Centre Akany Iarivo Mivoy

Centre Akany Iarivo Mivoy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Akany Iarivo Mivoy, Community Center, Anosizato, Antananarivo.

Le Centre Akany Iarivo Mivoy est un centre d'hébergement et de réinsertion sociale, à destination des familles et des personnes sans-abris et en situation de précarité à Antananarivo.

🎉 Arabaina rankizy 🎉Tsy dia misy ho lazaina fa dia tena hoe faly izahay noho izao fahafahanareo CEPE izao. Aza adino fa ...
23/06/2026

🎉 Arabaina rankizy 🎉

Tsy dia misy ho lazaina fa dia tena hoe faly izahay noho izao fahafahanareo CEPE izao. Aza adino fa nohon'n fikirizana sy ny fahazotanareo no nahazoana izao vokatra tena tsara izao👏

Mahomby ny ankizy rehefa milamina sy mahazo fanohanana ny fianakaviana. Fanamby apetrakay eto amin'ny AIM izany mba hananan’ny ankizy tontolo tsara hanorenany ny hoaviny.

💙 Misaotra rankizy! Mirary fahombiazana hatrany amin’ny dingana manaraka!

--
🎉 Félicitations les enfants 🎉

Nous sommes très fiers de vous et de cette belle étape que vous venez de franchir, CEPE en poche!. Votre travail et votre persévérance ont porté leurs fruits. 👏

Un enfant a toutes les chances de s'épanouir et de réussir lorsqu'il grandit dans un environnement familial plus stable. Nous accompagnons les familles afin d'offrir aux enfants les meilleures conditions pour construire leur avenir.

💙 Merci de nous offrir cette immense fierté, et encore bravo à vous trois !

Ankizin'ny AIM telo no hiatrika fanadinana CEPE androany.Rabemanantsoa Tsiaroniaina Vaniala / 12 taonaRakotoarison Emili...
16/06/2026

Ankizin'ny AIM telo no hiatrika fanadinana CEPE androany.
Rabemanantsoa Tsiaroniaina Vaniala / 12 taona
Rakotoarison Emilie Francie / 11 taona
Heriniaina Lucas Sylvano / 11 taona

Tsy mora ho an'zareo ny nanatontosa ny taompiaranara, saingy, sady sahy ry zareo no indrindra indrindra vonona ihany koa 💪

Ny mponin'ny Akany iray manontolo miaraka amin'ireo ekipa rehetra no miray fo hirary soa ho anareo Telo mianadahy. Mahavita soa rankizy an🥰🙏 ary indrindra mirary fahombiazana ho an'izay mety ho vokatra avy eo.

Atokiso ny tenanareo, tahaka ny atokisanay anareo❤️



--

Trois de nos enfants passent l’examen du CEPE aujourd'hui.

Rabemanantsoa Tsiaroniaina Vaniala / 12 ans
Rakotoarison Emilie Francie / 11 ans
Heriniaina Lucas Sylvano / 11 ans

Leur parcours n’a pas toujours été facile mais ils ont avancé avec persévérance et détermination.

Toute la grande famille du Centre vous adresse ses plus sincères encouragements. Nous vous souhaitons bonne chance, beaucoup de sérénité pendant les épreuves et, surtout, une belle réussite pour la suite.

Croyez en vous, comme nous croyons en vous. ❤️

🎓 CEPE BLANC 2026 / Antananarivo Niatrika ny fanadinana "CEPE blanc" tao amin'ny EPP Anosibe ireto ankizinay ireto omaly...
29/04/2026

🎓 CEPE BLANC 2026 / Antananarivo
Niatrika ny fanadinana "CEPE blanc" tao amin'ny EPP Anosibe ireto ankizinay ireto omaly tontolo andro.

🙏 Andao isika hiray fo ka hirary soa azy ireo, satria ny fitiavana sy ny fanohanana dia hery lehibe ho an’ny fahombiazana.
💪 Tohizo ny ezaka rankizy an! Amin'ny 16 jona indray no fotoana lehibe
❤️ Izahay eto foana an ❤️

🎓 CEPE Blanc 2026 – Antananarivo
Hier, 3 de nos enfants ont participé au CEPE blanc à Antananarivo… un moment rempli d’efforts, d’espoir et de rêves 💫

🙏 Envoyons-leur nos encouragements. Ils en ont besoin, et ils le méritent profondément.

💪 Continuez à croire en vous, chers enfants. Le grand jour approche : 16 juin 📅
❤️ Nous sommes là, à chaque étape, fiers de vous accompagner ❤️

Fialantsasatry ny P***a 🐣Araho an-tsary ireo hetsika niarahanay nifaly sy nizara tsiky 📸✨Mankasitraka indrindra ireo reh...
10/04/2026

Fialantsasatry ny P***a 🐣
Araho an-tsary ireo hetsika niarahanay nifaly sy nizara tsiky 📸✨

Mankasitraka indrindra ireo rehetra nanolo-tena sy niara-nizara taminay ireo fotoana mamy tsy ho hadinoinay 🤝

Amin'ny manaraka indray 😊🌟

--
Vacances de Pâques 🐣
Revivez en images 📸✨
Ces moments de joie resteront gravés dans nos cœurs 💖

Un grand merci à toutes les personnes qui se sont engagées et ont partagé avec nous ces instants précieux 🤝

