25/03/2026
Misaotra an'Andriamanitra isika fa tontosa soamantsara ny Lftt faritra Irà izay nandraisan'ny Sokajy Domohina sy Sokajy Kankafotra anjara, notanterahina ny 21-22 Martsa lasa teo🩵🤍
Indro zaraina amintsika ny sary vitsy tany