Réseau National de Défense des Consommateurs - RNDC

Réseau National de Défense des Consommateurs - RNDC Le RNDC est privée, apolitique, sans but lucratif et non discriminatoire.

👉Tsiahy👈Sary nanamarika ny fanaterana Groupe Electrogene vaovao ho an'i MANDRITSARA, juin 2023.Io ny Groupe vaovao any M...
08/01/2025

👉Tsiahy👈

Sary nanamarika ny fanaterana Groupe Electrogene vaovao ho an'i MANDRITSARA, juin 2023.
Io ny Groupe vaovao any Mandritsara namahana ny olana. Mbola ao ve io Groupe io ? sa....


Transparency International
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Ny Vaovaon'i KOLO TV
RFI
Jirama ofisialy
Présidence de la République de Madagascar
Haingo Paradis Madagasikara
Patrick Raharimanana

Tsiahy😊- Fanatsarana Famatsiana rano Mandritsara 2023. Niarahana mpianatra Université.- Renirano Mangarahara nanaovana P...
07/01/2025

Tsiahy😊

- Fanatsarana Famatsiana rano Mandritsara 2023. Niarahana mpianatra Université.

- Renirano Mangarahara nanaovana Puits Provisoire, hanampina Rano mamatsy Mandritsara. Ankotran'ny Fanatsarana Jiro Éclairage Public izay natao tany Mandritsara

Nanoloran 'Atoa Ministre MEH SOLO Andriamanampisoa Fisaorana ny Mpianatra.
Hoy izy nampita ny fisaorana :
''Mr l'administrateur Ralita,
Mankasitraka anareo be dia be amin'ireo asa ataonareo any ifotony: Fanarenana ny rano sy fanampiana ny jirama. Dia ampitao koa ny sitraka sy fankatelemana avy aty aminay, ho an'ireo mpianatry ny universite izay nanampy anareo amin'izany anaovana asa an-tanamaro izany. Hita mihintsy fa rehefa ao anaty firaisankina dia mandroso ny asa...ka dia ampitao amin'ny rehetra: ho an'ny Jirama,...mpianatry ny universite, indrindra koa ho anao izay mitarika ilay izy sur place...Sitraka enti-matory izany.''





Transparency International
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Ny Vaovaon'i KOLO TV
RFI
Haingo Paradis Madagasikara
Paul Bert Rossy Rahasimanana
Présidence de la République de Madagascar
Pov cartoonist
Patrick Raharimanana

Efa ela no nangatahanay RNDC izao Enquête Parlementaires mikasika ny JIRAMA, fa lasa ny olona omena andraikitra s'y mana...
17/12/2024

Efa ela no nangatahanay RNDC izao Enquête Parlementaires mikasika ny JIRAMA, fa lasa ny olona omena andraikitra s'y manao asa ANKITSIPO, Manao Fanadiadiana no SOKETAINA. Misaotra ny namana OSC mampaneno lakolosy

Transparency International Haingo Paradis Madagasikara RFI Ny Vaovaon'i KOLO TV Présidence de la République de Madagascar Paul Bert Rossy Rahasimanana Transparency International Primature - Lapan'i Mahazoarivo

https://www.facebook.com/100070852334709/posts/602300665475006/?rdid=MgHge7KIcvIl6fBw

🔴La Cour des Comptes a récemment mis en lumière les défaillances de la société publique Jirama. Elle a notamment mentionné l’existence de clauses contractuelles en faveur des fournisseurs de la Jirama ; les écarts importants entre les quantités de carburants achetées et celles livrées ; ou encore un arriéré de paiement des fournisseurs et des transporteurs de la Jirama à hauteur de 2.584 milliards d’Ariary pour l’année 2022.

🔹Face à ces scandales financières, des organisations de la société civile (OSC) en appellent à l’implication des autorités administratives et judiciaires disposant de la capacité d’auto-saisine, ainsi que les autorités de saisine des juridictions compétentes, à engager les démarches en vue de faire cesser ces comportements contraires à l’intérêt général.