À très bientôt pour de nouvelles aventures 😊🌟
'ER

FAHADIOVANA, ANTOKY NY FAHASALAMANA 🧼✨Tokotany, ireo efitra maro eto anivon'ny akany (fianarana, fanaovana fiofana ara-k...
30/03/2026

FAHADIOVANA, ANTOKY NY FAHASALAMANA 🧼✨
Tokotany, ireo efitra maro eto anivon'ny akany (fianarana, fanaovana fiofana ara-kasa, fitehirizana entana sy sakafo, fatoriana,fitaizana zaza, fianarana, sns), ny lakozia, ny toerana fanasana lamba, ny fisakafoanana, ary ny trano fidiovana sy fandroana..
Ireo rehetra ireo dia diovina isan’andro, maraina sy hariva… Tontolo madio, fahasalamana ho an'ny tsirairay💙
Araho antsary ary e! 📸

--
LA PROPRETÉ, GARANTE DE LA SANTÉ 🧼✨
Au sein du centre, chaque espace compte : la cour, les salles (classe, formation professionnelle, stockage, dortoir, crèche), la cuisine, le lavoir, le réfectoire, ainsi que les toilettes et les douches. Tous, sont nettoyés chaque jour, matin et après-midi .
Parce qu’un environnement propre, c’est aussi le bien-être de tous 💙

Découvrez en photo 📸

23/03/2026

23 MARSA 2020 - 23 MARSA 2026 ❤❤
Maro no efa vita, betsaka ihany koa ny mbola miandry!
Misaotra anareo rehetra nanohana ny Akany Iarivo Mivoy tao anatin'izay 6 taona nanarenana fiainan'olona izay, misaotra natoky ary indrindra misaotra nisy!🙌

Mbola hiaraka isika mandritra ny 6 taona ho avy… Ndao ary eh💪🎉
--
23 MARS 2020 - 23 MARS 2026
Nous avons parcouru un long chemin durant les 6 dernières années...mais le meilleur reste à venir ! Un grand merci à tous ceux qui ont cru en nous depuis le début. Merci pour votre soutien, pour votre confiance, pour votre bienveillance envers nos résidents! 🙌 Continuons d'avancer ensemble pour changer des parcours de vie.

Aux 6 prochaines années et au-delà !💪🎉

🍽️ Ny Sakafonay Anio☀️ Sakafo maraina: Vary amin’anana / café🍛 Sakafo atoandro: Vary sy laoka (legioma isan-karazany + h...
16/03/2026

🍽️ Ny Sakafonay Anio

☀️ Sakafo maraina: Vary amin’anana / café
🍛 Sakafo atoandro: Vary sy laoka (legioma isan-karazany + hena/trondro) + tsindri-tsakafo
🌽 Goûter: Koba amin’ny tolakandro
🌙 Sakafo hariva: Vary sy laoka
Miezaka isan’andro manolotra sakafo madio sy ara-pahasalamana ho an’ireo mponina eto amin'ny akany.

🙏 Mankasitraka hatrany an’ireo rehetra manohana, nahatoky ary indrindra manampy anay hanohy izany ezaka izany.

--
🍽️ Notre menu du jour

☀️ Petit-déjeuner : Vary amin’anana / café
🍛 Déjeuner : Riz + accompagnement (légumes variés + viande/poisson) + dessert
🌽 Goûter : Koba dans l’après-midi
🌙 Dîner : Riz + accompagnement
Chaque jour, nous faisons de notre mieux pour offrir des repas équilibrés et sains aux résidents du centre.

🙏 Nous remercions sincèrement toutes les personnes qui nous soutiennent, nous font confiance et nous aident, à poursuivre ces efforts.

11/03/2026

Izy no Nirina! Iza no mpitantana lefitra ato amin'ny AIM! Alefa Nirina!❤️❤️
--
Notre fameuse Nirina, celle qui co-gère le centre AIM avec amour et passion! ❤️❤️

✨ MISAOTRA NANDRAY ANJARA ✨Nohavaozina avokoa ireo seza rehetra eto anivon'ny Akany. Tolo-tanana avy amin'ireo "ACTers" ...
03/03/2026

✨ MISAOTRA NANDRAY ANJARA ✨

Nohavaozina avokoa ireo seza rehetra eto anivon'ny Akany. Tolo-tanana avy amin'ireo "ACTers" no nahatontosana ity andro manokana ity.

Ankoatra ny fanatsarana, natao izao hetsika izao mba ho fanomezana endrika vaovao ny tontolonay isan'andro eto amin'ny Akany.
Nanolo tena, nahafoy fotoana, porofo fa miaraka isika, na dia ny hetsika tsotra indrindra aza dia misy fiantraikany hatrany amin'ny olona

🙏 Misaotra tompoko! Dia amin'ny manaraka indray.

------
✨ Un grand merci pour votre participation ! ✨

Toutes les chaises ont été poncées et vernies avec soin!

Au-delà de l’amélioration matérielle, cette action a redonné éclat, dignité et confort à notre espace de vie.
Votre mobilisation démontre qu’ensemble, même les actions les plus simples peuvent avoir un impact concret et profondément humain.

🙏 Merci pour votre temps, votre énergie et votre cœur! A très bientôt

Address

Anosizato
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Akany Iarivo Mivoy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share