IloRaitra Apiculteur

IloRaitra Apiculteur Vente de service d'accompagnement ,des matériels et de formation apicoles, des colonies d'abeilles

Tolotra mamy be hamaranana ny herinandro❤️🥰Ho tohin'ny fanohanana ireo tanora skoto hiatrika lasy rezionaly dia misy ny:...
26/07/2025

Tolotra mamy be hamaranana ny herinandro❤️🥰

Ho tohin'ny fanohanana ireo tanora skoto hiatrika lasy rezionaly dia misy ny:

-Formation fiompiana tantely ho tanterahina ny Sabotsy 9 Aogositra 2025,ao amin'ny Centre d'animation sociale Tsarafara Sabotsy Namehana.Saram-piofanana:30 000Ar

-Offre miel 4 en 1, isaky ny mividy tantely 4 tavoahangy amin'ny 1 litatra ianao anio hatramin'ny Sabotsy 2 Aogositra 2025 dia mahazo fanomezana "miel en bocal iloraitra apiculteur"🥰 : 22 000ar/L

Aza misalasa mandefa commande🙂

Manao livraison izahay

IloRaitra Apiculteur

16/07/2025

Ankoatry ny service efa mahazatra antsika :
Visite et accompagnement
Récolte
Formation apicole

Dia mivarotra zezika kankana amin'ny vidiny mirary ihany koa izahay!
MP na 034 94 842 62

Aza adino fa afaka hanaovana canard, poulet laqué ihany koa ny tantely ann😍😋Ireo izao misy tantely disponible amin'ny vi...
26/06/2025

Aza adino fa afaka hanaovana canard, poulet laqué ihany koa ny tantely ann😍😋
Ireo izao misy tantely disponible amin'ny vidiny 22 000ariary ny litre .
📍Ho mamy toy ny tantely amidinay ato hatrany ny fifampizarantsika🍯🐝❤️
‼️Tantely Pur tsy misy Ohatran'izany‼️
👉Ny vola azo amin'ity dia entintsika hanohanana ny Kiadin'i Madagasikara Avaradrano

📣 Venez à la rencontre de Nirilala Nambinintsoa, notre stagiaire en communication et marketing chez IloRaitra Apiculteur...
21/06/2025

📣 Venez à la rencontre de Nirilala Nambinintsoa, notre stagiaire en communication et marketing chez IloRaitra Apiculteur ! 🐝🌿

Avec son sourire communicatif, sa curiosité débordante et sa passion évidente pour la nature, Nambinintsoa s’illustre déjà par sa rigueur et sa capacité à valoriser notre activité apicole. Habillée en tenue de protection aux couleurs vives, elle manie avec assurance l'enfumoir et se familiarise rapidement avec les équipements de la ruche. 📷✨

Elle saura bientôt vous faire découvrir, à travers des contenus engageants, les richesses du monde des abeilles et les produits et matériels que nous proposons.

👉 Nous lui souhaitons plein succès dans ce stage enrichissant, en espérant qu’il soit le début d’une belle aventure professionnelle !

Et vous, chers passionnés d’apiculture 🍯🐝, saviez-vous que nous disposons de plusieurs types de matériels apicoles adaptés à tous les niveaux ? Comme ceux que tient Nambinintsoa sur la photo, ils sont disponibles dès maintenant !

🛒 N’attendez plus pour vous équiper auprès de IloRaitra Apiculteur : qualité et savoir-faire garantis !

Tontosa soa aman-tsara teny amin'ny Centre d'Animation Sociale Tsarafara Sabotsy Namehana ny fampiofanana momban'ny ny "...
15/06/2025

Tontosa soa aman-tsara teny amin'ny Centre d'Animation Sociale Tsarafara Sabotsy Namehana ny fampiofanana momban'ny ny "fiompiana tantely manaraka teknika moderna" niarahana tamin'ny Kiadin'i Madagasikara Avaradrano

Nosantarin'ny fikambanana tamin'ny fizarana fitaovana sy tohana kely ho an'ny mpanala fanadinana eo anivon'ny Distrika moa izany izay notronin'ny Ben'ny tanànan'ny Commune Rurale Sabotsy Namehana Njakanavalona Randrianarivelo s'y n'y Délégué an'ny Centre Michel RATOVO.

Nifarana tamin'ny fanolorana mari-pankasitrahana ireo mpiofana sy lokan'ny mandray anjara tamin'ny lalao niarahana tamin'ny IloRaitra Apiculteur

Averina etoana fa ny vola azo rehetra nandritry ny fiofanana dia antomotra manontolo ny fikambanana Kiadin'i Madagasikara Avaradrano ho fanohanana azy ireo amin'ny fiatrehana ny lasy rezionaly hotanterahiny tsy ho ela.

