Act for Mada

Act for Mada Act for Mada est une ONG ayant comme slogan "Humans Empowerment"

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—”๐—ฐ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฒ๐—บ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฎ: mihemotra ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra 2025 ! Miray hina tanteraka amin'ireo tan...
06/10/2025

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—”๐—ฐ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฒ๐—บ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฎ: mihemotra ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra 2025 !
Miray hina tanteraka amin'ireo tanora amin'izao hetsika hitakiana ny Zo fototra eto amin'ny Firenena izao izahay, ary nanapa-kevitra fa ahemotra ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra 2025 ny HOAVY Camp andiany faharoa ahafahana mandray antsika tanora ao anatin'ny filaminana hatrany.
โœŠ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAmin'ity andiany manaraka ity, ho fanohanana ireo tanorantsika izay manana anjara andraikitra lehibe ho an'ny fandrosoan'i Madagasikara, dia ho maimaim-poana ny fiofanana ho antsika mpianatra sy tanora +18 taona amin'ity andiany manaraka ity.
โœ๏ธ Ho an'ireo izay efa nisoratra anarana dia manan-kery avy hatrany ity fanapahankevitra ity. Koa aza tara ary manatevin-daharana ireo efa nisoratra anarana, fandriho dieny izao ny toeranao ato amin'ity rohy manaraka ity https://docs.google.com/.../1FAIpQLSc0t1svn6z.../viewform...
na miditra amin'ny ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜† ๐—™๐—ฏ ๐—ป๐˜† ๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—”๐—ฐ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฒ๐—บ๐˜†.
Manome fotoana antsika ary hiara-hiofana, hifampizara hevitra, vina sy faniriana ho an'ny hoavin'ny tsirairay fa indrindra ho an'ity Madagasikarantsika ity ihany koa.
๐Ÿ—“Ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra ho avy izao
๐Ÿ“Toerana: Eny ๐—ฉ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ, sady tsara rivotra no tontolo madio miova ny an-tanan-dehibe!
Tongava ary zarazarao amin'ny namana fa sady hilasy no hianatra!
๐˜š๐˜ฆ๐˜ฆ ๐˜บ๐˜ฐ๐˜ถ ๐˜ฐ๐˜ฏ ๐˜ค๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ!

https://www.facebook.com/share/p/1Band4xpR5/

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—”๐—ฐ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฒ๐—บ๐˜† ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐Ÿฎ: mihemotra ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra 2025 !

Miray hina tanteraka amin'ireo tanora amin'izao hetsika hitakiana ny Zo fototra eto amin'ny Firenena izao izahay, ary nanapa-kevitra fa ahemotra ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra 2025 ny HOAVY Camp andiany faharoa ahafahana mandray antsika tanora ao anatin'ny filaminana hatrany.

โœŠ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAmin'ity andiany manaraka ity, ho fanohanana ireo tanorantsika izay manana anjara andraikitra lehibe ho an'ny fandrosoan'i Madagasikara, dia ho maimaim-poana ny fiofanana ho antsika mpianatra sy tanora +18 taona amin'ity andiany manaraka ity.

โœ๏ธ Ho an'ireo izay efa nisoratra anarana dia manan-kery avy hatrany ity fanapahankevitra ity. Koa aza tara ary manatevin-daharana ireo efa nisoratra anarana, fandriho dieny izao ny toeranao ato amin'ity rohy manaraka ity https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSc0t1svn6zY8Tg03GM4J-Sdsdn1JV58EuDGY2Ks3rBfq9ib1Q/viewform?usp=header
na miditra amin'ny ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ฒ๐—ท๐˜† ๐—™๐—ฏ ๐—ป๐˜† ๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—”๐—ฐ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฒ๐—บ๐˜†.
Manome fotoana antsika ary hiara-hiofana, hifampizara hevitra, vina sy faniriana ho an'ny hoavin'ny tsirairay fa indrindra ho an'ity Madagasikarantsika ity ihany koa.
๐Ÿ—“Ny zoma 28 sy sabotsy 29 novambra ho avy izao
๐Ÿ“Toerana: Eny ๐—ฉ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ผ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ, sady tsara rivotra no tontolo madio miova ny an-tanan-dehibe!

