Groupe Miaramilan'i Jesosy - GMJ

Call Directions

Groupe Miaramilan'i Jesosy - GMJ Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Groupe Miaramilan'i Jesosy - GMJ, Ampatsakana, Ampefiloha, Antananarivo.
(1)

Nous sommes une génération passionnée par Jésus-Christ 🔥
Un groupe de jeunes engagés à partager la Bonne Nouvelle, servir les communautés, apporter de l’espoir et répandre l’amour de Dieu à travers les chants et des prêches, les actions sociales

05/10/2026

henoy tsara anie e, hoantsika efa manompo😇🙏

30/09/2026

rehefa voadonan'ny fiainana iny, inona no atao?

27/09/2026

fandrika ny tenin'Andriamanitra.....??

15/09/2026

AMBONDROMBE, oui, teny izahay😇
Expedition t@ 2022 ity, antsika rehetra i Madagasikara na Kristiana ianao na tsy kristiana dia afaka makeny avokoa
Tsara ny natiora nataon'Andriamanitra Mpahary, ary voaporofo teny fa an'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy, Salamo 24:1
VDFI &

07/09/2026

Efa nafahanao ny fo 🧡🧡🧡
Novainao ny amiko rehetra 🌟
Efa Anao aho izao
Hianao no anatiko ao 🛐😇
GMJ

06/09/2026

Dia hanolo-tena ho Anao tokoa 🛐
Tsy manantena fitahiana na miandrandra valisoa,🤑💰
Fanompoana Anao no hoataoko mialoha 🙏
Fa izany rehetra rehetra izany dia hanaraka eny ihany 🫡
Groupe GMJ

04/09/2026

ny famadihana sy fangataham-pitahina @ razana??? 🤔🤔

"Moa tsy Andriamaniny va no tokony hilan'ny olona saina? Fa hila saina amin'ny maty ho an'ny velona va izy?"
Isaia 8:19

01/09/2026

Ny namana!
👉Ahoana ary hoy ny baiboly e?

Zarao fa mety hahasoa ny namana rehetra📣🤲👊

Vita soamantsara ny hiraka sy tafika masina tetsy Ambohimanambola omaly SabotsyHoan'i Jesosy ny voninahitra
30/08/2026

Vita soamantsara ny hiraka sy tafika masina tetsy Ambohimanambola omaly Sabotsy
Hoan'i Jesosy ny voninahitra

FINARITRA Ö 🥰Anio eny Ambohimanambola no fotoanantsika, @3:30 no manomboka👉FITORIANA FILAZANTSARA toin'ny fanaontsika io...
29/08/2026

FINARITRA Ö 🥰
Anio eny Ambohimanambola no fotoanantsika, @3:30 no manomboka
👉FITORIANA FILAZANTSARA toin'ny fanaontsika io an😇

📖"raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy asiako fandoavam-bola ny filazantsara" 1Korintiana9:18
MAIMAIMPOANA🤲

Address

Ampatsakana, Ampefiloha
Antananarivo
101

Telephone

+261 33 12 065 18

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Groupe Miaramilan'i Jesosy - GMJ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share