Mirary soa ny fikambanana ary mirary soa ny mpiofana hiompy hahavanona🐝🥰❤️❤️


Miarahaba ireo Ray rehetra amin'izao andro natokana ho anareo izao🥰Misaotra tsy nikely soroka manatanteraka ireo adidy s...
15/06/2025

Miarahaba ireo Ray rehetra amin'izao andro natokana ho anareo izao🥰

Misaotra tsy nikely soroka manatanteraka ireo adidy sy andraikitra ho an'ireo zanaka😊

Mirary soa indrindra ny ekipan'ny IloRaitra Apiculteur



fans

Maro be isika no nanontany hoe misy sakafo ve mandritr'ilay fiofanana rahampitso?Enyyy ohhh!!😁Hisy sakafo amidy amn'iny ...
13/06/2025

Maro be isika no nanontany hoe misy sakafo ve mandritr'ilay fiofanana rahampitso?
Enyyy ohhh!!😁
Hisy sakafo amidy amn'iny vidiny mirary eny an-toerana amin'izay isika tsy sahirana sa ahoana??😁🐝
Izany eo ihany fa avy eo ny valin'ny lalaontsika annn 😊

Kely sisa dia Sabotsy an!!!😊🐝Hisy fitaovana mahakasika ny fiompiana tantely ho amidy eny an-toerana,sady hisy vokatra Ta...
12/06/2025

Kely sisa dia Sabotsy an!!!😊🐝
Hisy fitaovana mahakasika ny fiompiana tantely ho amidy eny an-toerana,sady hisy vokatra Tantely Pur tsy mitapoka afaka mbola amidinareo😅( manome prix de gros izahay ho an'izay mbola hivarotra)

Ho avy ihany koa ny valin'ny lalao hahazoana toerana iray amin'ny fiofananana ny Sabotsy ho avy izao sy Loka hafa ho an'ny faharoa🥰

Izay fa manantena ny fahatongavanareo maro!!🐝😊

𝗜𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝘁𝗲 𝗵𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗽𝗹𝗮𝗰𝗲 1 𝗴𝗿𝗮𝘁𝘂𝗶𝘁 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗳𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗲𝗻 𝗔𝗽𝗶𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗺𝗼𝗱𝗲𝗿𝗻𝗲 amin'ny 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 14 𝗝𝘂𝗶𝗻 2025 ho avy izao???Nd...
08/06/2025

𝗜𝘇𝗮 𝗻𝗼 𝘁𝗲 𝗵𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗽𝗹𝗮𝗰𝗲 1 𝗴𝗿𝗮𝘁𝘂𝗶𝘁 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗳𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗲𝗻 𝗔𝗽𝗶𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗺𝗼𝗱𝗲𝗿𝗻𝗲 amin'ny 𝗦𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 14 𝗝𝘂𝗶𝗻 2025 ho avy izao???
Ndao hiaraka hilalao aminay ary!!!

🎉𝗚𝗜𝗩𝗘𝗪𝗔𝗬 𝗧𝗜𝗠𝗘🎁
Tsotra ny fandraisana anjara!

🎁Lazao ao amin'ny commentaire hoe vao hanomboka sa efa mpiompy tantely ianao izao, dia inviter-o ny namana izay mety ho liana,hanaraka ny page,dia partageo ity publication ity.
👉𝗜𝘇𝗮𝘆 𝗯𝗲 𝗿𝗲𝗮𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝗿𝗺𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗴𝗿𝗮𝘁𝘂𝗶𝘁𝗲 𝗲𝗻 𝗔𝗽𝗶𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗺𝗼𝗱𝗲𝗿𝗻𝗲 + 𝗧𝗮𝗻𝘁𝗲𝗹𝘆 𝗽𝘂𝗿

👉𝗛𝗼 𝗮𝗻'𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘃𝗼𝗮𝘀𝗮𝗿𝗶𝗸𝗮 𝗸𝗼𝘀𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗮𝗵𝗮𝘇𝗼 𝗧𝗮𝗻𝘁𝗲𝗹𝘆 𝗽𝘂𝗿 +𝗺𝘂𝗴 𝗺𝗮𝗵𝗮𝗳𝗮𝘁𝗶𝗳𝗮𝘁𝘆

Amin'ny Zoma ho avy izao no ho avoakantsika ny valin'ny lalao🥰

‼️Mbola tsy tara raha izao vao hanoratra anarana ho amin'ny fiofanana an‼️ ao amin'ny commentaire ao ny détails ⬇️

Ahoana no Fikarakarana ny Tantely Mandritry ny Ririnina ? ❄️🐝‎‎Rehefa vanim-potoana ririnina toy izao dia Tsy dia misy z...
06/06/2025

Ahoana no Fikarakarana ny Tantely Mandritry ny Ririnina ? ❄️🐝

‎Rehefa vanim-potoana ririnina toy izao dia Tsy dia misy zavamaniry manome nektara sy pollen
‎🐝 tsy mivoaka firy intsony ny tantely fa mipetraka fotsiny ao anaty ruche mba hitahiry hafanana

Ireto avy no azontsika atao hanampiana azy ireo amin’izao fotoana sarotra izao:

