20/10/2024
Fampihainana an-tsary,🤩🤩🤩 ny fotoana mamy🥳,fialam-boly,🥹 fiarahana mikorana😋, nataon'ny Kintan'ny Sabata Naomie, notanterahana teny Ambatomirahavavy ny alahady 20 oktobra 2024.
Mankasitraka ny Ray aman-dreny rehetra🤗, ny mpanabe rehetra🤗, ny mpikarakara rehetra tamin'ny fanohanana 🫡sy fifanampiana ka nahatontosa izao hetsika izao. Feno dia feno ny hafalian'ny ankizy. 😊😊😊🤩🤩🤩