07/06/2025
YLMA 👂🏻MIHAINO ANAO ✊🇲🇬
🧑🧑🧒🧒 NY FIFANDRAISANA 🧑🧑🧒
Io ny lohahevitra niverimberina tanatin’ity fotoana ity 🥹… Tsy mora tokoa izany hoe tanora ho avy ny fianakaviana nefa tsy mahita lalakombana ary mbola mizaka latsa sy teny marary 😶🌫️ !
Faly izahay nanampy sy nanohana aratsaina ireo izay mila ✨
✊Fotoana iray isam-bolana hifanomezana tanana @ ireo tanora mila fanohanana mila sofina hiaino ary torolalana mba hahay hamindra sy hiatrika ireo vesatra mahazo azy 🫂
P.S : Olona vitsy izay nisoratra anarana ihany no raisina rehefa mihaino anao