17/10/2025
🔹 Fantatrao ve fa misy fiaraha-miasa akaiky eo amin’ny CAP Métiers sy ny Page recrutement canadien momba ny Fampananan’asa? 🤝
Mitovy ny tanjona dia ny hanampy ireo orinasa any Canada hahita mpiasa mahay sy matihanina avy eto Madagascar , ary koa ny hanome tombony manokana ho an’ireo efa manana traikefa. 🇨🇦💼
👉 Raha efa manana traikefa ary dia ianao, aza miandry ela na misalasala!
Efa afaka mampihatra avy hatrany amin’ny rohy etsy ambany: Tsindrio ny rohy ho an'ny couvreur sy charpentier
🔗 https://votrepage.ca/emplois/couvreur-h-f/
🔗 https://votrepage.ca/emplois/charpentier-h-f/
Manana ny pejy facebook ny koa ny PAGE ary
🧭 Ho an’ireo mbola tsy manana traikefa nefa te hahazo orientation sy formation, manatona mivantana ny CAP Métiers — vonona hanampy anao izahay hanorina ny hoavinao arak'asa.