🔹Entre autres, elles exigent du Gouvernement la mise en place d’un plan d’apurement du passif des arriérés de paiement de la Jirama à ses fournisseurs, et de la Cour des Comptes de plaider auprès des autorités de saisine, afin d’obliger les différents services administratifs à honorer leurs factures vis-à-vis de la société commerciale. Les OSC demandent, en outre, au Bureau indépendant anti-corruption (BIANCO) de s’autosaisir sur la base des indices du rapport public la poursuite des infractions de corruption jusqu’au Pôle AntiCorruption (PAC). Ces auteurs d’infractions nuisent à la bonne marche du service public de l’énergie et pratiquent des infractions à l’encontre des valeurs même de la société, indiquent-elles. Enfin, la mise en place d’enquête parlementaire est aussi exigée.

🚀 Rejoignez notre chaîne WhatsApp : https://bit.ly/3Ua8fMQ
Toute l'actualité de Madagascar sur https://actu.orange.mg/depeches/

09/11/2024

⭕️MITAKY NY FAMOAHANA TSY MISY HATAK'ANDRO NY ADMINISTRATEUR Jirama RAKOTOROVA RABETSARA dit LITA, sy FANOMEZASOA SOJA BERNARDIN.
⭕️ MITAKY NY FIVOAHAN'NY MARINA REHETRA
⭕️ MITAKY NY RARINY SY NY HITSINY @ Fitsarana mba ho ireo tena tompon'antoka amin'ny fanodikodinam-bola no hotsaraina sy hosaziana.

✅Mahatoky ny rafim-pitsarana marina sy tsy mitongilana ary tena mahaleo tena izahay, fa hanao ny asanareo ianareo !

✅Hoy ny avy ao amin'ny Sampa Tsikilo Tsimihety :
" Hatramin'ny Olom-pirenena tsotra izao efa miantsoantso any @ Haino amanjery.
Mitaky ny famoahana ireo olona tsy manatsiny nandray andraikitra ho Fitadiavana ny Marina ka nanao INVESTIGATION sady nanao tatitra amin'ny Ministre MEH nefa natao Bouc émissaire any amponja.
MIANDRY NY VALIN'INY ANTSO INY isika mianakavy.
Manampy izay efa nataontsika."

✅Toy izao ny hevitr'i Haingo Paradis Madagasikara mikasika ity raharaha ity.

👇👇👇

--------------------
Jirama ofisialy Jirama Actus Banque mondiale Région Afrique Paul Bert Rossy Rahasimanana Paul Bert Rossy Rahasimanana Transparency International Andry Rajoelina Primature - Lapan'i Mahazoarivo Pov cartoonist Real TV Madagasikara Gascar Fenosoa TV PLUS Madagascar Ofisialy Ministère de l'Energie et des Hydrocarbures

06/11/2024

FItakiana ny Marina sy ny Rariny.
Fitakiana ny Famoahana an'i Ralita noho ny tsy rariny
Fitakiana ny famoahana ny marina momba ny Jirama ofisialy

Ho ny Sampa Tsikilo Tsimihety :
""
•FISAORANA no atolotray FANINDROANY anareo Ministère de la justice raha toa ka tena hiady @ KOLIKOLY sy ny FANAGADRANA olona tsy MANANTSINY sy ny MAFIA Ianareo. VICTIME izany izahay zanaky ny FARITRA.
•Misy FITARAINANA nalefa any aminareo ka voarainareo ny 23 Septembre 2024 izany. Miandry ny FAMPIANTSOANA àvy aminareo ny MPITARAINA fa tsy mbola nisy Fiantsoana hatr@ izao.
•Ny raharaha Jirama Groupes Ambovombe sy Manja eny @ PAC izay tsy mahazo date HITSARANA azy satria MAFIA no ao ambadik'izany raharaha izany (ce Dossier n'est pas susceptible d'être jugé immédiatement).
•TSY FANAJANA ZON'OLOMBELONA izany. Fanimbana Fiainan'olona sy FIANAKAVIANY. Nanao antso ny MINISTERA dia mamaly Izahay @ CAS CONCRET.
•Manantena ahazo valiny tsy ho ela. NY ASA VITA NO HIFAMPITSARANA fa Enga anie tsy hijanona ho FANAMBARANA fotsiny.
Tsy ho very maina NY FITARAINANA sy ny EZAKA TIAN'NY MINISITRA atao.
•MASINA NY ASAMPITSARANA.
FOTOTRY ny Fampandrosoana ny Tany Tandalana sy ny ady @ kolikoly.''

