30/07/2026
📍 Efa manakaiky ny fotoana hanaovana tombana ny asa natao nandritra ny telo taona lasa, ka nanao fanadihadiana tamin’reo mponina avy eny andramiarana izahay hanangonana ny fomba fijery , famakafakany ary ny soso-kevin’izy ireo hanatsarana ny fiarahamiasa.
Tao aorinan’ny tapak’andro intelo, dia nifampizara ireo hevitra fototra voagona nandritra ireo fivoriana ary nararaotina tamin’izany ny fanolorana ho an’ireo mpiofana tsirairay ao amin’ny MMM, izay nanomboka tamin'ny volana Janoary lasa teo, ny taratasy fanamarinana ny fiofanany sy ny tahiry voaangon'izy ireo.
📍 Nous approchant d’une évaluation des impacts de nos actions durant les trois dernières années, nous avons entrepris de sonder les habitants d’Andramiarana autour de leurs perceptions, analyses et pistes d’amélioration de notre collaboration.
Après 3 demi-journées, partageant en plénière les principales idées recueillies, nous avons saisi ce moment pour remettre à chacun des artisans MMM, ayant débuté en janvier dernier, les attestations de formation et épargnes accumulées.
📍📍