  😍😍😍
17/05/2026

Cake tsara be 😍
Mandray commandes foana ihany koa izahay 🥰🥰🥰

Miavaka kely izy ity

😍😍😍

Address

Lot 118 B II Tsarahasina Ambohimangakely
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soatsiky Mouf'Mamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share