PRO ANR Fianarantsoa

PRO ANR Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from PRO ANR Fianarantsoa, Nonprofit Organization, Route de Majunga – RN: 4 Manakambahiny Lot n°II P62 – ANDRIANIFONANA ANOSIA, Antananarivo.

27/02/2025
Teto @ FKT Lambohazana Kaominina Alakamisy Ambohimaha disitrika ny Lalangina ny ivon'ny fanokafana tamin'ny fomba ofisia...
14/02/2025

Teto @ FKT Lambohazana Kaominina Alakamisy Ambohimaha disitrika ny Lalangina ny ivon'ny fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny taompam-bolenkazo ny taona 2025 ho an'ny Faritra Matsiatra ambony.
Izany dia notarihin'Atoa Governora Lova Paupil Razafindrafito sy Atoa Thiery Ralaiharison ary nohotronin'ireo Solombavambahoaka rehetra ato @ faritra ary anisany tonga nanefa ny adidiny ihany koa ny Filohan'ny Antoko TGV sady Solombavambahoaka Atoa Victor Razafindrakoto
Mamboly hazo tanora hialofana rehefa antitra.
Ny ala antoky ny rano sy ny angovo.
🙏👍👍💪💪🙏

04/02/2025
IZY Ilay Minisitra miady mafy amin'ny kolikolyTsy mitsahatra ny mitady vahaolana indrindra fa eo Amin'ny lafiny fampiana...
04/02/2025

IZY Ilay Minisitra miady mafy amin'ny kolikoly
Tsy mitsahatra ny mitady vahaolana indrindra fa eo Amin'ny lafiny fampianarana
Mijery manokana ny tombotsoan'ny RENY amin'ny alalan'ny fanomezana asa toy ny zaitra aron'akanjo
Miezaka mikaroka vahaolana maharitra satria mantsy ny azy dia ny hoe:ASA IHIANY,ASA HATRANY
Mankasitraka hatrany Ramatoa Minisitra Sahondrarimalala Marie Michelle

Anisany asa vitan'ireo fikambanambehivavy PRO ANR FIANARANTSOA
28/12/2024

Anisany asa vitan'ireo fikambanambehivavy PRO ANR FIANARANTSOA

N'y PRO ANR FIANARANTSOA dia mampiofana antsika hay asa Tanana toy ny:zaitra           Savony          Charbon écologiqu...
28/12/2024

N'y PRO ANR FIANARANTSOA dia mampiofana antsika hay asa Tanana toy ny:zaitra
Savony
Charbon écologique
M**o mamy sns.......

Anisany nisitraka ny fazahoana ny zanak'akoho nozarain'ilay RENY MPIAHY  ny fikambanambehivavy PRO ANR FIANARANTSOA
28/12/2024

Anisany nisitraka ny fazahoana ny zanak'akoho nozarain'ilay RENY MPIAHY ny fikambanambehivavy PRO ANR FIANARANTSOA

Pack tsinjo Noël TSA MISY manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy
28/12/2024

Pack tsinjo Noël

TSA MISY manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy

Address

Route De Majunga – RN: 4 Manakambahiny Lot N°II P62 – ANDRIANIFONANA ANOSIA
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PRO ANR Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share