Mpianatra Andry sy Fanilo Anosimbohangy

Directions

Mpianatra Andry sy Fanilo Anosimbohangy Fikambanan'ny mpianatra avy Andilamena mandranto fianarana eto Antananarivo

‼Fampiantsoana‼=>>Ho an'ny Mpianatra avy any  amin'ny Faritra Alaotra Mangoro tsy ankanavaka (Mpianatra mandranto fianar...
12/10/2026

‼Fampiantsoana‼

=>>Ho an'ny Mpianatra avy any amin'ny Faritra Alaotra Mangoro tsy ankanavaka (Mpianatra mandranto fianarana eny amin'ny Anjery Manontolo na miankina na tsy miankina amin'ny Fanjakana eto Antananarivo)

Hisy Solon-tenan'ireo Ray aman-ndreny ho avy hanotrona antsika

Hotanterahina ny Alahady 18 oktobra 2026 amin'iny 2 ora tolakandro

Toerana: Cité Rose Ankatso II

Manentana antsika ho tonga maro‼
Ny mikarakara ny AG dia ny Solon-tenan'ny Mpianatra maromaro avy any Alaotra Mangoro !!

🤝Miarahaba ireo zandry,zoky izay afaka ny fanadinana baccalauréat ary mankahery ireo izay tsy nahomby📢Manentana antsika ...
24/08/2026

🤝Miarahaba ireo zandry,zoky izay afaka ny fanadinana baccalauréat ary mankahery ireo izay tsy nahomby
📢Manentana antsika sahady hanatrika ny an'ity hetsika " Salon d'étudiant" izay maniry handranto fianarana ato amin'ny Université d'Antananarivo✅

🎯 Nouveaux bacheliers et étudiants. Trouvez votre voie. Rendez-vous au Salon de l'Etudiant de l'Université d'Antananarivo.
🗓️ 3 et 4 septembre 2026
📌 Esplanade Ankatso.

🫂Ry mpianatra mpikambana ato amin’ny MAFANO,👉Vonona hitondra aina vaovao sy hihazakazaka amin'ny fampandrosoana ny fikam...
07/08/2026

🫂Ry mpianatra mpikambana ato amin’ny MAFANO,

👉Vonona hitondra aina vaovao sy hihazakazaka amin'ny fampandrosoana ny fikambanantsika ve ianao?

✅Raha efa teo ny asa sy ny ezaka nataon'ny Filoha am-perin'asa, efa manakaiky izao no fotoana hampiomanana ireo handimby sy hitarika ny MAFANO amin'ny dingana manaraka.

🧏Miantso sy mamporisika ireo mpianatra rehetra manana ny vina, ny fahavonona ary ny fitiavana ny fikambanana izahay mba hono am-po sy hiomana sahady amin'ny filatsahana ho fidiana.

🎉 Arahabaina tratry ny tsingerintaona nahaterahana, Mr le trésorier  ! 🎉Mirary fahasalamana feno sy fitahiana, ary hery ...
30/07/2026

🎉 Arahabaina tratry ny tsingerintaona nahaterahana, Mr le trésorier ! 🎉

Mirary fahasalamana feno sy fitahiana, ary hery vaovao ho anao izahay amin’izao andro manan-danja izao. Enga anie hitombo hatrany ny fahombiazana sy ny traikefa ao anatin'ny fikambanana .
Ho ela velona anie ianao, ary ho tanteraka avokoa ny vina sy ny tanjonao rehetra.
Mirary soa sy fifaliana mandrakariva ! 🎂✨

Mirary soa sy fahombiazana ho anareo zoky sy zandry hiatrika ny fanadinana Bakalôrea manomboka rahampitso 20 jolay 2026🙏...
19/07/2026

Mirary soa sy fahombiazana ho anareo zoky sy zandry hiatrika ny fanadinana Bakalôrea manomboka rahampitso 20 jolay 2026🙏




(Sary fanehoana)

📢👉A.G FIZALAOTRA👈📢🗓️ Dimanche 28 Juin 2026🕑 14h30🏛️ Palais des sports MahamasinaAkaigny mifankahita. !!!!
23/06/2026

📢👉A.G FIZALAOTRA👈📢
🗓️ Dimanche 28 Juin 2026
🕑 14h30
🏛️ Palais des sports Mahamasina
Akaigny mifankahita. !!!!

🎂 JOYEUX ANNIVERSAIRE À NOTRE ARTISTE : Brigdman shoutass  ! 🎤🎉Aujourd'hui, toute la famille MAFANO se réunit virtuellem...
22/06/2026

🎂 JOYEUX ANNIVERSAIRE À NOTRE ARTISTE : Brigdman shoutass ! 🎤🎉
Aujourd'hui, toute la famille MAFANO se réunit virtuellement pour souhaiter un excellent anniversaire à l'un des piliers de l'ambiance de nos événements 🙏

13/06/2026

Nos équipes voient leur parcours s’arrêter en quart de final de la Tournoi BAZAMMA face à FCA .
Nous nous excusons auprès de nos supporters de ne pas avoir pu vous satisfaire malgré tous nos efforts.
Félicitations à FCA.
Merci pour votre soutien 🙏

TAFIAKATRA EO AMIN'NY DINGANA 1/8EME DE FINAL NY MAFANO🔥⚽AMIN'NY SABOTSY IZAO NY FOTOANA MANARAKA🤝⚽NDAO HIARAKA HANOHANA...
08/06/2026

TAFIAKATRA EO AMIN'NY DINGANA 1/8EME DE FINAL NY MAFANO🔥⚽

AMIN'NY SABOTSY IZAO NY FOTOANA MANARAKA🤝

⚽NDAO HIARAKA HANOHANA MAFANO

AMIN'NY SABOTSY IZAO NY FOTOANAN-TSIKA REHETRA⚽🫂NDAO HANOHANA MAFANO🔥👉TERRAIN ANKATSO 2 (Terrain Ambany)
03/06/2026

AMIN'NY SABOTSY IZAO NY FOTOANAN-TSIKA REHETRA⚽

🫂NDAO HANOHANA MAFANO🔥

👉TERRAIN ANKATSO 2 (Terrain Ambany)

Address

Ankatso
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpianatra Andry sy Fanilo Anosimbohangy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share