Jirama ofisialy Jirama Actus Ministère de l'Energie et des Hydrocarbures Andry Rajoelina Présidence de la République de Madagascar Primature - Lapan'i Mahazoarivo Haingo Paradis Madagasikara Haingo Paradis Madagasikara Real TV Madagasikara Pov cartoonist Banque mondiale Région Afrique
Fanirisoa Ernaivo Patrick Raharimanana Transparency International
Ambassade de France à Madagascar Paul Bert Rossy Rahasimanana Gascar Fenosoa

FITAKIANA NY FIVOAHAN'NY MARINA SY FAMOAHANA IREO MIGADRA NOHO NY FITADIAVANA NY MARINA MOMBA NY MAFIA AO AMIN'NY Jirama...
30/10/2024

FITAKIANA NY FIVOAHAN'NY MARINA SY FAMOAHANA IREO MIGADRA NOHO NY FITADIAVANA NY MARINA MOMBA NY MAFIA AO AMIN'NY Jirama ofisialy SY NOHO NY HELOKA TSY NATAON'IZY IREO AKORY.

Hoy i Haingo Paradis Madagasikara tao amin'ny rindriny :

'' Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina efa mijery ny olana ao @ Jirama ihany ianao dia mba jereo @ indrafo ireto olona any amponja migadra @ heloka tsy natao ireto .

A/toa RAKOTOROVA Rabetsara dit Lita
A/toa RAFANOMEZASOA Soja Bernardin

Marina nitavozavoza izy ireo dia natao nisolo vaika ny akalana mba hampanginana ny vavam-bahoaka sy ahatonga anao tsy ahafantatra ny zavamisy teo anivon'ny Jirama.

Maro loatra tompoko ny olo-marina ao amponja ao ka hanaovako antso avo aminao sy ny Ministère de la Justice de Madagascar mba havoaka haingana izy ireo fa tena mahantra sy reraka tanteraka 😰🥹.
Potika ny fiainany mahantra ny vady amanjanany 💔😭.

Olona nanao ny asany ireto , nanao fanadihadina mahakasika ny fividianana ny groupe tsy ara-dalana fa tsy mpamoaka vola , teo ampitadiavana ny marina tonga dia nogadraina haingana, nisy olona nanao Sonia tao maromaro membres ny CA miriaria sy mbola ao @ JIRAMA ao daholo hatr@zao .

Mangataka Malagasy havako aho hifandrim-bona @ fanavotana ireto olo-marina mahery fo niasa ampahamarinana ireto kanefa dia any amponja ankehitriny ,
efa fanampinao ahy ady masina hatrehako izao ny fanaovana partage ity rantiko ity indrindra ianareo mpanao gazety namako 🙏😰 .''

Andry Rajoelina
Présidence de la République de Madagascar
Paul Bert Rossy Rahasimanana
L'Express de Madagascar
L'Express de Madagascar
Jirama Actus
RFI
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Ny Vaovaon'i KOLO TV
Real TV Madagasikara

Gaelle Borgia
Midi Madagasikara
Banque mondiale
Banque mondiale Région Afrique
Pov cartoonist

Ampitoniana ny RNDC sy ny Fianakaviana ary zanaka ny Faritra no hiandrasana  izay ho valin'iny Fitarainana🙏
03/10/2024

Ampitoniana ny RNDC sy ny Fianakaviana ary zanaka ny Faritra no hiandrasana izay ho valin'iny Fitarainana🙏

Hoy ny  Koezy Faritra Sofiahttps://www.facebook.com/story.php?story_fbid=122111535710421274&id=61562638229328&rdid=cFuDS...
28/09/2024

Hoy ny Koezy Faritra Sofia
https://www.facebook.com/story.php?story_fbid=122111535710421274&id=61562638229328&rdid=cFuDS1lYRN7m2FPX

