22/06/2026
Tsy eo imasonay intsony ianao, nefa mitoetra mandrakariva ao am-ponay ny fahatsiarovanao."
🕊️Mandria am-piadanana, ry zoky malala.🕊️
Ho velona ao am-ponay mandrakizay ny fahatsiarovanao izay navelanao tato amin'ny andiany ,zoky fitaratra modely nodimbiasina