HWPL Madagascar

HWPL Madagascar HWPL est une organisation internationale de paix enregistrée et associée aux UN DGCECOSOC, nous oeuvrant pour instaurer la paix mondiale dans plus de 179 pays.

Présent à Madagascar depuis 2019. Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL) dia fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana, tsy mitady tombombarotra miaraka amin'ny UNESCO ao amin'ny Firenena Mikambana ary ny Departemantan'ny Firenena Mikambana momba ny Fampahalalam-baovao (UN DPI). Miasa hoan'ny fahasamihafan'ny kolontsaina, finoana ary foko izy io mba hampandraisana anjara ny mp

itarika sy ny tanora amin'ny vahaolana maharitra sy feno ho an'ny fandriampahalemana.

---------------------------------

HWPL est une organisation internationale de paix enregistrée et associée à la DGC de l'ONU et en statut consultatif spécial auprès de l'ECOSOC de l'ONU. Actuellement active dans plus de 173 pays à travers le monde, notre mission est de résoudre les conflits et d'établir une paix durable en se concentrant sur la défense des droits fondamentaux pour le bien commun de toute l'humanité, au-delà des frontières, des cultures, des religions et des ethnies.

-----------------------------------

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL) is a non-governmental, non-profit organization in association with the United Nations Economic and Social Council (UNESCO) as well as UN Department of Public Information (UN DPI). It transcends differences in culture, belief, and region to engage leaders and youth in sustainable and comprehensive solutions for peace

For more about HWPL's work, visit: http://hwpl.kr
For more about WARP, visit: http://warpsummit.org
Instagram: https://www.instagram.com/hwpl/

𝑱-3“𝑵𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂 𝒐𝒍𝒐𝒎𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂, 𝒂𝒏𝒕𝒐𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂”3 andro sisa, handray anjara amin'ny "𝒄𝒂𝒓𝒂𝒗𝒂𝒏𝒆 ...
04/08/2026

𝑱-3

“𝑵𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒐 𝒎𝒂𝒉𝒂 𝒐𝒍𝒐𝒎𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂, 𝒂𝒏𝒕𝒐𝒌𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒗𝒂𝒐𝒛𝒂𝒏𝒂”

3 andro sisa, handray anjara amin'ny "𝒄𝒂𝒓𝒂𝒗𝒂𝒏𝒆 𝒅𝒖 𝒄𝒊𝒗𝒊𝒔𝒎𝒆" andiany faha-2 isika ary hanaparitaka ny kolontsain'ny Fandriampahalemana amin'ny lalan'Ankazobe, Maevatanana ary Mahajanga ny 7-8-9 Aogositra 2026 ho avy izao!

𝗖𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗡𝗘 𝗗𝗨 𝗖𝗜𝗩𝗜𝗦𝗠𝗘 𝟮𝗲̀𝗺𝗲 𝗲́𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻:”𝗡𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮 𝗼𝗹𝗼𝗺𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮, 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮”Eo ambany fiahi...
31/07/2026

𝗖𝗔𝗥𝗔𝗩𝗔𝗡𝗘 𝗗𝗨 𝗖𝗜𝗩𝗜𝗦𝗠𝗘 𝟮𝗲̀𝗺𝗲 𝗲́𝗱𝗶𝘁𝗶𝗼𝗻:
”𝗡𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻-𝘁𝗮𝗻𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮 𝗼𝗹𝗼𝗺𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮, 𝗮𝗻𝘁𝗼𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮”

Eo ambany fiahian'ny Ministère de l'Education Nationale de Madagascar, karakarain'ny Office de l'éducation de masse et du civisme

Faly izahay HWPL Madagascar HWPL mandray anjara amin'ity andiany faharoa ity ary hitondra avo ny feon’ny Fanabeazana maha-olona sy hoan'ny olompirenena hoan'ny faritra Drjs Boeny.

Fandinihana sy fandrindrana ny fitohizan'ny fiaraha-miasa miaraka amin'ny Office de l'éducation de masse et du civisme s...
31/07/2026

Fandinihana sy fandrindrana ny fitohizan'ny fiaraha-miasa miaraka amin'ny Office de l'éducation de masse et du civisme sy ny Kmf/cnoe Education des citoyens hoan'ny fampiroborobona ny fanabeazana mahaolona sy ny olompirenena.

Fandrindrana Fiaraha_miasa eo amin'ny Foibe fanambeazam_bahoaka ho olom_pirenena vanona(OEMC) Sy KMF/CNOE nisolotena izany Ramatoa, Mpandrindra Nasionaly KMF-CNOE, mahakasika ny fanabeazana ny olom_pirenenana🙏

📣APPEL À TOUTES LES ASSOCIATIONS ET ORGANISATIONS DE JEUNES ! Vous portez des projets innovants ? Vous souhaitez faire e...
29/07/2026

📣APPEL À TOUTES LES ASSOCIATIONS ET ORGANISATIONS DE JEUNES !