Tongava ary zarazarao amin'ny namana fa sady hilasy no hianatra!
๐˜š๐˜ฆ๐˜ฆ ๐˜บ๐˜ฐ๐˜ถ ๐˜ฐ๐˜ฏ ๐˜ค๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ!

[Zo hisitraka vaovao marina]                ๐Ÿ“ฃ Omaly 28 septambra ny andro iraisampirenena ho an'ny fisitrahambaovao - jo...
29/09/2025

[Zo hisitraka vaovao marina]
๐Ÿ“ฃ Omaly 28 septambra ny andro iraisampirenena ho an'ny fisitrahambaovao - journรฉe Internationale de lโ€™accรจs universel ร  l'information.
โžก๏ธ Miparitaka izay tsy izy ny resaka sy vaovao diso, niniana ho disoina, mba :
๐Ÿ“Œ hanondikondinana sy/na hanafenana ny marina.
๐Ÿ“Œ hamindrร na ny andraikitry ny hadisoana aminโ€™ny olonkafa.
๐Ÿ“Œ mba handementsaina tsotra izao.
๐Ÿ“Œ mba hiarovantena ihany koa.
Reseo ny vaovao diso, ny lainga, ny honohono, ny famitahana iniana atao.
Aza mandray anjara amin'ny fanapariahana vaovao diso, lainga, honohono, famitahana.
โžก๏ธ Endrika lehibe aminโ€™ny ady amรฎnโ€™ny kolikoly ny fiarovana toy ny anakandriamaso ny vaovao marina

๐Ÿ“ŒHamarino ny vaovao

Aminโ€™izao vanim-potoana izao, miparitaka haingana ihany koa ny tsaho sy vaovao tsy voamarina. Anjarantsika tsirairay ny manamarina ny vaovao rehetra alohanโ€™ny hizarana azy.

Ireto avy ny didy folo aminโ€™ny fanamarinam-baovao :
1. Fantaro izay mizara vaovao.
2. Aza mahatoky avy hatrany ny vaovao aminโ€™ny tambajotra.
3. Ampitahao aminโ€™ny loharano hafa sy mahaleo tena.
4. Zahao ny loharano niavianโ€™ilay vaovao.
5. Jereo ny daty namoahana azy.
6. Aza raisina ho porofo fotsiny ny sary sy horonan-tsary.
7. Aza avela hotaritaka aminโ€™ny fihetseham-po.
8. Aza mionona aminโ€™ny loharano tokana.
9. Aza mino avy hatrany ny vaovao be mpizara.
10. Aza maika mizara raha tsy voamarina tsara.

26/09/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌOnena ny fo mahita ireo mpandraharaha nihary, nisasatra, nanao vy very ny ainy mba hanorina ho avy mamiratra saingy very fananana, very fivelomana, ireo tanora very asa tao anatin'ny ora vitsy monja๐Ÿ˜ญ!
Miray fo aminareo izahay,
Miara-ory amin'ireo mana-manjo,
Mankahery ireo tratry ny fandrobana tahaka izao!
Force ร  vousโ™ฅ๏ธ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ!

Agir pour Madagascar !
Agir pour le bien commun
Agir pour le Dรฉveloppement Durable

๐ŸŒฑBambou : tombontsoa maro azo avy amin'ny fambolena azy ๐Ÿ”Maro ny tombontsoa azo avy aminโ€™ny bambou sy ny fambolena azy n...
18/09/2025