'' STM Sampa Tsikilo Merina eto Antananarivo no Tompon'Andraikitra ity pub ity.
KOLIKOLY AO AMIN'NY: JIRAMA ANTANANARIVO, PAC AO ANTANANARIVO SY AO AMIN'NY MINISTERAN'NY FITSARANA,•Référence Dossiers AO AMIN'NY PAC ANTANANARIVO:
-DOS N°050-RP/PAC/24/IP/CCO/S1-DDPu-FAU-01-CR/J1/PAC/24
•Ny inculpation COMPLICITÉ Détournement de dénier public. Nefa ilay lazaina fa AUTEUR Détournement de dénier public dia ny DGpi roa tsy nalefa am-ponja vonjimaika.
•1-Lancement demande de prix par direction approvisionnement.
•2-Lancement bon de commande par Direction approvisionnement ,direction de production électricité et validation Dgpi.
•3-Notification de la société bénéficiaire par la direction approvisionnement ,copie pour les responsables techniques,finances et les 2:Dgpi.
•Demande accord paiement sans accord MEH et CA.
Etsy ambany ny porofo rehetra mba hanaporofoana ny zava-misy marina.
Atoa Premier Ministre, Son Excellence Monsieur Ntsay Christian,
Atoa Ministre Fitsarana,Atoa Premier Ministre, A/toa NTSAY CHRISTIAN,
Atoa Ministre Fitsarana, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana, A/toa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis,
Atoa DG Bianco Madagascar .
Nampidiranareo am-ponja ny Zanaka Faritra Sofia Nanao ny asany am-pahamarina.
Enim-bolana nampidiranareo am-ponja nefa tsy vita Fitsarana. Tsisy heloka vitany.
Antso avo no ataonay.
Raso Tompoko ny Andraikitra.
Atoa Ministre Fitsarana, Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Ministry ny Fitsarana, A/toa RAKOTOMANDIMBY Benjamin Alexis, Masina ny Fitsarana. Masina ny Tanindrazana.
Noho ny kolikoly misy eto Madagasikara, noho ny tsy fandraisanareo andraikitry dia avoakanay STM Sampa Tsikilo Merina eto Antananarivo ato amin'ny Facebook ny zava-misy.
Raiso Tompoko ny Andraikitra.
Izahay STM Sampa Tsikilo Merina no nikaroka ifony ny zava-misy ary izahay no Tompon'Andraikitra feno amin'ity pub ity.
STM Sampa Tsikilo Merina eto Antananarivo no Tompon'Andraikitra ity pub ity.''

@ ofisialyRReal TV MadagasikaraLL'Express de MadagascarAAndry RamarosonAAndry RajoelinaPPrésidence de la République de MadagascarPPaul Bert Rossy RahasimananaRRFIMMinisiteran'ny Serasera sy ny KolontsainaJJirama ActusPPrimature - Lapan'i Mahazoarivo
FRANCE 24
Gaelle Borgia Borgia
Transparency International
TV PLUS Madagascar Ofisialy
Fernand Cello
Patrick Raharimanana
Poussy Best
Jah Rakotondratsimba
Haingo Paradis Madagasikara
Gascar Fenosoa
Siteny Randrianasoloniaiko
Fanirisoa Ernaivo

Publication an'i Rtoa  Paradis Madagasikara :"JIRO MITSILOPY NANTENAIKO HIREHITRA ... ‼️Nankaiza Ilay 105 MW projet nata...
25/09/2024

Publication an'i Rtoa Paradis Madagasikara :

"JIRO MITSILOPY NANTENAIKO HIREHITRA ... ‼️

Nankaiza Ilay 105 MW projet nataon'i Ministre Andry Ramaroson ? moa ve tsy afaka notohizana kanefa efa andaniana vola be sy tsy natoriana andro aman'alina ny namolavolana azy ?

Ilay projet hybride solaire 50 MW toa efa tao Toamasina ny entana fa andrak'ity iny androany tsy hita popoka ny tohiny ...

