10/06/2026
🇲🇬 Ao anatin’ny fankalazana ny ’ny_Asa_Tanana, dia nandray anjara tamin'ny izany ny tamin'ny alalan'ireo reny tokan-tena mpisitraka ny Tetikasa Sandratra. Nandritra izany dia nisitraka taratasy fanamarinana famaranana fiofanana ary nahazo toerana fampirantiana hanehoana sy hampahafantarana ny vokatra vitany.
Notanterahina niaraka tamin’ny ’ny_Asa_Tanana sy ny ity hetsika ity, ho fanohanana ny fizakan-tena sy ny fampiroboroboana ny asa tanana.
🇲🇫 Dans le cadre de la célébration de la Journée_Mondiale_de_l’Artisanat, Le , à travers les mères célibataires bénéficiaires du Projet Sandratra, a participé à cet événement . Les bénéficiaires ont reçu leurs certificats de fin de formation et ont bénéficiés de stands d’exposition pour présenter et valoriser leurs produits.
Cette activité a été réalisée en partenariat avec le ’Artisanat et le , en faveur de l’autonomisation et de la promotion du savoir-faire artisanal.
'Artisanat