Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora

Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora Skoto indray andro, Skoto mandrakizay

Andrao faha-3Isaorana ny Tompo fa tafiditra tsara anaty lasy ireo Lovitao.Salama tsara daholo ary tena maka fafiny ✌    ...
03/08/2026

Andrao faha-3
Isaorana ny Tompo fa tafiditra tsara anaty lasy ireo Lovitao.
Salama tsara daholo ary tena maka fafiny ✌

πŸ“ΈSary vitsivitsy πŸ‘‡πŸ‘‡
FJKM Ambodiafontsy Maritiora

Neny tiako, hoy ny Tompo amin'ise :"𝐊𝐨𝐚 𝐚𝐧𝐀𝐞𝐑𝐒𝐭𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚, 𝐚𝐳𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐚𝐑𝐨𝐭𝐫𝐚; 𝐑𝐚𝐭𝐚𝐨𝐀𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧𝐚𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐑𝐒𝐧𝐚𝐨; 𝐟𝐚 𝐟𝐚...
31/05/2026

Neny tiako, hoy ny Tompo amin'ise :
"𝐊𝐨𝐚 𝐚𝐧𝐀𝐞𝐑𝐒𝐭𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚, 𝐚𝐳𝐚 𝐦𝐚𝐭𝐚𝐑𝐨𝐭𝐫𝐚; 𝐑𝐚𝐭𝐚𝐨𝐀𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧𝐚𝐨 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐧𝐠𝐚𝐭𝐚𝐑𝐒𝐧𝐚𝐨; 𝐟𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐭𝐫'𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐨 𝐚𝐧-π­πšπ§πšΜ€π§πšπ§'𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐀𝐨 𝐟𝐚 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐨."
π‘π¨π­πš πŸ‘:𝟏𝟏

π“πž 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐳𝐨 π₯𝐨𝐀𝐚 𝐯𝐞 𝐒𝐬𝐞 ? πŸŽπ€π§ππšπ¨ 𝐑𝐒𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚π₯'𝐚𝐳𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 πŸ‘πŸ 𝐦𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” @ 2ora❌ 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐯𝐒𝐝𝐒𝐦-𝐩𝐒𝐝𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚Hetsika iarahana ami...
28/05/2026

π“πž 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐳𝐨 π₯𝐨𝐀𝐚 𝐯𝐞 𝐒𝐬𝐞 ? 🎁
π€π§ππšπ¨ 𝐑𝐒𝐚𝐫𝐚𝐀𝐚 𝐑𝐚𝐧𝐚π₯'𝐚𝐳𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 πŸ‘πŸ 𝐦𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” @ 2ora
❌ 𝐓𝐬𝐲 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐯𝐒𝐝𝐒𝐦-𝐩𝐒𝐝𝐒𝐫𝐚𝐧𝐚

Hetsika iarahana amin'ny
πŸ’ƒπŸ» Zumba (miaraka amin'ny zumba dancer) πŸ•Ί
πŸ†• Fifaninanana KaraokΓ© Γ©vangΓ©lique
🌟 Questions pour un chrétien
🎢 Hira fiderana sy mozika mamy be
πŸ—³οΈ Fisarihana mety ahazoana loka isan'karazany (tantaraina ao amin'ny commentaire)

πŸ“© π‘‰π‘Žπ‘™π‘œπ‘π‘–π‘›'𝑛𝑦 π‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘“π‘œπ‘–π‘§π‘Žπ‘›π‘Ž π‘›π‘œ β„Žπ‘Žπ‘Ÿπ‘œπ‘‘π‘ π‘Žπ‘˜π‘Ž π‘’π‘œ π‘Žπ‘š-π‘π‘–π‘‘π‘–π‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž β„Žπ‘œ π‘“π‘Žπ‘›π‘œβ„Žπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘Ž 𝑛𝑦 π‘†π‘Žπ‘šπ‘π‘Žπ‘›π‘Ž Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora

24/05/2026

Raha misy laza, raha misy dera dia ho an'Andriamanitra irery ihany.
Ankasitrahana manokana ny Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67ha nivatsy aim-panahy ho anay teto amin'ny FJKM Ambodiafontsy Maritiora πŸ™

Antsan-kira fiderana iarahana amin'ny Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67haπŸ—“οΈ 24 may 2026⌚ 2 ora sasany
18/05/2026

Antsan-kira fiderana iarahana amin'ny Trompetra Fanantenana FLM Toby Fanantenana 67ha
πŸ—“οΈ 24 may 2026
⌚ 2 ora sasany

𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐧𝐒𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 anio, indro ary misy π“πžπ§π’π§'π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ§π’π­π«πš ho an'iseπŸ‘ŒRaha tsy niakatra ho any an-danitra i Jesoa dia tsy n...
14/05/2026

𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐧𝐒𝐚𝐀𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 anio, indro ary misy π“πžπ§π’π§'π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ§π’π­π«πš ho an'ise

πŸ‘ŒRaha tsy niakatra ho any an-danitra i Jesoa dia tsy nisokatra ho antsika ny lanitra.
Isika izay mpanota fa nohamariniNY.

πŸŒ… Jesoa dia manamboatra fitoerana ho antsika any an-danitra : manomanana ny toerana ho ahy sy ho an'ise.

πŸŒ„ Ny lanitra misokatra dia varavaran'ny fitahiana ho antsika mpino.
πŸ‘‰ Ny vavaka ataontsika dia tonga any an-danitra fa tsy midona amin'ny rahona fotsiny πŸ˜‰
πŸ‘‰ Fahazoana antoka fa misy ny valim-bavaka. πŸ‘‰ Izay no mahatonga antsika manisy ao anaty vavaka foana hoe : amin'ny anaran'ny Jesoa.

πŸͺ Raha tsy niakatra any an-danitra i Jesoa dia tsy nisy Fanahy Masina nirotsaka ary tsy teraka ny Fiangonana.

πŸ’¦ Raiso amin'ny finoana ny tso-drano omeNY antsika izay maneho ny fahafenoan'ny hery atafin'i Jesoa antsika. Efa nomeny ny tso-drano, ny miaina izany sisa no anjarantsika.

⚠️ Ny fisarahana amin'ny tso-drano dia fidiranana ho amin'ny fanozonana.

π“πžπ§π’π§'π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ§π’π­π«πš 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒𝐬𝐞 :1. Ny mpino manaiky hiasan'ny Fanahy Masina dia sahy milaza ny marina eo anivon'ny fiarah...
03/05/2026

π“πžπ§π’π§'π€π§ππ«π’πšπ¦πšπ§π’π­π«πš 𝐑𝐨 𝐚𝐧'𝐒𝐬𝐞 :
1. Ny mpino manaiky hiasan'ny Fanahy Masina dia sahy milaza ny marina eo anivon'ny fiaraha-monina sy ny firenena.

Tsy mandeha amin'ny fahasahiam-poana tsy misy antony fa mandeha araky ny fitarihan'ny Fanahy Masina

2. Momba ny Mpanompony izay mino sy mankatoa Azy ny Tompo. Izany hoe manaiky sy manaraka ny baikon'ny Tompo sy mitady Azy

3. Ny Fanahy Masina miasa ao amin'ny mino dia mahafoy izay mahafoy an'Andriamanitra

Address

Ambodiafontsy/RN1
Antananarivo
102

Telephone

+261340921828

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava sy Tily faha-28 FJKM Ambodiafontsy Maritiora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share