22/04/2024
Ity no pagetsika association fifankatiavana avaradoha na ny AFA,isika izay rehetra zafiafy terak i dadabe RAKOTOSON dia afaka maneho hevitra ato na mpub sarintsika na programa na hetsika tiana watao,fa indrindra ny fampahafantarana ny mombantsika,koa samy arabaina tongasoa maneho sarintsika isakin ny famille e😘😘😘😘😘