26/06/2026
Tratry ny Asaramanitra e ! đČđŹ
Ny andron'ny 26 jona dia andro lehibe eo amin'ny tantaran'i Madagasikara izay hahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena.
Mirary soa ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka amin'izao andro fety izao. Enga anie isika mba hahay hiray hina sy hifanohana ary samy hikatsaka izay hahasoa ity firenena ity!
Dia ho tany sambatra tokoa i Madagasikara!