22/09/2026
Voninahitra lehibe ny nihaona tamin’Andriamatoa Oliver Knoerich, Ambasadaoron’Alemana eto Madagasikara.
Samy nahazo fanasana any Allemana izahay sy Sibella Randriamazava hiresaka momba ny fahalalahana miteny sy ny fiatrehana ny fanelezana vaovao diso ho an’ireo mpanao gazety sy influenceurs.
Ho entiko eto amin’ny pejy eto ny fizotran’ny dia rehetra, ataoko ohatry ny hoe manaraka ahy mihitsy koa nareo fa aza miala lavitra 🙂