Aegm Ankatso

Aegm Ankatso AEGM est une association fondée le 24 novembre 1987

🛑 🛑
13/05/2026

🛑 🛑

⚠️Ho an'ireo akizy izay mbola tsy nahavita ny Enrôlement BOURSES 💵Ka manana fahasahiranana amin'ny fanatanterahana izany...
12/05/2026

⚠️Ho an'ireo akizy izay mbola tsy nahavita ny Enrôlement BOURSES 💵
Ka manana fahasahiranana amin'ny fanatanterahana izany dia mandefa ilay situation misy ao amin'ny commentaire ary omena mifanaraka amin'izany ny famahana azy
❌Fantaro: tsy voatery ho voavaly eo no eo ilay fanotaniana fa kosa valiana farak'izay azo atao.❌

04/05/2026

Contacter nous pour plus d'infos.....vennez nous rejoindre avec tenue de sport et votre bouteille d'eau minérale s'il vous plaît 😇🙏

⚠️VAOVAO VAO IZAO!
30/04/2026

⚠️VAOVAO VAO IZAO!

🗓🗓
29/04/2026

🗓🗓

24/04/2026

🗣 Are you readyyyy🎵🕺
A bientôt... 🥳🥳

MOOV 🔥

Préparez-vous pour l’événement le plus attendu des gestionnaires !
GEST MOOV🥳

Cher lecteur,📚On se retrouve demain au jardin d'Antaninarenina.
22/04/2026

Cher lecteur,📚
On se retrouve demain au jardin d'Antaninarenina.

✨Opportunités a saisir ✨
11/04/2026

✨Opportunités a saisir ✨

🔥FANOHANANA NY ÉQUIPE SMATCH'IN EGS 🔥 ➡️ PROJECTION FILM R+3 Date: 07 Mars 2026Lieu : Amphi B - FacultéHeure : 10h à 12h...
06/03/2026

🔥FANOHANANA NY ÉQUIPE SMATCH'IN EGS 🔥

➡️ PROJECTION FILM R+3
Date: 07 Mars 2026
Lieu : Amphi B - Faculté
Heure : 10h à 12h
14h à 16h
Paf: 10 000Ar

Vente de billets :
📌06 Mars: devant département faculté EGS
📌 Jour J -07 Mars : sur place ( Amphi B)

Tohano ny antsika !!

Miarahaba antsika rehetra ✨ T-shirt Smatch'In – Fanohanana ny joueurs sy joueuses antsikaHo fanohanana ireo joueurs sy j...
04/03/2026

Miarahaba antsika rehetra

✨ T-shirt Smatch'In – Fanohanana ny joueurs sy joueuses antsika

Ho fanohanana ireo joueurs sy joueuses Smatch'In dia misokatra izao ny commande T-shirt Smatch'In izay karakarain'ny association.

💰 Prix : 22 000 Ar
🎨 Couleurs disponibles : Noir, Rouge, Blanc
📏 Tailles : S – M – L – XL – XXL

📌 Fomba fanaovana commande :
• Manoratra anarana
• Milaza ny taille sy ny couleur
• Mametraka contact (numéro)

📍 Aiza no hanaovana commande :
✅Amin’ny délégués isaky ny niveau
✅Mivantana ao amin’ny biraon’ny association
✅ Mandefa message privé eto amin’ny pejy
✅Miantso mivantana amin'ny laharana : 034 85 514 20

❗ Ny paiement dia atao rehefa manao commande, alefa Mvola (Montant + frais de retrait) ho an'ireo manao commande en ligne, alefa amin'ny laharana 034 85 514 20 ihany

"Firaisankina ao anaty fahasamihafana"💪🔥

Mankasitra atsika sahady amin'ny fanohanana ny équipe atsika

Alefaaa⚽
26/02/2026

Alefaaa⚽

🚨⚽ Calendrier officiel – QUARTS DE FINALE | Ma-Hery Futsal 2026 ⚽🚨

La compétition entre dans sa phase décisive 😤🔥

📍 Gymnase Couvert Mahamasina
📅 27 Février

🎟️ Entrée : 3.000 Ar

Chaque match sera une finale avant la finale ❤️‍🔥
Qui ira en demi-finale ? 👀🔥

Address

Université D’Antananarivo, Ambohitsaina, Ankatso
Antananarivo

Telephone

+261326922709

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aegm Ankatso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Aegm Ankatso:

Share