02/08/2026
โ๐๐ข๐จ๐ฅ๐ก๐๐ง๐จ๐ฅ๐๐ฆ ๐ฆ๐๐ข๐๐๐๐ฅ๐๐ฆโ๏ธ
Andao hanomanana ny fidiran'ny mpianatra miaraka amin'ny Sampati-af.
Ny tapakila dia afaka jifain'ise sahady amin'ny vidiny 55000ar ary isafidianan'ise ny pack izay alain'ise.
Toa izao ny andinindininy:
๐๏ธDaty: 22 Aogositra 2026
๐Toerana: Akany Andravoahangy Fivavahana
๐Ora: 14h - 17h
Misokatra ny 8 aogositra ny fandraisana ny commande. Aza misalasala manantona mivantana na mandefa hafatra miafina.
๐๐ต๐ ๐ฝ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐ ๐๐'๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ด๐จ๐ต๐ฐ๐ป๐น๐จ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐.๐ฅ
______________________________________________
๐๐๐๐๐
Sampati Fjkm Andravoahangy Fivavahana
๐ตโช