Tsara Vina

Tsara Vina Vinan'olontsotra, tetikasa Fampandrosoana, fanampiana ny mpiarabelona

‎Olona aman'arivony maro no efa afaka nampiroborobo ny famokarany sy naleotena tanteraka teo amin'ny asatenany, tamin'ny...
15/02/2026

‎Olona aman'arivony maro no efa afaka nampiroborobo ny famokarany sy naleotena tanteraka teo amin'ny asatenany, tamin'ny alalan'ity fampiofanana atolotry ny Tsara Vina ireto. Androany, toronao indray izao:

‎ALATSINAINY 2 MARS
‎MARAINA: Fanamboarana paty gasy, m**o isan-karazany, pizza, nem, sambos, lasopy, cacapigeon, voandalana, macaroni, glace, sy ny maro

‎HARIVA: Fanodinana ny soja, hanamboarana fromage, yaourt, sauce soja, ronono soja, Tofu, crème fraîche, m**o soja, ketchup, famokarana menaka presy gasy ary m**o maro

‎TALATA 3 MARS
‎MARAINA: Fanamboarana savony vaingany, savony ranony, vovontsavony, savony gasy, labozia, savoka, savony vita avy amin ny vahona, vinaigre

‎HARIVA: Famokarana charbon tena tsara vita avy amin'ny potika fako sy tany, fanakotrehina atody vita avy amin'ny baoritra, ary fanamboarana pavé avy amin'ny fatina plastique na potika sachet tsy ilaina

‎ALAROBIA 4 MARS
‎MARAINA: Teknika fanodinana voankazo, fanamboarana confiture, fanamainana voankazo, fanaovana jus, voankazo vovony, bonbon fruits sy ny maro hafa. Hey, hampiakaro avo folo heny eto ny vidim-pokatrao eto

‎HARIVA: Fambolena holatra. Fantatrao ve? Azonao atao ny mamokatra holatra isan'andro amin'ny alalan'ny mololo, kolakolankatsaka, apombo sns

‎ALAKAMISY 5 MARS
‎Fiompiana poulet de chair, iray volana ihany dia efa 2kg sy sasany, ary fiompiana akoho manatodilava

‎ZOMA 6 MARS
‎Fiompiana akoho gasy, raha manana akoho gasy 5 monja ianao dia hamokaranao akoho 500 isa isan-taona raha manaraka ny teknika omenay ianao

‎SABOTSY 7 MARS
‎Hanomezanay anao ny tsiambaratelon'izany fampiterahana sy fanatavezana kisoa izany, 5 volana monja dia 100kg

‎FIDIRANA:
‎Aamin'ny 8:30 ny maraina, amin’ny 01ora ny hariva. Ao amin’ny Salle d’œuvre Cathédral Antsirabe

‎SARAM-PIOFANANA, 0.00 ARIARY
‎Vidina boky Ar7 000 ny lohahevitra, afaka misafidiana izay atao

‎FILANKEVITRA
‎📲TSARA TSARA VINA 038 33 034 32

15/01/2026

Hanomboka ny Alatsinainy 19 Janoary izao ny torontsika Antsirabe, fiofanana atolotry ny Tsara Vina. Fantatrao ve ny tena tombony?

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Vina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share