๐ŸŒฑBambou : tombontsoa maro azo avy amin'ny fambolena azy

๐Ÿ”Maro ny tombontsoa azo avy aminโ€™ny bambou sy ny fambolena azy na eo aminโ€™ny sehatra sosialy, toe-karena na ara-tontolo iainana :
โ˜‘๏ธMitahiry ny entona carbonina ary mamokatra zezika avy amin'ny raviny mihintsana,
โ˜‘๏ธMiaro ny tany tsy ho kaohinโ€™ny riaka sy ny sahandriaka,
โ˜‘๏ธManadio ny rano sy mampiakatra ny rano avy aminโ€™ny fanambaninโ€™ny tany,
โ˜‘๏ธAkora ilaina aminโ€™ny tao-trano sy ny foto-drafitrasa lehibe toy ny tetezana,
โ˜‘๏ธVahaolana aminโ€™ny fikapana hazo atao fandrehitra ary afaka atao arina
โ˜‘๏ธIlaina aminโ€™ny asa tanana, sakafonโ€™ny olombelona sy ny biby ary ny fambolena,
โ˜‘๏ธMandray anjara aminโ€™ny olan'ny fahapotehanโ€™ny ala, ny tany karankaina, ny fitombonโ€™ny filร na amin'ny hazo hanaovana fandrehitra ary ny ady aminโ€™ny fiovanโ€™ny toetrandro.

โœ…Madagasikara dia firenena anisanโ€™ny manan-karena indrindra amin'ny karazana bambou (volo, volobe) ka 35 eo ny karazana volobe tsy fahita raha-tsy eto Madagaskara (zanatany) aminโ€™ireo 42 maneran-tany.
๐ŸŒฟManodidina ny iray tapitrisa hektara ny velaran-tany rakotry ny bambou eto Madagasikara ary amin'ny ankapobeny dia ny morontsiraka atsinanana no rakotra azy.

Ny bambou dia sokajiana ho ahitra fa tsy hazo ary zavamaniry haingam-pitombo ary azo trandrahana manomboka aminโ€™ny faha-telo taona nambolena azy.

Mpikambana feno ao aminโ€™ny INBAR na International Bambou and Rattan Organization i Madagasikara nanomboka tamin'ny taona 2004.

๐ŸŒฑAnio, 18 septambra no ankalazana ny Andro Maneran-tany ho anโ€™ny Bambou.

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—ฟ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐Ÿฎ๐—ฒฬ€๐—บ๐—ฒ ๐˜€๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป !๐Ÿ•๏ธ๐Ÿค Aprรจs une premiรจre session riche en dรฉcouvertes, rencontres et รฉchanges c...
06/09/2025

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—ฟ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐Ÿฎ๐—ฒฬ€๐—บ๐—ฒ ๐˜€๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป !
๐Ÿ•๏ธ๐Ÿค Aprรจs une premiรจre session riche en dรฉcouvertes, rencontres et รฉchanges constructifs, la prochaine aventure avec Hoavy Camp arrive.
Comme les Campeurs de la premiรจre session, viens t'amuser, dรฉcouvrir et acquรฉrir de nouvelles compรฉtences tout en tissant des liens avec d'autres jeunes engagรฉs.
๐Ÿ‘†Tu es jeune, curieux, nouveau bachelier ou รฉtudiant en quรชte d'orientation et d'activitรฉs enrichissantes? Alors cette expรฉrience est faite pour toi !
Tu peux dรฉjร  t'inscrire pour la deuxiรจme session via le lien https://docs.google.com/.../1FAIpQLSc0t1svn6z.../viewform...
๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐˜‡-๐˜ƒ๐—ผ๐˜‚๐˜€ ?
๐Ÿ—“Vendredi 10 octobre & Samedi 11 octobre 2025
๐Ÿ“Au sein de notre espace vert ร  Vontovorona
On n'attend plus que toi pour cette nouvelle aventure alors rรฉserve ta place dรจs maintenant et rejoins la communautรฉ ๐˜๐˜–๐˜ˆ๐˜๐˜  ๐˜Š๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ด !

https://www.facebook.com/share/p/16CAfzwneq/

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—ฟ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐Ÿฎ๐—ฒฬ€๐—บ๐—ฒ ๐˜€๐—ฒ๐˜€๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป !

๐Ÿ•๏ธ๐Ÿค Aprรจs une premiรจre session riche en dรฉcouvertes, rencontres et รฉchanges constructifs, la prochaine aventure avec Hoavy Camp arrive.
Comme les Campeurs de la premiรจre session, viens t'amuser, dรฉcouvrir et acquรฉrir de nouvelles compรฉtences tout en tissant des liens avec d'autres jeunes engagรฉs.

