13/08/2026
Mankasitraka indrindra ireo Parrain vaovao rehetra izay nisafidy hanohana sy hiaraka amin’ireo ankizy. ❤️
Ho alefanay tsikelikely indray, par vague misy ankizy 10, ireo ankizy mbola mila parrain ao anatin’ny liste d’attente, mba hahafahan’ireo rehetra liana misafidy eto ihany.
Koa manentana antsika rehetra izahay mba hanao partage ity hafatra ity, satria mety ho amin’ny alalan’ny fizarantsika no hahitan’ny ankizy iray ny parrain na marraine hiaraka aminy. 🤍
Misaotra amin’ny fanohanana sy ny fo feno fitiavana.
034 04 524 58