Tena manao izay ho afany ny DG ary tsy mitsitsy mihintsy @ fandrohana ireo voaporofo fa nanao hadisoana anatin'ny orin'asa , fa kosa angatahana ny hamerenana ny fanadihadina hoan'ireo voafonja ankehitriny , ny pirina no any fa ny requins kosa mbola miriaria hatr@ zao.

CA Fanomezana sy Rabetsara na Ralita hoy isika , izy dia anatin'ny kômity miady @ hosoka sady mpiaro ny zon'ny mpanjifa nanao réception ny groupe no nataony fa tsy hoe nividy any amponja , tsy fantatra hoe iza marina no nahita Ilay fournisseur ? iza marina Ilay fournisseur ? satria ohatran'ny pôzin ' olona mpanao taxi phone le migadra ao fa tsy mpandraharaha akory ( hifonana ) satria tsy mino fa tena Kivy be .
isan'ny mba lany rondoha t@ ity orin'asa ity ny tenako 💔

Ilay JIRAMA milentika hatrany mitaintaina ny mpiasa ankehitriny , ny Filoham-pirenenana sy ny Premier Ministre manontona vola sy ny fanampina tsy tokony tsy forohana mba hoe hanavotana kanefa tsy misy vokany mihatraika @ vahoaka akory fa tsy hay hoe ahoana ny fandehany ? ...izany isan'ny mampalahelo ahy ka hitenenako eto anio fa tsy lasa intsony ity 😰

Ny vahoaka moa dia tsy manampidiny fa mandraingoraingo mizaka ny vokany eto , mangin'ny fotsiny ny antojay mihatra @ ireo mpiasan'ny afakaba satria izay tian'ny mpampiasa omena sisa omeny nohon'ny fatiantoka hateraky ny fahatapahanjiro 💔

Fotoana hanehoantsika vahoaka Firaisankina izao hifandrimbona hanarina miaraka ny JIRAMA satria antsika rehetra ,miara-mizaka avokoa manko fa tsy misy hoe izaho irery 🇲🇬 🙏 .

( Marihako fa efa nisy porofo maromaro nalefako @ Fitondram-panjakana izay antenaiko fa hitondra ho any amin'ny fahitana ny marina eo anivon'ity orin'asa ity koa miandry ampitoniana isika )

Samia tahin'Andrimanitra Tompoko 🙏"

https://www.facebook.com/photo/?fbid=2322886544713713&set=a.108099126192477

Paul Bert Rossy Rahasimanana
Présidence de la République de Madagascar
Andry Rajoelina
Primature - Lapan'i Mahazoarivo
Pov cartoonist
Borgia
RFI
Jirama ofisialy
Jirama Actus
Real TV Madagasikara
L'Express de Madagascar
KOLO TVFM Ofisialy

Address

Lot VF 59 Mahamasina Avaratra
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 15:00
Tuesday 09:00 - 15:00
Wednesday 09:00 - 15:00
Thursday 09:00 - 15:00
Friday 09:00 - 15:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Réseau National de Défense des Consommateurs - RNDC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Réseau National de Défense des Consommateurs - RNDC:

Share

Préambule

Le consumérisme est né de la double volonté des consommateurs de défendre leurs intérêts immédiats et de participer à la transformation de la société. Depuis son apparition dans les années 60 aux Etats unis, les consommateurs ont joué un rôle déterminant dans la conquête de garanties sociales qui ont contribué à changer la condition humaine.

Convaincue par la nécessité de reconnaitre aux consommateurs le statut d’acteurs économique et social à part entière, la communauté internationale, par le biais de la 106ème Assemblée Générale de l’ONU, adopte le 09 Avril 1985 la résolution 39/228 portant principes-directeurs en matière de protection des consommateurs recommandés aux Etats membres dont Madagascar.

L’un des ressorts qui permettront à Madagascar d’assurer une croissance pérenne de son activité économique est la robustesse de la consommation de ses ménages. Pour y parvenir, il est nécessaire de renforcer le droit de la consommation concernant l’achat de biens et de services, afin de renforcer la confiance des consommateurs et leur capacité à faire jouer la concurrence entre opérateurs, et ce, en se référant aux principes – directeurs de l’ONU cité plus haut.