๐Ÿ‘†Tu es jeune, curieux, nouveau bachelier ou รฉtudiant en quรชte d'orientation et d'activitรฉs enrichissantes? Alors cette expรฉrience est faite pour toi !
Tu peux dรฉjร  t'inscrire pour la deuxiรจme session via le lien https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSc0t1svn6zY8Tg03GM4J-Sdsdn1JV58EuDGY2Ks3rBfq9ib1Q/viewform?usp=header

๐—ฃ๐—ฟ๐—ผ๐—ฐ๐—ต๐—ฎ๐—ถ๐—ป ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฑ๐—ฒ๐˜‡-๐˜ƒ๐—ผ๐˜‚๐˜€ ?
๐Ÿ—“Vendredi 10 octobre & Samedi 11 octobre 2025
๐Ÿ“Au sein de notre espace vert ร  Vontovorona

On n'attend plus que toi pour cette nouvelle aventure alors rรฉserve ta place dรจs maintenant et rejoins la communautรฉ ๐˜๐˜–๐˜ˆ๐˜๐˜  ๐˜Š๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ด !

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ  ๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐Ÿฎ : ๐—–๐—น๐—ฎ๐—ฝ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ณ๐—ถ๐—ป ๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—น๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ฒ ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ป๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฎ๐˜‚๐˜… ๐—ต๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐˜€!๐Ÿ’ก La derniรจre journรฉe du HOAVY Camp sโ€™est pou...
02/09/2025

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ ๐—๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐Ÿฎ : ๐—–๐—น๐—ฎ๐—ฝ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ณ๐—ถ๐—ป ๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐˜ ๐—น๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ฒ ๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ป๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฎ๐˜‚๐˜… ๐—ต๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐˜‡๐—ผ๐—ป๐˜€!
๐Ÿ’ก La derniรจre journรฉe du HOAVY Camp sโ€™est poursuivie par les ateliers & activitรฉs en communautรฉ allant des sports et jeux collectifs aux sรฉances de partage inspirants avec nos experts sur ๐˜ญ๐˜ข ๐˜ฎ๐˜ฆฬ๐˜ต๐˜ฉ๐˜ฐ๐˜ฅ๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜จ๐˜ช๐˜ฆ ๐˜ฅ๐˜ฆ ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข๐˜ท๐˜ข๐˜ช๐˜ญ 5๐˜š, ๐˜ญโ€™๐˜ˆ๐˜จ๐˜ณ๐˜ช๐˜ฃ๐˜ถ๐˜ด๐˜ช๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ด, ๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ด ๐˜š๐˜ฐ๐˜ง๐˜ต ๐˜ด๐˜ฌ๐˜ช๐˜ญ๐˜ญ๐˜ด ๐˜ฆ๐˜ฏ ๐˜ฎ๐˜ข๐˜ณ๐˜ฌ๐˜ฆ๐˜ต๐˜ช๐˜ฏ๐˜จ & ๐˜ค๐˜ฐ๐˜ฎ๐˜ฎ๐˜ถ๐˜ฏ๐˜ช๐˜ค๐˜ข๐˜ต๐˜ช๐˜ฐ๐˜ฏ, et ๐˜ญโ€™๐˜๐˜ฏ๐˜ต๐˜ฆ๐˜ญ๐˜ญ๐˜ช๐˜จ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ค๐˜ฆ ๐˜ˆ๐˜ณ๐˜ต๐˜ช๐˜ง๐˜ช๐˜ค๐˜ช๐˜ฆ๐˜ญ๐˜ญ๐˜ฆ ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ถ๐˜ณ ๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ด ๐˜ฆฬ๐˜ต๐˜ถ๐˜ฅ๐˜ฆ๐˜ด. Une seconde journรฉe riche en partage, en outre, les participants ont bรฉnรฉficiรฉ des ateliers sur la ๐˜ฅ๐˜ช๐˜ด๐˜ค๐˜ช๐˜ฑ๐˜ญ๐˜ช๐˜ฏ๐˜ฆ ๐˜ง๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข๐˜ฏ๐˜ค๐˜ช๐˜ฆฬ€๐˜ณ๐˜ฆ ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ถ๐˜ณ ๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ด ๐˜ซ๐˜ฆ๐˜ถ๐˜ฏ๐˜ฆ๐˜ด et ๐˜ญ๐˜ฆ๐˜ด ๐˜ฆฬ๐˜ค๐˜ฐ-๐˜จ๐˜ฆ๐˜ด๐˜ต๐˜ฆ๐˜ด ๐˜ฅ๐˜ถ ๐˜ฒ๐˜ถ๐˜ฐ๐˜ต๐˜ช๐˜ฅ๐˜ช๐˜ฆ๐˜ฏ avec une sรฉance de pratique sur la culture bio dans les jardins potagers.
๐Ÿ•๐Ÿค Aprรจs la remise de certificats, cette premiรจre session sโ€™est clรดturรฉe par la mise en place dโ€™un rรฉseau de jeunes campeurs, prรชts ร  partager et appliquer leur acquis bien au-delร  du camp!
๐Ÿ’ช Une premiรจre session manifestant les diffรฉrents aspects de l'apprentissage autrement et qui ouvre dรฉjร  la voie aux prochaines aventures.
๐˜๐˜–๐˜ˆ๐˜๐˜  ๐˜Š๐˜ข๐˜ฎ๐˜ฑ, ๐˜ข๐˜ฑ๐˜ฑ๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ฅ๐˜ณ๐˜ฆ ๐˜ข๐˜ถ๐˜ต๐˜ณ๐˜ฆ๐˜ฎ๐˜ฆ๐˜ฏ๐˜ต!

