Association des Maîtres-Chiens Privés de Madagascar

Association des Maîtres-Chiens Privés de Madagascar Bienvenue sur la page officielle de l'AMCPM. Découvrez notre réseau de Maîtres-Chiens Privés certifiés et expérimentés à Madagascar. 🤝

Niankan tsehatra ihany koa ny equipan ny AMCPM nandritran ity MDS 2026 ity , mankasitra antsika rehetra hatrany 🙏🙏🙏
18/05/2026

Niankan tsehatra ihany koa ny equipan ny AMCPM nandritran ity MDS 2026 ity , mankasitra antsika rehetra hatrany 🙏🙏🙏

maro no liana amin izy ity , io ary ilay fotoana
20/04/2026

maro no liana amin izy ity , io ary ilay fotoana

🔥 MIARAHABA ANTSIKA REHETRA! 🔥
🐾 Tsy azo adino ity fotoana ity ho an’ny mpankafy sy matihanina amin’ny alika! 🐾
Manasa anao izahay hanatrika:
🎓 Séance d’Information & Formation
📌 Lohahevitra : Évaluation & MDS
👥 Natokana ho an’ny Maîtres-chiens & Handlers rehetra
🗓 Daty : Sabotsy 25 Avril
⏰ Ora : manomboka amin’ny 9 ora maraina
📍 Toerana : IKM Antsahavola
⚠️ Voafetra ny toerana!
👉 Koa misorata anarana dieny izao amin’ny pejy ACYM
📅 Daty farany : Alakamisy 23 Avril

💥 TSY MISY VIDIM-PIDIRANA – MAIMAIM-POANA TANTERAKA! 💥

✨ Aza tara fa fotoana tsara hanamafisana ny fahaiza-manao sy hifampizarana traikefa amin’ireo matihanina hafa!

Infoline: 0331528077

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des Maîtres-Chiens Privés de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association des Maîtres-Chiens Privés de Madagascar:

Shortcuts

Share