18/07/2026
π FANDIA MIVELA 2.0 π
π£ πΉππππππ ππππππ ππππππ π£
π« Misaotra anβAndriamanitra hatrany taminβny fitantanaNy rehetra fa afaka nanatrika ny lalao teknika nasionaly ny Antoko Vary ary nomeNy vokatra tsara :
π
Mendrika taminβny koja tao aminβny Sokajin-dasy Astro lab ny Sokajy Subrahmanyan Chandrasekhar (Astrophysicien et mathΓ©maticien)
π₯ Laharana faharoa taminβny fifaninanana Projet STEM taminβny alalanβny tetikβasa DΓ©o Ecolo
π« Misaotra ny ray aman-dreny
π« Misaotra ny Faritany Analamanga Andrefana
π« Misaotra ny Komitim-pivondronana Anosivavaka Ambalamiraisaina
π« Misaotra ny Vondrona Mpanazava
π« Misaotra ny Mpiandraikitra
π«Άπ«Ά Misaotra anβise beazina ato aminβny Antoko Vary tsy an-kanavaka nanohana, nitondra am-bavaka, nitondra avo ny Antoko π«Άπ«Ά
π Mitohy foana ny fanabeazana sy ny fanatsarΓ na ...
π€² Ho anβAndriamanitra irery ny voninahitra π€²
.0