NY Fanahy MAHA OLONA Pejy Ofisialy

NY Fanahy MAHA OLONA  Pejy Ofisialy ONG NY Fanahy MAHA OLONA - Pejy Ofisialy. "Maka lesona ny Omaly, hanatsarana ny anio, hampandrosoana ny ampitso." Hoy Rafalimanana

Mitohy ny Fanentanana ireo MPITARIKA isaky ny Filière amin ny Cooperativa Agribusiness Vakinakaratra
03/08/2026

Mitohy ny Fanentanana ireo MPITARIKA isaky ny Filière amin ny Cooperativa Agribusiness Vakinakaratra

L Atelier de Formations des Leaders touchent a sa fin pour notre Cooperative Agribusiness Vakinakaratra

Ry Namana mpanao gazety sy mpisehatra amin'ny fampahalalam-baovao,Mankasitraka anareo izahay noho ny fahalianana sy ny f...
02/08/2026

Ry Namana mpanao gazety sy mpisehatra amin'ny fampahalalam-baovao,

Mankasitraka anareo izahay noho ny fahalianana sy ny fanohanana hatrany ny asan'ny NyRado Group Madagascar S.A sy ONG NY Fanahy MAHA OLONA ary indrindra ny hetsika tanterahin'ny Filoha Tale Jeneralinay, Atoa Ny Rado RAFALIMANANA amin'ny maha azy.

Amin'izao fotoana izao dia manao fitsidihana sy iraka manerana ireo Faritra 7 voafantina miaraka amin'ny ekipan'ny NYRADOGROUP izy, mba hanatanterahana ny fametrahana sy fanamafisana ny NyRadoagri Cooperativa Agribusiness isaky ny distrika voakasika.

Noho izany fandaharam-potoana feno dia tsy mbola afaka mandamina dinidinika na resadresaka amin'ny haino aman-jery izahay amin'izao fotoana izao.

Matokia anefa fa rehefa tonga ny fotoana mety dia hifandray aminareo mivantana ny Departemantan'ny Serasera mba handrindra ireo dinidinika sy fanambarana ofisialy.

Misaotra anareo amin'ny fahatakarana sy ny fiaraha-miasa. Miara-manorina an'i Madagasikara matanjaka sy mandroso isika.

Departemantan'ny Serasera
NYRADOGROUP Madagascar SA
www.nyradogroup.com

❌𝙄𝙉𝙁𝙊𝙍𝙈𝘼𝙏𝙄𝙊𝙉 À 𝙉𝙊𝙏𝙍𝙀 𝘾𝙊𝙈𝙈𝙐𝙉𝘼𝙐𝙏É

Nous vous informons que le tournage de cet éventuel podcast n’a finalement pas eu lieu.

❌ 𝙁𝘼𝙉𝘼𝙈𝘽𝘼𝙍𝘼𝙉𝘼 𝙃𝙊 𝘼𝙉'𝙉𝙔 𝙈𝙋𝘼𝙉𝘼𝙍𝘼𝙆𝘼

Ampahafantarinay ny rehetra fa tsy tanteraka ny fakàna sary ho an'ity podcast izay nokasaina hatao ity.

Ry Namana mpanao gazety sy mpisehatra amin'ny fampahalalam-baovao,Mankasitraka anareo izahay noho ny fahalianana sy ny f...
02/08/2026

Ry Namana mpanao gazety sy mpisehatra amin'ny fampahalalam-baovao,

Mankasitraka anareo izahay noho ny fahalianana sy ny fanohanana hatrany ny asan'ny NyRado Group Madagascar S.A sy ONG NY Fanahy MAHA OLONA ary indrindra ny hetsika tanterahin'ny Filoha Tale Jeneralinay, Atoa Ny Rado RAFALIMANANA amin'ny maha azy.

Amin'izao fotoana izao dia manao fitsidihana sy iraka manerana ireo Faritra 7 voafantina miaraka amin'ny ekipan'ny NYRADOGROUP izy, mba hanatanterahana ny fametrahana sy fanamafisana ny NyRadoagri Cooperativa Agribusiness isaky ny distrika voakasika.

Noho izany fandaharam-potoana feno dia tsy mbola afaka mandamina dinidinika na resadresaka amin'ny haino aman-jery izahay amin'izao fotoana izao.

Matokia anefa fa rehefa tonga ny fotoana mety dia hifandray aminareo mivantana ny Departemantan'ny Serasera mba handrindra ireo dinidinika sy fanambarana ofisialy.

Misaotra anareo amin'ny fahatakarana sy ny fiaraha-miasa. Miara-manorina an'i Madagasikara matanjaka sy mandroso isika.

