14/06/2026
HARO (VINI) Izy no mpilalao mendrika voafidy tamin'ny Lalao androany , ary izy ihany ko no leader ny EKIPA ka tsy mitsahatra manome ny tsara hatrany. Izy mo no nampiditra ny baolina telo (03) tamin'ireo baolina 06 maty nanoloana ny FC TUC TUC Soavinandrina.
NET Plus 06 - 02 FC TUC TUC S/NA