Vous portez des projets innovants ? Vous souhaitez faire entendre votre voix et montrer le dynamisme de votre association ? C'est le moment de briller !

À l'occasion des Journées Internationales de la Jeunesse, le Ministère de la Jeunesse et des Sports vous invite à être au cœur de l'événement. Venez célébrer la force et le talent de notre jeunesse !
Ministère de la Jeunesse et des Sports IPYG Madagascar

Au programme pour vous :
🎪 Animez un stand d'exposition : Mettez en lumière vos actions, vos créations et partagez vos idées avec le grand public pendant les jours de célébration.
🤝 Participez aux événements : Rejoignez une ambiance dynamique, créez des synergies avec d'autres organisations et soyez les acteurs du changement.

Ne manquez pas cette opportunité unique de donner de la visibilité à votre engagement et de représenter fièrement la jeunesse !

Comment participer ?
Réservez votre place et obtenez plus d'informations en contactant nos responsables dès aujourd'hui :
📞 +261 38 55 316 14

21/07/2026

🎥 Josoa, avy ao amin’ny Mouvement Jeunesse et Citoyenneté, indray no hizara amintsika ny traikefany sy ireo lesona noraisiny nandritra ny Peace Camp 2026.

Ary ianao? 😊 Zarao aminay ao amin’ny fanehoan-kevitra ny traikefa noraisinao, ary lazao ihany koa ny zavatra tena nanamarika anao indrindra nandritra ny Peace Camp natrehanao.
Dis-Moi Droits humains Océan Indien à Madagascar - Dis-Moi

Ny Filohan'ny HWPL dia nangataka ny Mpitarika amin'ny firenena maro samihafa mba hanohanany ny DPCW (Declaration of Peac...
17/07/2026

Ny Filohan'ny HWPL dia nangataka ny Mpitarika amin'ny firenena maro samihafa mba hanohanany ny DPCW (Declaration of Peace, Cessation of War), ilay vahaolana hametraka ny fandriam-pahalemana, ary mba hahatongavan'izany ho lalàna iraisam-pirenena an'ny fandriam-pahalemana.

Nambarany ihany koa fa anjara asa tsika tsirairay avy ny asan’ny fandriam-pahalemana.





15/07/2026

🎥 | Andao indray hihaino ny fizaràn’ny iray tamin’ireo mpandray anjara nandritra ny Peace Camp 2026.

💬 Araho ny lahatsary ary zarao aminay koa ny zavatra nanamarika anao indrindra.

🕊️ ÊTRE BÉNÉVOLE POUR LA PAIX 🤝Être bénévole, c’est s’engager activement pour la paix et contribuer à un monde meilleur ...
10/07/2026

🕊️ ÊTRE BÉNÉVOLE POUR LA PAIX 🤝

Être bénévole, c’est s’engager activement pour la paix et contribuer à un monde meilleur 🌍
C’est donner de son temps, de son énergie et de son cœur pour un avenir harmonieux

Tsy misy aina tokony ho very noho ny herisetra.Manoloana ireo tranga mampalahelo mahazo ny ankizy sy ny tanora eto Madag...
09/07/2026

Tsy misy aina tokony ho very noho ny herisetra.

Manoloana ireo tranga mampalahelo mahazo ny ankizy sy ny tanora eto Madagasikara, dia manentana antsika rehetra izahay mba hanamafy ny firaisankina sy ny fifampitsinjo.

Ny fiadanana dia tsy teny fotsiny, fa fihetsika asehontsika isan’andro:

✔️Miaro ny ankizy.
✔️Mifampitsinjo ny mpiara-monina.
✔️Mampandre avy hatrany ny tompon’andraikitra raha mahita zavatra mampiahiahy.
✔️Mampianatra ny zanatsika hitandrina sy tsy hatoky olon-tsy fantatra.
✔️Mampiely fanantenana fa tsy tahotra.

HWPL POUR LA PROTECTION DE L’ENVIRONNEMENT 🌿En début d'année 2026, HWPL a participé activement à la protection de l’envi...
06/07/2026

HWPL POUR LA PROTECTION DE L’ENVIRONNEMENT 🌿

En début d'année 2026, HWPL a participé activement à la protection de l’environnement à travers ses actions de sensibilisation et d’éducation communautaire.

🕊️ La paix commence par chacun de nous, et ma responsabilité est aussi de protéger l’environnement.

Chaque geste compte pour un avenir plus sain et durable. Quel geste avez-vous adopté au quotidien pour collaborer avec la nature et protéger notre planète Terre?

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HWPL Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to HWPL Madagascar:

Shortcuts

Share