14/02/2026
Teny mamy, fampaherezana, famporisihana, fankasitrahana, ... Isan'ny endrika fanehoam-pitiavana daholo izany.
Ndao hifampizarana sy hifanakalozana amin'ny namana, havana, olom-pantatra, mpiara-monina.