Association Fatimatou ZAHRA-as

Association Fatimatou ZAHRA-as "Unissons-nous pour le meilleur développement féminisme 🤝"

Alhamdulillah,Toy ny isan_taona dia tontosa soamantsara indray ny fizarana pack iftar izay notanterahan'ny Association" ...
18/03/2025

Alhamdulillah,
Toy ny isan_taona dia tontosa soamantsara indray ny fizarana pack iftar izay notanterahan'ny Association" who is Houssen " niarahana tamin'ny ASSOCIATION FATIMATOU ZAHRA(a.s) MADAGASCAR, tamin'ny Alahady faha 16 martsa teo, izay natao teny Ambohitrarahaba .
Ny hetsika moa natao dia mba ho Fanohanana sy fanampiana ny samy mpino silamo izay anatin'ny fanatanterahana ny fifadian_kanina mandritran'ny volana Masina Ramadany.
Hirariana dia mba hihitatra ary hitohy hatrany ity hetsika ity.
Mankasitraka ny "who is Houssen "
Mankasitraka ny ekipan'ny ASSOCIATION FATIMATOU ZAHRA.

Hoy I mpaminany Mouhammad (saw) manao hoe:طلبُ العِلمِ فريضةٌ على كلِّ مسلمٍ« Adidy amin'ny mpino silamo tsirairay ny fi...
25/11/2024

Hoy I mpaminany Mouhammad (saw) manao hoe:
طلبُ العِلمِ فريضةٌ على كلِّ مسلمٍ
« Adidy amin'ny mpino silamo tsirairay ny fitadiavana fahalalana. »

Conférence 24/11/24✨

Assalam anlaikoum 🍃Ny ASSOCIATION FATIMATOU ZAHRA (a.s) dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny conférence mahakasi...
21/11/2024

Assalam anlaikoum 🍃
Ny ASSOCIATION FATIMATOU ZAHRA (a.s) dia faly manasa antsika rehetra hanatrika ny conférence mahakasika ny fiainan'i SAYDAT ZAYNAB, izay atao eny amin'ny UMMI Ampasika ny alahady 24 novambra ho avy izao, manomboka amin'ny 08 ora sy sasany maraina.

Manantena ny fahatongavantsika rehetra.

Par la grâce d'Allah et sa miséricorde, la cérémonie Mawloud NABI (saw) ,  s'est tenue lieu hier, 06 octobre, à l'espace...
07/10/2024

Par la grâce d'Allah et sa miséricorde, la cérémonie Mawloud NABI (saw) , s'est tenue lieu hier, 06 octobre, à l'espace VATOMANGA Antohomadinika, suivie d'une conférence du thème "vie familiale" donné par sheik Sayed Rahimi et des divers programmes visaient à sensibiliser les gens de se développer personnellement.
Cet événement a réuni, des invités choyouks, membres de l'association et personnes intéressées.
Développons l'islam à travers l'effort de chacun.
ASSOCIATION FATIMATOU ZAHRA ( a. s)

Ho fanamarihana ny tsingerin-taona nahaterahan'ny mpaminany Mohamad (saw), ny ASSOCIATION FATIMATOU ZAHRA dia manomana c...
03/10/2024

Ho fanamarihana ny tsingerin-taona nahaterahan'ny mpaminany Mohamad (saw), ny ASSOCIATION FATIMATOU ZAHRA dia manomana conférence lehibe amin'ny alahady 06 oktobra ho avy izao izay anasàna ny rehetra, lahy sy vavy 15 taona miakatra.
Hisy famelabelarana mahakasika ny :
- entreprenariat et leadership
-vie conjugale ( toka- trano arakan'ny fampianaran' ny finoana silamo), izay ho resahin'ireo olona nasaina manokana sy manana traikefa amin'izany.
Ho hatao ho an'ny rehetra ny sehatra noho izany, homano ary ny fanontanianao na koa hevitra mba tianao haroso mba ho tombotsoan'ny rehetra.
Toerana: Espace VATOMANGA Antohomadinika manomboka amin'ny 9 ora maraina.
Hentanina manokana ny vehivavy mba hanao hijab ( sarondoha) maitso ho an'izay manana.

Manantena ny fahatongavantsika rehetra.

Notanterahina omaly Alahady faha 04  Aogositra 2024 ny conférence   nentina nampahafantarana ireo vehivavy mpino Silamo ...
05/08/2024

Notanterahina omaly Alahady faha 04 Aogositra 2024 ny conférence nentina nampahafantarana ireo vehivavy mpino Silamo " ny anjara toeran'ny vehivavy tamin' ny raharahan' ny Karbala , izay natao tao amin'ny Espace Vatomanga Antomadinka. Izany moa dia narahana fifanankalozan_ kevitra tamin'ny samy mpikambana sy fampahafantarana bebekokoa mahakasika ny fikambanana.
Tompon'andraikitra ny olona rehetra, ary ny vehivavy ihany koa dia manana adidy sy andraikitra lehibe amin'ny fampandrosoana ny finoana silamo.

Association Fatimatou Zahra

Assalam anlaikoum wa rahmatoullahi wa barakatouhou FANASANAHo fanamarihana ny volana masina Mouharram izay naha Martiora...
03/08/2024

Assalam anlaikoum wa rahmatoullahi wa barakatouhou
FANASANA
Ho fanamarihana ny volana masina Mouharram izay naha Martiora an'i Imamo Houssen (a.s) sy ireo mpanara_dia azy tao Karbala, Ny FIKAMBANANA FATIMATOU ZAHRA dia mikarakara"conférence "lehibe izay hanasana antsika vehivavy mpino silamo rehetra, ny Alahady 04 Aogositra amin'ny 02 ora tolakandro , izay atao ao amin'ny "ESPACE VATOMANGA" Antohomadinika akaikin'ny arrêt bus Mahitsy.
Ny lohahevitra ho dinihina amin'izany dia ny hoe : "Ny anjara toeran'ny vehivavy tao Karbala "
Hiarahana amin'i :
-Sheikh Salimo Manrouf
-Sheikh Salimo Issouf
Manantena ny fahatongavantsika rehetra

08/07/2024

اعظم الله اجورنا واجوركم
يا حسين💔

Que cette fête sacrée d'Eid el Adha vous soit remplie de bénédictions divines et que vos prières soient exaucées ✨Eid Mu...
16/06/2024

Que cette fête sacrée d'Eid el Adha vous soit remplie de bénédictions divines et que vos prières soient exaucées ✨
Eid Mubarak

15/06/2024
Free Palestine 🇵🇸
13/06/2024

Free Palestine 🇵🇸

Izay rehetra atao amin'ny fo dia manome hafaliana 😊✨
12/06/2024

Izay rehetra atao amin'ny fo dia manome hafaliana 😊✨

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Fatimatou ZAHRA-as posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share