Ank'Izy Team Ankadifotsy

Ank'Izy Team Ankadifotsy Tanora mpilatsaka an-tsitrapo manampy ireo ankizy eny @ EPP mba hananan'izy ireo hoavy mamiratra

Manasa antsika rehetra ho tonga maro amin'io fotoana io🤗🤗
08/09/2024

Manasa antsika rehetra ho tonga maro amin'io fotoana io🤗🤗

[9 Mois 0 Alcool]

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena iadiana amin'ny fiatraikan'ny fisotroan'ny vehivavy zava-pisotro misy alkaola mandritra ny fitondrana Vohoka

👉 Ny SAF-OI MADA sy ny ASPE ary ny Association Ank'Izy dia mikarakara valan-dresaka hoan'ny mpanao gazety arahina adihevitra hoan'ny be sy ny maro ny 09 septambra 2024 ao amin'ny Maison du numérique Ambanonakanga amin'ny 1ora-2ora tolakandro.

Izany dia natao indrindra hampahafantarana sy hanetsehana ireo tanora mahakasika ny SAF (Syndrome d'Alcoolisation Foetale).

Manantena ny fahatongavantsika rehetra!

Address

Ankadifotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ank'Izy Team Ankadifotsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ank'Izy Team Ankadifotsy:

Share