Grain of Wheat Madagascar

Call Directions Contact the organization

Grain of Wheat Madagascar "Laissez les enfants venir à moi... car le royaume de Dieu est à ceux qui leur ressemblent.' - Jésus-Christ

Nandritra ny 3 andro sy tapany, dia niara-niofana tamin’ireo mpilatsaka an-tsitrapo avy amin’iny fiangonana samihafa eto...
27/08/2026

Nandritra ny 3 andro sy tapany, dia niara-niofana tamin’ireo mpilatsaka an-tsitrapo avy amin’iny fiangonana samihafa eto Antananarivo sy ny manodidina izahay. Fotoana feno fifampizarana, fianarana ary fampiharana.

Nisy ihany koa ny fotoana nanaovana fampiharana mivantana ny Club GWM niaraka tamin’ireo ankizy tao amin’ny fiangonana nampiantrano.

Tombontsoa lehibe ho anay ny nandray ny Tale Iraisam-pirenena, izay nizara ny traikefany, nanome fampaherezana ary niara-nandinika taminay momba ny asa fanompoana eo anivon’ny ankizy. 🙏

Misaotra indrindra ireo fiangonana mpiara-miombon’antoka vaovao, ireo mpilatsaka an-tsitrapo tranainy sy vaovao, ny filankevi-pitantanana ary ny staff rehetra tamin’ny fanoloran-tena sy ny fiaraha-miasa.

🌾 Miaraka isika mamafy voan’ny finoana, fanantenana ary fitiavana ao am-pon’ny ankizy!


--------‐--‐--------

3 jours et demi de formation avec les bénévoles des églises de Tana, un temps riche de partage, d’apprentissage et de mise en pratique.

Nous avons eu la joie de mettre en pratique l’animation d’un club de Grain of Wheat Madagascar avec les enfants d’une église hôte.

Nous avons également eu le privilège d’accueillir le Directeur de Grain of Wheat International et de bénéficier de son partage et de ses encouragements durant cette formation. 🙏

Un grand merci aux nouvelles églises partenaires qui nous rejoignent dans cette mission, aux anciens et nouveaux bénévoles pour leur engagement, ainsi qu’à toute l’équipe et au staff pour leur travail et leur dévouement.

Ensemble, continuons à semer dans la vie des enfants des graines d’espérance, de foi et d’amour ! 🌾


‐---‐----‐---------

3,5 days of training with volunteers from churches in Tana — a meaningful time of sharing, learning, and putting into practice what we have learned.

We had the joy of putting the training into practice by leading a Grain of Wheat Madagascar (GWM) club with the children of a host church.

We were also privileged to welcome the Director of Grain of Wheat International (GWI) and to benefit from his sharing, encouragement, and presence during this training. 🙏

A huge thank you to the new partner churches joining us in this mission, to our returning and new volunteers for their commitment, and to the entire GWM staff and team for their hard work and dedication.

Together, let us continue to sow seeds of hope, faith, and love in the lives of children! 🌾

🇨🇭🤝🇲🇬« Car nous sommes ouvriers avec Dieu. » – 1 Corinthiens 3:9La Suisse et Madagascar, deux pays aux cultures différen...
03/08/2026

🇨🇭🤝🇲🇬
« Car nous sommes ouvriers avec Dieu. » – 1 Corinthiens 3:9
La Suisse et Madagascar, deux pays aux cultures différentes mais unis par de belles valeurs de solidarité, de respect et de coopération.
Merci à tous nos amis suisses qui s'engagent avec passion aux côtés des enfants et des communautés à Madagascar. Votre présence, votre service et votre amitié sont une véritable bénédiction.
Ensemble, continuons à semer l'espérance et à construire un avenir meilleur pour les enfants. ❤️

🎊Cérémonie d’ouverture du KidsGames Madagascar 2026🎊
01/08/2026

🎊Cérémonie d’ouverture du KidsGames Madagascar 2026🎊

01/08/2026

🎉Revivez en vidéo la cérémonie d'ouverture de KidsGames Madagascar 2026 ! 🎉

Merci à tous les enfants, aux bénévoles, aux églises et associations partenaires, aux autorités présentes et à toutes les personnes qui ont contribué à faire de cette ouverture un moment inoubliable.

