Club d’enfants - MAE LLB Tana

Club d’enfants - MAE LLB Tana Ny MAE na "Ministère Auprès des Enfants" dia sehatr'asa eo anivon'ny FMMB mitaiza sy manabe ny ank

PaixMiarahaba ny Reny rehetra. Mahatsiaro manokana ny reny mpiahy ny MAE dia i zoky Minah Rafalimanana. Paix. Ny teny fi...
31/05/2026

Paix
Miarahaba ny Reny rehetra. Mahatsiaro manokana ny reny mpiahy ny MAE dia i zoky Minah Rafalimanana. Paix. Ny teny fikasan'ny Tompontsika dia efa votsotra, anjaran'ny Reny sisa ny mandray Azy. Mirary fankalazana sambatra ho anareo.
Tahian'ny Tompo

LECTEUR CADETVAVAKA ISAN'ANDRO:Alahady: "Ny mpitondra fivavahana sy ny fiangonana ary ny kristianina"📌Comment lire la Bi...
31/05/2026

LECTEUR CADET

VAVAKA ISAN'ANDRO:
Alahady: "Ny mpitondra fivavahana sy ny fiangonana ary ny kristianina"

📌Comment lire la Bible chaque jour?
👉PRIE: "Seigneur ouvre mes yeux et mes oreilles pour que Ta parole entre dans mon coeur"
👉LIS: Dans la Bible le passage indiqué dans ce petit guide (Le Lecteur Cadet)
Tite 2.6-11 signifie: lis Tites, chapitre 2, les versets 6 à 11
👉REFLECHIS: réponds aux questions suivantes:
1.De qui ou de quoi parlent ces versets
2.Qu'est-ce que j'apprends sur Dieu? Sur Jésus? Sur le Saint-Esprit?
3.Y'a-t-il un bon exemple à suivre ou un mauvais exemple à éviter?
4.Y'a-t-il un ordre auquel obéir?
5.Y'a-t-il une promesse pour moi?
👉PRIE: Parle à Dieu, réponds à ce qu'il t'a dit pendant ta méditation
Dis Lui: MERCI, PARDON ou S'IL TE PLAÎT
🙏OBEIS: Va et mets en pratique

31/05/2026
VAVAKA ISAN'ANDRO:Alahady: "Ny mpitondra fivavahana sy ny fiangonana ary ny kristianina"
31/05/2026

VAVAKA ISAN'ANDRO:
Alahady: "Ny mpitondra fivavahana sy ny fiangonana ary ny kristianina"

PaixNoho ny fiarahantsika miombona amin'ny hetsika GDOP Madagascar 2026, izay mifanindry amin'ny datin'ny lasy PS ny 14 ...
30/05/2026

Paix
Noho ny fiarahantsika miombona amin'ny hetsika GDOP Madagascar 2026, izay mifanindry amin'ny datin'ny lasy PS ny 14 sy 15 Jona 2026, dia hahemotra amin'ny Sabotsy 04 sy Alahady 05 Jolay 2026 ny Lasy PS. Ny toerana dia tsy miova fa eny Mandriambero ihany.
Miala tsiny indrindra tompoko amin'izay mety ho fanelingelenana aterak'izany fiovan'ny fanapahan-kevitra izany. Ny Tompo hiaro ny fontsika sy ny saintsika. Tahian'ny Tompo

LECTEUR CADETVAVAKA ISAN'ANDRO:Sabotsy: "Ny manam-pahefana isan-tokony sy isan'ambaratonga ary ny firenena"📌Comment lire...
30/05/2026

LECTEUR CADET

VAVAKA ISAN'ANDRO:
Sabotsy: "Ny manam-pahefana isan-tokony sy isan'ambaratonga ary ny firenena"

📌Comment lire la Bible chaque jour?
👉PRIE: "Seigneur ouvre mes yeux et mes oreilles pour que Ta parole entre dans mon coeur"
👉LIS: Dans la Bible le passage indiqué dans ce petit guide (Le Lecteur Cadet)
Tite 2.6-11 signifie: lis Tites, chapitre 2, les versets 6 à 11
👉REFLECHIS: réponds aux questions suivantes:
1.De qui ou de quoi parlent ces versets
2.Qu'est-ce que j'apprends sur Dieu? Sur Jésus? Sur le Saint-Esprit?
3.Y'a-t-il un bon exemple à suivre ou un mauvais exemple à éviter?
4.Y'a-t-il un ordre auquel obéir?
5.Y'a-t-il une promesse pour moi?
👉PRIE: Parle à Dieu, réponds à ce qu'il t'a dit pendant ta méditation
Dis Lui: MERCI, PARDON ou S'IL TE PLAÎT
🙏OBEIS: Va et mets en pratique

VAVAKA ISAN'ANDRO:Sabotsy: "Ny manam-pahefana isan-tokony sy isan'ambaratonga ary ny firenena"
30/05/2026

VAVAKA ISAN'ANDRO:
Sabotsy: "Ny manam-pahefana isan-tokony sy isan'ambaratonga ary ny firenena"

PaixGDOP-MADA Fiomankomanana
29/05/2026

Paix
GDOP-MADA Fiomankomanana

LECTEUR CADETVAVAKA ISAN'ANDRO:Zoma: "Ny fitantanana, ny fitandremam-pananana sy ny famoriana ny hoentimanana eto amin'n...
29/05/2026

LECTEUR CADET

VAVAKA ISAN'ANDRO:
Zoma: "Ny fitantanana, ny fitandremam-pananana sy ny famoriana ny hoentimanana eto amin'ny FMMB. Ny fandriampahalemana sy ny tontolony"

📌Comment lire la Bible chaque jour?
👉PRIE: "Seigneur ouvre mes yeux et mes oreilles pour que Ta parole entre dans mon coeur"
👉LIS: Dans la Bible le passage indiqué dans ce petit guide (Le Lecteur Cadet)
Tite 2.6-11 signifie: lis Tites, chapitre 2, les versets 6 à 11
👉REFLECHIS: réponds aux questions suivantes:
1.De qui ou de quoi parlent ces versets
2.Qu'est-ce que j'apprends sur Dieu? Sur Jésus? Sur le Saint-Esprit?
3.Y'a-t-il un bon exemple à suivre ou un mauvais exemple à éviter?
4.Y'a-t-il un ordre auquel obéir?
5.Y'a-t-il une promesse pour moi?
👉PRIE: Parle à Dieu, réponds à ce qu'il t'a dit pendant ta méditation
Dis Lui: MERCI, PARDON ou S'IL TE PLAÎT
🙏OBEIS: Va et mets en pratique

Address

Ligue Pour La Lecture De La Bible Antaninarenina
Antananarivo
101

Opening Hours

14:30 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Club d’enfants - MAE LLB Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share