Zanak'i Bongatsara

Zanak'i Bongatsara Fitondrana soso-kevitra avy amintsika Fokonolona ho entiny hampandrososoana ny tanindrazana

๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜† ๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ
๐˜€๐˜† ๐—™๐—ฒ๐—ผ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
ANTOKO POLITIKA HIVONDRONAN'NY TANORA
SY NY OLOM-PIRENENA REHETRA VONONA
NY HANDRAY ANDRAIKITRA HO AN'I BONGATSARA
''Mijoro ho tompon'andraikitra''

02/03/2026

Midira mp ao Tsiry Harro daholo ianareo Masoivoho sy ireo ekipa rehetra mpiara-miasa hatramin'izay fa hiresaka isika

01/03/2026

๐—›๐—ข ๐—”๐—ก๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐— ๐—”๐—ฆ๐—ข๐—œ๐—ฉ๐—ข๐—›๐—ข ๐—ฆ๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ž๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐— ๐—” ๐—ฅ๐—˜๐—›๐—˜๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—”๐—ก-๐—ž๐—”๐—ก๐—”๐—ฉ๐—”๐—ž๐—” ๐—œ๐—ง๐—ฌ!
๐—›๐—ถ๐—ท๐—ผ๐—ฟ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ,๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐˜ƒ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ,

๐—›๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜๐˜† ๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ผ ๐—ถ๐˜๐˜†,
na iza ianao na iza ka mbola vonona hitondra anjara-biriky amin'ny fampandrosoana an'ity fiarahamonina misy antsika ity, dia mitsangana fa hitsangana hiaraka aminareo izahay,

๐—›๐—ถ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—”๐—ป๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ผ ๐—ฝ๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐—ธ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ (๐—ง๐— ๐—”) ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ตa๐—ฝ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ,

Tsy ho ela ny Fampahafantarana izany,
Ho avy tsy ho ela ny Famerenena indray ny firaisan-kinan-tsika ,

''๐˜”๐˜ช๐˜ซ๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ฐ ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ฌ๐˜ข, ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜จ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ข ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ข๐˜ท๐˜บ''
'' ๐˜”๐˜ช๐˜ซ๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ฐ ๐˜ฉ๐˜ฐ ๐˜ต๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ฏ'๐˜ข๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ฌ๐˜ช๐˜ต๐˜ณ๐˜ข ''
________________________________________
โ€ผ๏ธ๐˜ผ๐™‰๐™๐™Ž๐™Šโ€ผ๏ธ
โ–ช๏ธ๐™ƒ๐™ค ๐™–๐™ฃ'๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™—๐™ค๐™ก๐™– ๐™ซ๐™ค๐™ฃ๐™ค๐™ฃ๐™–,
๐™ฉ๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ซ๐™– ๐™๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข๐™–๐™›๐™ฎ ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฉ๐™š๐™ค ๐™–๐™ก๐™ค๐™๐™–,
(Midira mp eto na ao amin'ny )
โ–ช๏ธ๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฎ ๐™ข๐™–๐™ฃ๐™–๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ ๐™–๐™จ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™๐™ค ๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ ๐™–๐™ข๐™—๐™–๐™ฃ๐™– ๐™‘๐™–๐™ค๐™ซ๐™–๐™ค,
๐™๐™ค๐™ฃ๐™œ๐™–๐™ซ๐™– ๐™ข๐™ž๐™ง๐™š๐™จ๐™–๐™ ๐™– ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™–๐™›๐™–๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™ข๐™ž๐™ฉ๐™ค๐™ ๐™–๐™ฃ๐™– (๐™ข๐™ฅ) ๐™ฃ๐™– ๐™ข๐™ž๐™ง๐™š๐™จ๐™–๐™ ๐™– ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ Tsiry Harro ๐™ข๐™ž๐™ซ๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™– .
harenin-tsika miaraka izay tsy nety teo aloha mba ahafahan-tsika miakatsaka tanjona iray Vaovao sy Fampandrosoana iombonana ho an'ny Tananan-tsika.

๐Ÿ“ฑโžก๏ธAraho ny Pejy ahafanao manaraka ireo hetsika rehetra ato ho ato



Mandeha mifidy dia aza amidy ny safidinao
11/12/2024

Mandeha mifidy dia aza amidy ny safidinao

Hafatra ho antsika vahoakan'i Bongatsara Mandehana MIFIDY fa io ihany no lalan-tokana ho entina miady amin'ny hala-bato,...
10/12/2024

Hafatra ho antsika vahoakan'i Bongatsara

Mandehana MIFIDY fa io ihany no lalan-tokana ho entina miady amin'ny hala-bato,

Ianao no maso-mandidy ..๐Ÿค›
Hanapa-kevitra hiankinan'ny faramandimby...