Un moment rempli de rires, d'amitié, de découvertes et de belles rencontres. Que chaque enfant puisse grandir, s'épanouir et découvrir l'amour de Dieu. ❤️

́

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Arahabaina Tratry ny Asaramanitra!🇲🇬🇲🇬🇲🇬Amin'izao faha 26 Jona 2026 izao dia mankalaza ny faha-66 taonan'ny Fahal...
26/06/2026

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Arahabaina Tratry ny Asaramanitra!🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Amin'izao faha 26 Jona 2026 izao dia mankalaza ny faha-66 taonan'ny Fahaleovantenan'i Madagasikara isika. Fotoana entina hisaorana an'Andriamanitra noho ny firenentsika sy hivavahana ho an'ny hoaviny.

Tsy daty manan-tantara fotsiny ny andro androany, fa mampahatsiahy antsika koa ny andraikitsika hanorina firenena iray ahafahan'ny ankizy tsirairay mitombo ao anatin'ny fanantenana, ny hasina ary ny hoavy mamirapiratra.

Ho an’ny fikambanana Grain of Wheat Madagascar, dia mino izahay fa anisan’ireo sehatra sarobidy indrindra ho an'ny firenentsika ny fanabeazana sy ny fanohanana ny ankizy. Rehefa mahafantratra sy miaina ny fitiavan'Andriamanitra ny ankizy iray, mivelatra amin'ny toetra tsaran’Andriamanitra sy mianatra ho mpanova ny fiarahamonina misy azy, dia mandroso miaraka aminy ny firenena.

Ny vavakay dia ny mba hitomboan'ny taranaka ho avy rehetra ho lehilahy sy vehivavy mahitsy, tarihin'ny fahendren'Andriamanitra, vonona hanompo ny fireneny amin'ny fitiavana, ny fangorahana ary ny rariny.

"Sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny, dia ny olona nofidiny ho lovany." (Salamo 33:12)

Amin'izao androm-pirenena izao, andao hiara-hivavaka ho an'i Madagasikara, ho an'ny fianakaviana, ho an'ny ankizy ary ho an'izay rehetra miasa ho amin'ny hoavy feno fiadanana, fanantenana ary fitarihan'Andriamanitra ny firenena Malagasy.

Hotahin'Andriamanitra anie i Madagasikara! 🇲🇬❤️

👭 𝑯𝒐𝒚 𝑱𝒆𝒔𝒐𝒔𝒚 : “𝑨𝒗𝒆𝒍𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒛𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒕𝒐𝒏𝒂 𝑨𝒉𝒚, 𝒇𝒂 𝒂𝒛𝒂 𝒓𝒂𝒓𝒂̀𝒏𝒂; 𝒇𝒂 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒉𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒍𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂.” — 𝑴𝒂𝒕𝒊𝒐 19:1...
29/05/2026

👭 𝑯𝒐𝒚 𝑱𝒆𝒔𝒐𝒔𝒚 : “𝑨𝒗𝒆𝒍𝒂𝒐 𝒏𝒚 𝒛𝒂𝒛𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒕𝒐𝒏𝒂 𝑨𝒉𝒚, 𝒇𝒂 𝒂𝒛𝒂 𝒓𝒂𝒓𝒂̀𝒏𝒂; 𝒇𝒂 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒉𝒂𝒌𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒍𝒂𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂.” — 𝑴𝒂𝒕𝒊𝒐 19:14 👬
Ankizy 7 ka hatramin’ny 14 taona, manodidina ny 100, no nandray anjara tamin’ity lasy ity tao amin’ny tananan’ny Manakambahiny, Ambatondrazaka.
Andeha isika hivavaka mba hanohy hiasa ao am-pon’izy ireo ny fitiavan’i Jesosy, mba hitomboany amin’ny finoana ary hahafantarany bebe kokoa an’Andriamanitra isan’andro.

