Hervé

Hervé Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hervé, Antananarivo.

👑 Joyeux Anniversaire Zandriko ah 🎉🎊🫡Mirary Soa anlah hatrany dia mba matotra amizay fa efa lehibe 😁😉🥰Efa mendrika manam...
23/02/2026

👑 Joyeux Anniversaire Zandriko ah 🎉🎊
🫡Mirary Soa anlah hatrany dia mba matotra amizay fa efa lehibe 😁😉

🥰Efa mendrika manambady lery fa aza varina🥱, Antso Kelly
🎊Rehefa avy eo ny Cadeau Zandriko 🫣

🙏🏽Tongava maro 🙏🏽🙏🏽Mangataka Partage Max 🙏🏽
15/02/2026

🙏🏽Tongava maro 🙏🏽

🙏🏽Mangataka Partage Max 🙏🏽

Projection R+3 Part III – Antananarivo | Ho fanohanana ireo mpianatra ao amin’ny Université de Toamasina

Faly izahay mampahafantatra fa namaly sahady ny fangatahana avy amin’ny Université d’Antananarivo ! 🙌

📍 Salle : Amphi Q1, Faculté des Sciences, Antananarivo
🕙 Heures : 10 h – 14 h – 16 h
💸 Paf : 10 000 Ar
Date : Samedi, 21 février 2026

Marihina fa ny recettes rehetra azo amin’izany dia ientina hanampina ireo mpianatra any Toamasina izay amin’ny alalan’ny fividianana kit universitaires (cahier, stylo, …) nony fandalovan’ny cyclone izay niteraka fahasimbana lehibe, indrindra teo amin’ny tontolon’ny fanabeazana !

Tongava maro ! Iento ny namanao ! Sady miala voly mijery film no manampy ny mpianatra namatsika ! Andao ifanohana ❤️🙏🏾

Les Infos de l'Université d'Antananarivo
Université de Toamasina Officiel

11/02/2026

🚨MANARAHA HATRANY VAOVAO, AZA MIVOAKA NY TRANO RAHA MBOLA MANDRIVOTRA BE.
Raha misy loza
☎️Numero BNGRC:930-0340548068-0340548069

21/01/2026

🏛️ ÉVÉNEMENT HISTORIQUE À L’UNIVERSITÉ D’ANTANANARIVO

​L'Université d'Antananarivo marque une nouvelle étape de son histoire ! Nous avons l'honneur de vous inviter à une journée exceptionnelle.

​📅 Date à retenir : Jeudi 22 Janvier 2026
“Trois moments forts rythmeront cette journée :

Cérémonie d'Investiture : Installation officielle du Président de l'Université, des Responsables de domaine et des Directeurs d'Ecole Doctorale.

Ouverture du 65ème Anniversaire : Lancement des célébrations de plus de six décennies d'excellence académique à l'UA.

Inauguration d'Infrastructure: Réception officielle de la réhabilitation du Nouvel Amphi de la Faculté des Sciences (NAS).

​🕒 Programme de la journée
​MATINÉE : Cérémonie Officielle
​Heure : 08h 15
​Lieu : Nouvel Amphi Sciences (NAS)
​APRÈS-MIDI : Grande Célébration Festive
​Heure : 13h 00
​Lieu : Esplanade Ankatso

​Au programme :
​Concert exceptionnel avec le groupe MAGE 4 🎸
​Animations DJ 🎧
​Animation par MAH
​Entrée : GRATUITE pour tous !
​Venez nombreux célébrer l'avenir de notre Université dans la joie et la fraternité.
​Ensemble, faisons rayonner l'Université d'Antananarivo !



🫤Ny efa tafiditra manontany hoe :🥹 Oviana ilay "Résultats" mamaritra ny fiainako 🥰Iroso sa 🥹ijanona sa 😭"Carton Rouge" a...
05/01/2026

🫤Ny efa tafiditra manontany hoe :
🥹 Oviana ilay "Résultats" mamaritra ny fiainako 🥰Iroso sa 🥹ijanona sa 😭"Carton Rouge" avy hatrany.

🥰Ireo nandefa "dossiers" manontany hoe :
🤝Oviana izahay no mahafantatra hoe voaray ve Tompoko, sa Manao ahoana ?
☺️ amin'ity erinandro ity ny vaovao ho Anareo ireny fa maka aina Tsara aloha fa mety ho tsara ny vokatra ho Anareo.

🙏Aza adino ny Mivavaka Amin'izay Andriamanitrao amin'izay rehetra atao.

☺️Ireto ny Pejy anaranao ny vaovao rehetra ato amin'ny Faculté des Sciences :

✍️Vaovao resaka Administration: Faculté des Sciences - Université d'Antananarivo
✍️ Fikambanan'ny Mpianatra : FMSA - Fikambanan'ny Mpianatra Siantifika Antananarivo

🌟 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🌟📆 Ho tratrin’ny taona vaovao avokoa anie 🤍
22/12/2025

🌟 Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🌟

📆 Ho tratrin’ny taona vaovao avokoa anie 🤍

📚 Ny fiainana ety Ankatso 🎓✍️Ny mianatra ety Ankatso dia sarotra sy ady enjana, kanefa tsy atao mampiembotra izany, fa a...
15/12/2025

📚 Ny fiainana ety Ankatso 🎓

✍️Ny mianatra ety Ankatso dia sarotra sy ady enjana, kanefa tsy atao mampiembotra izany, fa atao hivononana hoe tsy maintsy mianatra mafy rehefa tonga ety Ankatso. Feno fitsapana sy fanahiana izy io, saingy tsy ianareo irery no miatrika izany, fa ny zoky rehetra efa nandalo teo avokoa.

💻Tsy fianarana anaty boky fotsiny izy fa fianarana fiainana ao anatin’ny fiarahamonina vaovao koa : mampianatra faharetana sy fahaiza-miatrika olana izay tsy noeritreretina akory, kanefa tsy maintsy atrehina.

✊Koa aza kivy, manaova ezaka hatrany, satria Andriamanitra no mitarika ny lalana.
💪 Vitany ny hafa, ka tsy ho vitanao ve ?

13/12/2025

🇲🇬 “Izay mahay mandinika no tsy very”, ka ny kolontsaina no mitahiry traikefa sy fahendrena, ary ny siansa no manazava sy manamafy izany.

🖥️ Aza adino fa andro roa sisa dia tapitra ny fandefasana antontan-taratasy hiditra taona voalohan eto amin'ny Fakiolten'ny Siansa ny taom-pianarana 2025-2026.

🫱Rohy momban'ny fandefasana izany: https://www.facebook.com/share/p/1FjSKFEjEK/

🫱Ity ny rohy entina andefasana izany(en ligne): https://siansa.univ-antananarivo.mg/admission/preinscription

🎞️ Rohy ho an’ny torolalana (tuto): https://www.facebook.com/share/v/17ckZXRSh4/

⚠️ FILAZANA MAIKA

✅ Rehefa lasa ny antontan-taratasy (na Paositra Malagasy na en ligne) dia
❌ Tsy misy olona tokony hiantso anao mihitsy hafa tsy ny tompon'andraikitra ety amin'ny Fakiolte, ary tsy misy vola ho alaina any aminao intsony.

🆘 Raha misy miantso anao ka mitaky vola sy tambiny aminao dia aza misalasala miantso ity laharana ity avy hatrany : 034 36 413 54 , hitondra ny tatitra mahakasika izay tranga izay.

📷 Sary "Journée Internationale de la Géodiversité " Hira Gasy niaraka tamin'ny RAMILSON BESIGARA

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261349792063

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hervé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Hervé:

Share