16/06/2025
โซ๏ธ๐ TOHIN'ILAY FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO ๐ญ๐ญโผ๏ธ
Tafiakatra 30 no maty.
โช๏ธ Anisan'ny maty ihany koa ny tompona anniversaire, izay raha ny vaovao fanampiny dia fiara no fanomezana azony...!?
โช๏ธ Anisan'ny namoy ny ainy i Kael Rasoanaivo na i " Dj Keka sushi"izy moa dia zanaky Coach T**i Rasoanaivo.
โช๏ธ Maty ihany koa ilay traiteur, ary ilay vadin'ilay .
๐๐ Marihina fa vondrona avy amin'ny ambony iray ireto niharam-boina ireto.๐ญ๐ญ
Zava-doza ity tranga ity, mangidy
Izahay eto amin'ny Onjampeo dia mirary fankaherezana, fihononana ho an'ny niharam-boina.
Sary : Kael Rasoanaivo ilay Dj maty
โ Vaovao fanampiny nalaina tao amn'ny
Coeur & Clartรฉ
radio 102.8 fm