-------------

👭 𝑱𝒆𝒔𝒖𝒔 𝒅𝒊𝒕: « 𝑳𝒂𝒊𝒔𝒔𝒆𝒛 𝒗𝒆𝒏𝒊𝒓 𝒂̀ 𝒎𝒐𝒊 𝒍𝒆𝒔 𝒑𝒆𝒕𝒊𝒕𝒔 𝒆𝒏𝒇𝒂𝒏𝒕𝒔, 𝒆𝒕 𝒏𝒆 𝒍𝒆𝒔 𝒆𝒏 𝒆𝒎𝒑𝒆̂𝒄𝒉𝒆𝒛 𝒑𝒂𝒔 ; 𝒄𝒂𝒓 𝒍𝒆 𝒓𝒐𝒚𝒂𝒖𝒎𝒆 𝒅𝒆𝒔 𝒄𝒊𝒆𝒖𝒙 𝒆𝒔𝒕 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒄𝒆𝒖𝒙 𝒒𝒖𝒊 𝒍𝒆𝒖𝒓 𝒓𝒆𝒔𝒔𝒆𝒎𝒃𝒍𝒆𝒏𝒕. » — 𝑴𝒂𝒕𝒕𝒉𝒊𝒆𝒖 19:14 👬
Environ 100 enfants âgés de 7 à 14 ans ont eu la joie de participer à ce camp dans le village de Manakambahiny, à Ambatondrazaka.
Prions afin que leurs cœurs continuent d’être touchés par l’amour de Jésus, qu’ils grandissent dans la foi et apprennent à connaître Dieu toujours plus profondément.

-----------

👭 𝑱𝒆𝒔𝒖𝒔 𝒔𝒂𝒚𝒔: “𝑳𝒆𝒕 𝒕𝒉𝒆 𝒍𝒊𝒕𝒕𝒍𝒆 𝒄𝒉𝒊𝒍𝒅𝒓𝒆𝒏 𝒄𝒐𝒎𝒆 𝒕𝒐 𝑴𝒆 𝒂𝒏𝒅 𝒅𝒐 𝒏𝒐𝒕 𝒉𝒊𝒏𝒅𝒆𝒓 𝒕𝒉𝒆𝒎, 𝒇𝒐𝒓 𝒕𝒉𝒆 𝒌𝒊𝒏𝒈𝒅𝒐𝒎 𝒐𝒇 𝒉𝒆𝒂𝒗𝒆𝒏 𝒃𝒆𝒍𝒐𝒏𝒈𝒔 𝒕𝒐 𝒔𝒖𝒄𝒉 𝒂𝒔 𝒕𝒉𝒆𝒔𝒆.” — 𝑴𝒂𝒕𝒕𝒉𝒆𝒘 19:14 👬
Around 100 children between the ages of 7 and 14 joined this camp in the village of Manakambahiny, Ambatondrazaka.
Let us pray that the love of Jesus will continue to work in their hearts, that they will grow in faith, and come to know God more deeply each day.

📍Toamasina, Mey 2026: Fotoana nahafinaritra niarahana tamin’ireo mpitandrina sy tompon’andraikitry ny fiangonana mpiara-...
22/05/2026

📍Toamasina, Mey 2026: Fotoana nahafinaritra niarahana tamin’ireo mpitandrina sy tompon’andraikitry ny fiangonana mpiara-miasa amin’ny GWM, narahina fiofanana sy fampiharana ho an’ireo mpitarika vaovao amin’ny asa fanompoana ho an’ny ankizy.

Fotoana feno fampianarana, fifampizaràna, lalao ary fampiharana mba hanomanana ireo mpanabe izay hanompo ny taranaka ho an’i Kristy. 👧🧒✨

Misaotra ny fiangonana mpiara-miasa rehetra amin’ny fanoloran-tena ho an’ny ankizy!


--------

📍Toamasina, May 2026: A wonderful time with pastors and leaders from GWM partner churches, followed by a practical training for new children’s ministry leaders.

A rich moment of teaching, sharing, games, practical activities, and encouragement to equip those who will serve the next generation for Christ. 👧🧒✨

Thank you to every partner church for your commitment to children’s ministry!


‐---------

📍Tamatave, Mai 2026: Belle rencontre avec les responsables et pasteurs des églises partenaires de GWM, suivie d’une formation pratique pour de nouveaux leaders du ministère des enfants.

Un temps riche en enseignements, échanges, pratiques d’animation, jeux et encouragements afin d’équiper ceux qui serviront la nouvelle génération pour Christ. 👧🧒✨

Merci à chaque église partenaire pour son engagement auprès des enfants !

13/05/2026

👬👭🎉 CAMP D’ENFANTS au Centre Don Bosco Mahavatse – Toliara ✨

Des éclats de rire, des chants remplis de joie, des jeux, des découvertes… mais surtout des enfants touchés par l’amour de Jésus ❤️

À travers chaque activité, chaque histoire biblique et chaque moment partagé, des graines d’espérance sont semées dans leurs cœurs.

