ISIKA MPANDRESY

ISIKA MPANDRESY PLATEFORME ISIKA MPANDRESY MIARAKA AMIN'I RIJA ETHEL

Tsara ho fantatra.ISIKA MPANDRESY
23/07/2025

Tsara ho fantatra.
ISIKA MPANDRESY

πˆπ‘π„πŽ π€ππƒπ‘π€πˆπŠπˆπ“π‘π€ πˆπ€ππ“π’πŽπ‘πŽπ‡π€π'𝐍𝐘 π…πˆπ‹πŽπ‡π€π'𝐍𝐘 𝐒𝐀𝐃𝐂



ISIKA MPANDRESY
23/07/2025

ISIKA MPANDRESY

π—™π—œπ—Ÿπ—”π—‘π—žπ—˜π—©π—œπ—§π—₯𝗬 𝗑𝗬 π— π—œπ—‘π—œπ—¦π—œπ—§π—₯𝗔
Alatsinainy 21 jolay 2025

Notanterahina androany Alatsinainy 21 jolay 2025 ny Filankevitry ny Minisitra manokana, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ary natrehin’Andriamatoa Praiminisitra, Ntsay Christian, Lehiben’ny Governemanta, sy ireo Minisitra sasantsasany.

23/07/2025

ISIKA MPANDRESY

πŸ’œ Ianareo zandry, zanaka, tabia sy rehareha ankehitriny no ho avin'ity Firenena ity rahatrizayπŸ‡²πŸ‡¬πŸ’œ Anatin'ny fiatrehana a...
21/07/2025

πŸ’œ Ianareo zandry, zanaka, tabia sy rehareha ankehitriny no ho avin'ity Firenena ity rahatrizayπŸ‡²πŸ‡¬
πŸ’œ Anatin'ny fiatrehana adina hahazoana ny diplaoma BaccalaurΓ©at ianareo Rankizy ankehitriny.
πŸ’œ Mirary soa sy fahasalamana ho anareo eo am-piatrehana Izany ny tenako.
πŸ’œ Afaha soa aman-tsara
πŸ’œ Fa eto koa dia miarahaba ireo izay afaka tamin'ireo fanadinana rehetra TΓ©o aloha, tongava amin'ny ambony indrindra anaka! πŸ™
πŸ’œ Fa mankahery kosa izay voatery hamerina indray, tsarovy fa tsy izay miseho Γ nio no hamaritra ny ampitsonao, ataovy sambo-balala main'andro, tsy azoko anio ho azoko ampitso.
Izay Ilay fiainana
πŸ™ Homba anao hatrany Ilay Mpahary
Neny Razafimandimby Rija Ethel Niaina
Rija ETHEL

Tsy ho tompon-trano mihono Ny Vahoaka Televiziona Malagasy TVM , OfisialyISIKA MPANDRESY🟣🟣🟣
17/07/2025

Tsy ho tompon-trano mihono Ny Vahoaka Televiziona Malagasy TVM , OfisialyISIKA MPANDRESY🟣🟣🟣

ISIKA MPANDRESYπŸ§‘πŸ’šπŸ’œ
17/07/2025

ISIKA MPANDRESYπŸ§‘πŸ’šπŸ’œ

Tsy Misy faritra ho diso anjaraMankasitraka PRM πŸ‡²πŸ‡¬Alefa PrΓ©sident Andry RajoelinaISIKA MPANDRESY πŸ’œπŸ’œπŸ’œ
15/07/2025

Tsy Misy faritra ho diso anjara
Mankasitraka PRM πŸ‡²πŸ‡¬
Alefa PrΓ©sident Andry Rajoelina
ISIKA MPANDRESY πŸ’œπŸ’œπŸ’œ

Address

Antananarivo

Telephone

+261349271492

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ISIKA MPANDRESY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ISIKA MPANDRESY:

Share