Departemantan'ny Serasera
NYRADOGROUP Madagascar SA
www.nyradogroup.com

🇲🇬 FAMPIANTSOANA OFISIALY IREO LEADERS ISAKY NY FILIÈRE AO AMIN'NY COOPERATIVA AGRIBUSINESS MADAGASCAR – FARITRA VAKINAN...
28/07/2026

🇲🇬 FAMPIANTSOANA OFISIALY IREO LEADERS ISAKY NY FILIÈRE AO AMIN'NY COOPERATIVA AGRIBUSINESS MADAGASCAR – FARITRA VAKINANKARATRA

Ao anatin'ny fanamafisana ny fandrindrana sy ny fanatanterahana ny programa Cooperativa Agribusiness Madagascar, dia antsoina amim-panajana hanatrika ny fivoriana ofisialy voalohany ireo Leaders sy Solontena isaky ny Filière ao amin'ny Faritra Vakinankaratra.

Ny tanjon'ity fihaonana ity dia:

✅ Fametrahana amin'ny fomba ofisialy ny Blockchain Agribusiness Chain Vakinankaratra, ho rafitra maoderina hiantohana ny mangarahara, ny fanaraha-maso ary ny fampifandraisana ny rojom-pamokarana manontolo.

✅ Fanolorana sy fanazavana ny Boky Torolàlana sy Fomba Fiasa (Manuels de Procédures) ho an'ireo Leaders sy Mpiandraikitra isaky ny Filière.

✅ Fanamafisana ny andraikitra sy ny fandrindrana ireo mpitarika eny ifotony amin'ny fanatanterahana ny vina iraisana ho amin'ny Fahaleovantena ara-tsakafo sy Fampandrosoana ara-toekarena maharitra eto Madagasikara.

📅 Andro : Alarobia 29 Jolay 2026
🕘 Ora : 09:00 maraina
📍 Toerana : Diatanana, Antsirabe – Faritra Vakinankaratra

Mpiandraikitra :
Mme Fara R.
Coordonatrice – Cooperativa Agribusiness NyRadoGroup Vakinankaratra
📞 +261 34 03 613 07

Ny fahatongavanareo sy ny fandraisanareo anjara dia tena ilaina amin'ny fananganana tambajotra Agribusiness matanjaka sy maoderina, entin'ny teknolojia Blockchain, ho tombontsoan'ny tantsaha Malagasy sy ny taranaka ankehitriny ary ny ho avy.

"Ny Tantsaha no fototry ny Firenena, ary ny famokarana no antoky ny fahaleovantena."

27/07/2026

🇲🇬 GRANDE ANNONCE

Nous avons le plaisir d'annoncer que notre Président, M. Ny Rado RAFALIMANANA, accompagné de son épouse, est désormais à Madagascar.

Par ailleurs, une équipe de notre Holding (NyRadoGroup Organization Holding) United Arab Emirates est déjà présente à Madagascar afin de mettre en place notre nouvelle structure opérationnelle, en étroite collaboration avec notre équipe locale.

Dans le cadre de cette nouvelle dynamique, une vaste campagne de recrutement est actuellement en cours pour renforcer nos 7 divisions stratégiques, qui porteront notre Vision 2030 et contribueront au développement économique de Madagascar.

Ensemble, nous bâtissons l'avenir. 🇲🇬
Pour plus d information,
www.nyradogroup.com

Marina ary tena MAHAFALY ny manana zavatra tsara.Fa kosa vola be 77 Millions $US na 2 000 000 000 000fmg na 2000 miliard...
26/07/2026

Marina ary tena MAHAFALY ny manana zavatra tsara.

Fa kosa vola be 77 Millions $US na 2 000 000 000 000fmg na 2000 miliard FMG no nanavao (NANAVAO FA TSY NANANGANANA).

MAHAVITA KIANJA iraisam pirenena a 3 na 5 izay vola izany any ivelany.

IZAY KOLIKOLY AVO LENTA IZAY NO HANONANANA NY LAHATENINY ETO

25/07/2026

Hoy I Ny Rado RAFALIMANANA, Filoha Mpitarika ny ONG NYFMO NY FANAHY MAHA-OLONA:

"Misaotra anao Pere PEDRO 👌🙏
Ny fiverenana AN-DOHARANO amin'ny SOATOAVINA MALAGASY no fototry ny fanarenana ny Firenena sy ny fanorenana fiarahamonina mirindra.

Izay no NY FANAHY MAHA-OLONA: satria ny hery tsy mahaleo ny fanahy, ary ny soatoavina no mampiorina Firenena tena mahaleo tena sy mendrika.

Na dia vahiny aza, Atoa Père Pedro, dia mahatsapa sy mankasitraka ny hasarobidin'izany. Koa isika Malagasy no tokony ho lohalaharana amin'ny fiarovana sy fampivelarana ny lova sy ny maha-izy antsika.

Mandrosoa Hasina
Ny Rado Rafalimanana I
President of ONG NY Fanahy MAHA OLONA
www.nyfmo.org"

Address

77 Avenue Grand Didier Isoraka
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NY Fanahy MAHA OLONA Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share