https://www.facebook.com/share/p/1Fab4zGSNs/

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ - ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฝ ๐—ฑ'๐—ฒ๐—ป๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ : ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ถ๐—ฒฬ€๐—ฟ๐—ฒ ๐—ท๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ป๐—ฒฬ๐—ฒ ๐—ฟ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฒ ๐—ฒ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜๐—ฒ๐˜€, ๐—ฒ๐—ป ๐—ฎ๐—ฝ๐—ฝ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ถ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐—ฒ๐˜ ๐—ป๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ !๐Ÿ’ก La...
31/08/2025

๐—›๐—ข๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐—–๐—ฎ๐—บ๐—ฝ - ๐—–๐—ผ๐˜‚๐—ฝ ๐—ฑ'๐—ฒ๐—ป๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ : ๐˜‚๐—ป๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ฒ๐—บ๐—ถ๐—ฒฬ€๐—ฟ๐—ฒ ๐—ท๐—ผ๐˜‚๐—ฟ๐—ป๐—ฒฬ๐—ฒ ๐—ฟ๐—ถ๐—ฐ๐—ต๐—ฒ ๐—ฒ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒฬ๐—ฐ๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—ฟ๐˜๐—ฒ๐˜€, ๐—ฒ๐—ป ๐—ฎ๐—ฝ๐—ฝ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ถ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ๐—ฒ๐˜ ๐—ป๐—ผ๐˜‚๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ๐˜€ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฒ๐˜€ !
๐Ÿ’ก La premiรจre Session du HOAVY Camp a รฉtรฉ officiellement lancรฉe ce vendredi 29 aoรปt 2025. Tout au long de la premiรจre journรฉe du Camp, nos jeunes participants ont plongรฉ dans divers ateliers interactifs et pratiques : Game Ice Breaker pour briser la glace et se connaรฎtre, exploration de l'IKIGAI, techniques du Public Speaking ainsi qu'une initiation aux outils numรฉriques transversaux comme Google Workspace , Trello, Notion, Canvaโ€ฆ. Ils ont aussi expรฉrimentรฉ le partage entre pairs et les activitรฉs de vie en communautรฉ.
๐Ÿ•๐Ÿ”ฅ La journรฉe sโ€™est clรดturรฉe par une soirรฉe mรฉmorable autour d'un feu de camp, avec karaokรฉ ainsi que des รฉchanges inspirants, un mรฉlange entre apprentissage, convivialitรฉ et aventure.
๐Ÿ‘ฅ Lors de ce lancement, une vingtaine de jeunes motivรฉs et solidaires ont pu sโ€™รฉchanger et sont encore prรชts ร  continuer cette belle aventure dโ€™orientation et de dรฉcouvertes.
We are ready for everything! ๐Ÿ’ช๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

https://www.facebook.com/share/p/17KMpZRNCo/

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Act for Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Act for Mada:

Share