''Mitsangana ry Tanora ''
''Isika miaraka no hampandroso an'i Bongatsara ''

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขFIHAONAMBE FARADOBOKA Alahady 08 Desambra 2024 manomboka amin'ny 10ora maraina ny fotoanantsika eny amin'ny tany mala...
07/12/2024

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขFIHAONAMBE FARADOBOKA

Alahady 08 Desambra 2024 manomboka amin'ny 10ora maraina ny fotoanantsika eny amin'ny tany malalaka avaratry ny Fokontany Ambohibao(Atsimon'Garage kambana).

Faradoboka io ary hakotrokotroka ny fiarahana izay hanasana antsika rehetra tsy an-kanavaka.

๐Ÿ“ŒAmin'io ny fotoana hanazavana antsika rehetra ny VINA IOMBONANA 2024 , PROGRAMAN'ASA ho entina hitondrana fampandrosoana an'i Bongatsara....

Entano daholo ireo tapaka sy namana, ny mpiray tanร na fa tsy hijanona isika raha tsy tonga any amin'ny fandresena.

Antsika rehetra i Bongatsara
Tiako, tian-tsika i Bongatsara,
''Hifampisintona miakatra isika ''



-mandray-andraikitra
Tsiry Andriamihantasoa



๐Ÿ‘ŠCARNAVAL miainga eo amin'ny foiben'toerana tetezan'iavoloha anio aminโ€™ny 9Ora maraina. ๐Ÿ“ŒTAFA FOHY  amin'ny ireto Lalana...
06/12/2024

๐Ÿ‘ŠCARNAVAL miainga eo amin'ny foiben'toerana tetezan'iavoloha anio aminโ€™ny 9Ora maraina.

๐Ÿ“ŒTAFA FOHY amin'ny ireto Lalana izay lalovana ireto ny Kandida Tsiry
- Ambohimanga
- Ambohibao
- Amboanjobe
- Resto Gasy
- ANJOMAKELY( amin'ny 9 Ora 40 mianitra) eo amin'ny tany malalaka TELMA SHOP)

โœ”๏ธHITETY FOKONTANY ka hitafa mivanta amin'ny vahoaka isa-pokontany
- @ 10 Ora Fokontany Ambolamena( ambadiky ny Samoina)
- @ 10 Ora 30 mn: SAVAINA ( tany malalaka)
- @ 11 Ora 20mn : FKT AMBEROKELY
- @ 12 Ora : Village Famonjena
- @ 1 Ora : Ambohimiadana,
- @ 1 Ora 30mn: Ambonjobe antsinana
- @ 2 Ora : Antsahabe ( EO antokotanin'ny FKT Antsahabe)
-
๐Ÿ‘‰Kely sisa ry Zanak'i Bongatsara, ry TANORA NAMANA.
Akaiky antsika ny Fanantenana hitondra Fanavaozana,fivoarana, fampandrosoana ho an'ity tananan-tsika ity.

๐Ÿ‘‰Aza adino, ny Alarobia 11 desambra 2024 ho avy izao ny FIFIDIANANA.

๐ŸŽฅ ARAHINAO MIVANTANA (Live) ETO AMIN'NY FACEBOOK TSIRY NY DIABE


VINA IOMBONANA FAHA- 8-----------------------------------------------FANATSARANA NY RANO FISOTRO โœ”๏ธHAMETRAKA FOTO-DRAFIT...
02/12/2024

VINA IOMBONANA FAHA- 8
-----------------------------------------------
FANATSARANA NY RANO FISOTRO
โœ”๏ธHAMETRAKA FOTO-DRAFITRASA LEHIBE ISIKA mba ahafahan'ny vahoaka misitraka rano fisotro madio,
raha vantany vao lany ho Ben'ny tanana an'i Bongatsara aho dia hametraka ho laharam-pahamehana ny FITANTANANA NY RANO ka tanjoko manokana ny mba ho maimaim-poana ny ranom-pokonolona,

๐Ÿ“Œ TETIK'ASA FORAGE LEHIBE
๐Ÿ‘‰1- FORAGE eo amin'ny Fokontany Ambohibao sy Anjomakely (Ambonjobe) Antsahabe,
๐Ÿ‘‰2- Hisy ny fanatsarana ireo loharano izay havadika ho'' Bassin d'eau ''eny antanimbarin'andriana Ambohibao,izay hamatsy rano ny eny Angodongodona, Lotissement Antsahabe,talaky ,savaina ...

๐Ÿ“ŒPAOMPY HO AN'NY FOKONOLONA
3- Hanamboatra paompin-drano isam-bohitra isika,ka tanjona ny mba ho maimaim-poana ny ranom-pokonolona,

๐Ÿ“Œ FAMPITOMBOANA HO 60% NY FAMPIDIRAN-DRANO ISAN-TOKATRANO
๐Ÿ‘‰4- Ho hampitomboina ho 60% tahan'ny fampidirana Rano isan-trano,ary ho haparitaka isa-pokontany izany.

Hifampisintona miakatra isika, satria ny ho lohany miaraka aminao no tanjona kendreko

Address

RN7
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanak'i Bongatsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share