‎🍯 1. Ahena ny isan’ny cadre ao anaty ruche
‎👉Raha vitsy ny tantely, dia tsy vitany intsony ny mampafana ny toerana rehetra.
‎👉 Esorina ireo cadre tsy misy tantely, asio cadre de partition mba hahafahan’izy ireo mifangaro sy mitangorona amin’ny toerana iray mafana kokoa.
‎‎2. Omeo sirop siramamy (75% siramamy – 25% rano)
‎👉 Aroso amin’ny cadre nourrisseur ao anaty ruche.
‎👉Manampy amin’ny fahavitan-tena ara-tsakafo satria tsy ampy intsony ny sakafo avy any ivelany.
‎‎3. Aleo omena amin’ny hariva ilay sirop
‎👉Amin’ny hariva, tsy dia mihetsika firy intsony ny tantely.
‎👉Manampy amin’ny fisorohana ny tantely hafa tsy ho tonga haka sy hisy ady, sady mitahiry hafanana.
‎‎4. Aza sokafana matetika ny ruche
‎👉Indray mandeha isam-bolana dia efa ampy.
‎👉Raha sokafana matetika ny ruche, dia mivoaka ny hafanana ary manelingelina ny tantely.
‎‎Rehefa tena ilaina vao mitsidika:
‎– Hijery raha mbola ampy ny sakafo
5‎– Hijery raha salama tsara ny tantely (kolonia) ao anatiny

Afaka mizara anaty commentaire ihany koa ianareo raha mbola misy tsy tafiditra !😊

‼️Aza adino fa ny Sabotsy 14 juin ho avy izao ilay fiofanana en présentiel eny amin'ny centre d'animation Sociale Tsarafara Sabotsy namehana,tongava maro fa tsy hanenenana‼️

🐝Quelques retours en images de l'atelier avec les élèves de Bricks 4, ce vendredi 23 mai 2025.Mille merci Bricks 4 Mada ...
25/05/2025

🐝Quelques retours en images de l'atelier avec les élèves de Bricks 4, ce vendredi 23 mai 2025.

Mille merci Bricks 4 Mada de nous avoir fait confiance❤️🌹

Vous aussi, si voulez notre intervention,n'hésitez pas à réserver sur MP votre date d'atelier😊



𝙷𝚊𝚙𝚙𝚢 𝚌𝚞𝚕𝚝𝚞𝚛𝚎🐝‎‎𝗘𝘁 𝘀𝗶 𝗹𝗲𝘀 𝗮𝗯𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗶𝘀𝗽𝗮𝗿𝗮𝗶𝘀𝘀𝗮𝗶𝗲𝗻𝘁 𝗱𝗲𝗺𝗮𝗶𝗻 ?‎‎On parle souvent des abeilles pour leur miel. Mais leur rôl...
20/05/2025

𝙷𝚊𝚙𝚙𝚢 𝚌𝚞𝚕𝚝𝚞𝚛𝚎🐝

‎𝗘𝘁 𝘀𝗶 𝗹𝗲𝘀 𝗮𝗯𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘀 𝗱𝗶𝘀𝗽𝗮𝗿𝗮𝗶𝘀𝘀𝗮𝗶𝗲𝗻𝘁 𝗱𝗲𝗺𝗮𝗶𝗻 ?

‎On parle souvent des abeilles pour leur miel. Mais leur rôle va bien au-delà.

‎Les abeilles sont des ouvrières discrètes mais indispensables. 𝗘𝗹𝗹𝗲𝘀 𝗮𝘀𝘀𝘂𝗿𝗲𝗻𝘁 𝗹𝗮 𝗽𝗼𝗹𝗹𝗶𝗻𝗶𝘀𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱𝗲 75% 𝗱𝗲𝘀 𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀 𝘃𝗶𝘃𝗿𝗶𝗲𝗿𝗲𝘀 , selon la FAO. Sans elles, c’est tout un pan de notre alimentation qui s’effondre : fruits, légumes, graines, oléagineux, épices…

‎Leur disparition aurait des conséquences dramatiques :

-‎Moins de pollinisation = moins de production agricole
‎-‎Moins de production = hausse des prix des aliments
-‎‎Hausse des prix = difficulté d’accès à une alimentation variée et équilibrée, surtout pour les populations les plus vulnérables.

‎🐝‎Mais ce n’est pas tout.
‎Les abeilles participent à l’équilibre même de la biodiversité. Leur travail aide à maintenir des écosystèmes sains, où les plantes, les animaux et les humains coexistent.
‎Sans elles, c’est la chaîne du vivant qui se fragilise.

👉‎Chez Iloraitra Apiculteur, nous ne faisons pas que produire du miel.
‎Nous œuvrons chaque jour pour protéger les abeilles, préserver leur habitat et sensibiliser chacun à leur importance.

‎Protéger les abeilles, c’est protéger notre avenir commun.


Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IloRaitra Apiculteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share