16/05/2026
🔵 [𝐈𝐧𝐬𝐞𝐫𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐏𝐫𝐨𝐟𝐞𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧𝐧𝐞𝐥𝐥𝐞 — 𝗩𝗼𝗶𝘅 𝗰𝗶𝘁𝗼𝘆𝗲𝗻𝗻𝗲𝘀 #𝟯]
🎙️ 𝗘́𝗽𝗶𝘀𝗼𝗱𝗲 𝟯 — 𝗣𝗼𝗿𝘁𝗿𝗮𝗶𝘁 𝗱’𝘂𝗻 𝗷𝗲𝘂𝗻𝗲 𝗲𝗻 𝗰𝗼𝗻𝘀𝘁𝗿𝘂𝗰𝘁𝗶𝗼𝗻 𝗱’𝗮𝘃𝗲𝗻𝗶𝗿
🇫🇷 Jean-Laurent, jeune bénéficiaire de Graines de Bitume depuis 2025, partage dans cette émission une partie de son histoire, son parcours au sein de notre programme d’insertion professionnelle et les aspirations qui l’animent aujourd’hui.
Pour ce dernier épisode réalisé dans le cadre du projet Tanora avec Asmae Madagascar et de notre collaboration avec SIOKA, radio de la société civile malagasy, la parole est à la jeunesse elle-même : ses réalités, ses défis, mais aussi sa capacité à avancer et à se projeter. 🌱
🎧 Un témoignage authentique d’un jeune en construction d’avenir.
👉 Écoutez l’émission GENERATION 2.0 via le lien ci-dessous
🇲🇬 Jean-Laurent, anisan’ny tanora ny Graines de Bitume nanomboka tamin’ny taona 2025. zarainy anatin’ity fandaharana ity ampahany amin’ny tantarany, ny lalana nolalovany teo amin’ny fampidirana azy eo amin’ny sehatry ny asa sy ny nofinofiny hatrizay.
Ho an’ity fizarana farany ity izay niarahana tamin’ny tetikasa tohanan’ny Asmae Madagascar sy ny fiaraha-miasa amin’ny SIOKA, onjam-peo an’ny fiarahamonim-pirenena malagasy, dia omena ny tanora mihitsy ny sehatra: hitantarany ny zava-misy iainany, ny fanamby sedrainy, ary koa ny fahafahany mandroso sy manomana ny hoaviny. 🌱
🎧 Feon'ny tanora : Rakitry ny dingana mankany amin'ny hoavy.
👉 Henoy ny fandaharana GENERATION 2.0 eto :
https://on.soundcloud.com/JNMYw8EJoQoWCHUiEp