Gasy MifankaTia - GMT

Gasy MifankaTia - GMT Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy MifankaTia - GMT, Nonprofit Organization, Antananarivo.

Ny soatoavina ananan'ny olom-pirenena malagasy vanona dia ny :
- fitiavan-tanindrazana
- fifankatiavana ao anatin'ny fahasamihafana
- fihavanana sy ny firaisan-kina

20/05/2026

🙏🤝✊

Tsy mahafaly,...henatra be tokoa ity sary fanehoana ity saingy ilaina foana ny fanehoan-kevitra fa mety hanova zavatra🙏🇲...
04/05/2026

Tsy mahafaly,...henatra be tokoa ity sary fanehoana ity saingy ilaina foana ny fanehoan-kevitra fa mety hanova zavatra🙏🇲🇬
-karena




Mankasitraka -baovao Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM
03/05/2026

Mankasitraka -baovao Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

24/02/2026

Politika eto Madagasikaara🇲🇬

Mandeha ny resaka amin'izao fa tsy mahay manao politika ny fitindràna misy. Kanefa, raha mahafantatra ny dikan'ilay hoe Politika dia ny asa no hijerena fa tsy mitsara be fahatany fotsiny. Ekena fa ilaina ny fanakianana manatsara, fa rehefa ny kiana kosa no miendrika fanavakavahana na fisaritana ny sain'ny olona iray mankany amin'ny firehan-kevitra hafa mifanohitra be amin'ilay misy dia aleo manadihady momba ilay mpaneho hevitra Fa ny "influence" manodidima sy "background" an'ilay olona dia misy dikany avokoa satria mety hanova ny fisainany ho lasa manompo be fahatany an'ilay firehan-kevitra.

Mba jereo ihany ny olona tena mahay rehefa miresaka ny raharaha politika. Ohatra : France, Amerikanina.

Tena ny Zava-misy toy ny isa sy tranga misy no entina manazava sy manohana ny fanehoan-kevitra aroson'ny olona any. Fa ny aty tena, toa zavatra mampihetsipo sy mampihentampo na mampietsika ny ambompo no betsaka ka mailo hatrany amin'ny vaovao hita, he no na vakiana.






04/02/2025

Mba ho tafita dia mila manana tanjona aloha
Rehefa manana tanjona dia mila milofo sy miezaka

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy MifankaTia - GMT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share