Cette semaine n’est pas seulement un camp : c’est une vie transformée, une foi qui grandit et une génération qui apprend à marcher avec Jésus 🙌

Voir ces enfants prier, chanter et ouvrir leur cœur à Dieu est une immense joie et un puissant rappel que Dieu agit encore aujourd’hui parmi les plus jeunes ✨

Un grand merci à tous ceux qui prient, soutiennent et servent avec amour et fidélité pour rendre cette mission possible. Ensemble, continuons à investir dans cette génération, car chaque enfant compte et chaque vie a une valeur éternelle 🌿


---------

👬👭🎉 CHILDREN’S CAMP at Centre Don Bosco Mahavatse – Toliara ✨

Laughter, joyful songs, games, discoveries… but above all, children being touched by the love of Jesus ❤️

Through every activity, every Bible story, and every shared moment, seeds of hope are being planted in their hearts.

This week is more than just a camp — it is lives being transformed, faith growing, and a generation learning to walk with Jesus 🙌

Seeing these children pray, sing, and open their hearts to God is such a great joy and a powerful reminder that God is still moving among the younger generation today ✨

A huge thank you to everyone who prays, supports, and serves with love and faithfulness to make this mission possible. Together, let us continue investing in this generation, because every child matters and every life has eternal value 🌿

01/05/2026

Taorian’ny fiofanana 3 andro, dia nidina avy hatrany an-kianja 🙌 ireo mpanabe ankizy 32 avy amin’ny fiangonana samihafa teto Ambatondrazaka ka nizara ny lesona “Velona Jesosy” tamin’ireo ankizy maherin’ny 150 tao Manakambahiny Ouest, faritra Ambatondrazaka. ✨

Nozaraina araka ny sokajin-taona ireo ankizy, ary nampitaina tamin’izy ireo tamin’ny fomba velona sy manintona ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny alalan’ny hira 🎶, lalao 🎲, tantara ara-baiboly 📖 ary vavaka🙏


‐---‐--------

Après 3 jours de formation, les 32 moniteurs d’enfants venus de différentes églises d’Ambatondrazaka sont immédiatement passés à l’action 🙌
Ils ont partagé la leçon « Jésus est vivant » avec plus de 150 enfants à Manakambahiny Ouest, Ambatondrazaka ✨

Répartis par tranche d’âge, les enfants ont découvert la Parole de Dieu de manière vivante et interactive à travers des chants 🎶, des jeux 🎲, des histoires bibliques 📖 et des temps de prière 🙏


------------

After 3 days of training, the 32 children’s teachers from different churches in Ambatondrazaka immediately put what they learned into practice 🙌
They shared the lesson “Jesus Is Alive” with more than 150 children in Manakambahiny Ouest, Ambatondrazaka ✨

The children were divided by age groups and experienced God’s Word in a lively and engaging way through songs 🎶, games 🎲, Bible stories 📖, and prayer times 🙏

Vita soa aman-tsara ny fihaonana sy fiofanana niarahana tamin’ireo mpitarika fiangonana sy mpanabe ankizy teto Ambatondr...
29/04/2026

Vita soa aman-tsara ny fihaonana sy fiofanana niarahana tamin’ireo mpitarika fiangonana sy mpanabe ankizy teto Ambatondrazaka. 🙏

Mampahery ny mahita mpanabe maro vonona hanompo sy hizara ny fitiavan’Andriamanitra amin’ny ankizy sy ny tanora. 👭👬

Ankehitriny, mitohy amin’ny fampiharana izay nianarana mba hitondra vokatra sy hisy fiantraikany tsara eto an-toerana. ✨



----------

La rencontre et la formation des responsables d’églises et des moniteurs d’enfants à Ambatondrazaka se sont bien déroulées. 🙏

C’est encourageant de voir autant de personnes prêtes à servir et à partager l’amour de Dieu aux enfants et aux jeunes. 👬👭

Maintenant, place à la mise en pratique de ce qui a été appris afin de porter du fruit et d’avoir un impact dans la région. ✨



--------

The meeting and training with church leaders and children’s ministry teachers in Ambatondrazaka went very well. 🙏

It is encouraging to see so many people willing to serve and share God’s love with children and young people. 👭👬

Now it is time to put into practice what has been learned so that it may bear fruit and make an impact in the region. ✨

Address

Antananarivo

Telephone

+261341620272

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Grain of Wheat Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Grain of Wheat Madagascar:

Shortcuts

Share