28/09/2026
Tsiky vaovao, fiandoham-baovao! ✨
Faly izahay mampandre anareo fa hisy fandidiana MAIMAIM-POANA ho an’ireo olona manana fahasembanana "sima molotra sy aty vava", ary ho an’ireo mitondra takaitra vokatry ny fahamaizana.
Hetsika lehibe iarahana amin'ny fikambanana Tolo-Tagnana, Rotaplast International, ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka, ary ry Rotary Madagascar sy Rotaract Madagascar izany mba hanomezana fanantenana vaovao.
📅 Daty : 30 Novambra – 09 Desambra 2026
📍 Toerana : CHU Ravoahangy Andrianavalona (HJRA) - Antananarivo
⚠️ TANDREMO : Voafetra ny isan'ny olona ho raisina ho dinana!
📞 Antsoy dieny izao ny +261 36 06 354 33 ho fisoratana anarana.
Mba zarao ity hafatra ity, mety hanova sy hamonjy fiainan'olona maro ny fizaranao!