Tamafi Association

Tamafi Association ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ ๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ (๐—ง๐—”.๐— ๐—”.๐—™๐—œ)
"Tanora miray hina ๐Ÿ‘ฅ, Fampandrosoana Matanjaka ๐Ÿ’ช" TA.MA.FI

26/08/2026
FESTIVALINโ€™NY TANORA SY NY KOLONTSAINAHetsika lehibe ho anโ€™ny Tanora sy ny Kolontsaina MalagasyMAIMAIM-POANA NY FIDIRANA...
18/08/2026

FESTIVALINโ€™NY TANORA SY NY KOLONTSAINA

Hetsika lehibe ho anโ€™ny Tanora sy ny Kolontsaina Malagasy

MAIMAIM-POANA NY FIDIRANA HO ANโ€™NY REHETRA

MISY FITATERANA MANOKANA ho anโ€™izay ho avy

Kianja lehibe sy malalaka

Hira โ€“ Dihy โ€“ Mozika โ€“ Kolontsaina โ€“ Fanatanjahantena โ€“ Fialamboly

Tanora, ankizy, ray aman-dreny โ€” SAMY ASAINA

HO ANโ€™IREO MPANAO VAROTRA SY MPAMPIRANTY

Hofana : 60 000 Ar / Stand
Mandritra ny 3 andro

Fotoana tsara hanehoana sy hivarotana ny vokatrao aminโ€™ny olona maro.

Toerana : ABOHIBOHANGY IMERIKASININA
Daty : 11, 12, 13
Ora : MANOMBOKA AMIN' 10 MARAINA

Firaisankina โ€“ Kolontsaina โ€“ Fifaliana โ€“ Fampandrosoana

Andao hiara-hankalaza ny kolontsaina Malagasy!

Famandrihana stand : 0342251713

FESTIVALINโ€™NY TANORA SY NY KOLONTSAINA โ€” HETSIKA HO ANโ€™NY REHETRA

Eoooo, Ndao Analazy fa GRATUIT anie e!๐Ÿ”ฅ FESTIVAL TANORA SY NY KOLON-TSAINA 2026 ๐Ÿ”ฅ๐ŸŽ‰ TANORA, FOTOANA HIFALIANA, KOLON-TSAI...
14/08/2026

Eoooo, Ndao Analazy fa GRATUIT anie e!

๐Ÿ”ฅ FESTIVAL TANORA SY NY KOLON-TSAINA 2026 ๐Ÿ”ฅ

๐ŸŽ‰ TANORA, FOTOANA HIFALIANA, KOLON-TSAINA HIFAMPIZARANA! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Tonga ny fotoana hihaonanโ€™ny tanora, hifalifaliana, hanehoana ny talenta ary hankalazana ny harena ara-kolontsaina Malagasy! โค๏ธ๐Ÿ’š

๐Ÿ“… 11 โ€“ 12 โ€“ 13 Septambra 2026
Ambohiboahangy โ€“ Amerikatsinina

๐ŸŽค Elidiot โ€ข Raouto โ€ข Jonah Blouts โ€ข Sahdhy, Rohikanto, Zandry gasy, Raozy gasy
๐Ÿฅ Hira sy dihy nentim-paharazana
๐ŸŽญ Seho an-tsehatra
๐Ÿ› Sakafo Malagasy
๐Ÿค Varotra sy fampiratiana
๐ŸŽŠ Ary mbola maro hafa!

๐Ÿ‘‰ Aza mijanona mijery fotsiny โ€” tongava mandray anjara!
Ento ny namana, ny fianakaviana ary ireo olona tianao hiara-hifaly aminao.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ TANORA MIRAY HINA, FAMPANDROSOANA MATANJAKA!

๐Ÿ“ž Fifandraisana : 034 22 517 13

๐Ÿ† TOURNOI SENIOR OPEN 2026 โšฝ๐Ÿ”ฅ๐ŸŽ‰ Vonona ve ianareo hampiseho ny talentanareo? Tonga ny fotoana hiadiana ny voninahitra!๐Ÿ“Œ D...
22/07/2026

๐Ÿ† TOURNOI SENIOR OPEN 2026 โšฝ๐Ÿ”ฅ

๐ŸŽ‰ Vonona ve ianareo hampiseho ny talentanareo? Tonga ny fotoana hiadiana ny voninahitra!

๐Ÿ“Œ Droit d'inscription : 120.000 Ar / รฉquipe

๐Ÿ“ Toerana hanaovana ny tournoi : โ€ข Ankatso โ€ข Ankadindratombo

๐ŸŸ๏ธ Lalao famaranana (Finale) : Imerikasinina

โœ… Tsy misy droit d'arbitre intsony!

๐Ÿ“… Daty fanombohana : 22 Aoรปt 2026 โšฝ Isaky ny Asabotsy sy Alahady no hanatanterahana ny lalao.

๐Ÿ† Daty Famaranana : 12 Septambra 2026

๐Ÿ”ฅ Aza tara amin'ny fisoratana anarana!
๐Ÿ“ž 034.69.595.92

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Ny firenena mila tanora sahy mandray andraikitra!Raha tanora manana nofinofy, finiavana ary fitiavan-tanindrazana ian...
30/06/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Ny firenena mila tanora sahy mandray andraikitra!
Raha tanora manana nofinofy, finiavana ary fitiavan-tanindrazana ianao, dia natao ho anao ny Ta. Ma. Fi.
Andao hiaraka hianatra, hifanampy, hanao asa sosialy ary hanangana fiarahamonina mandroso kokoa.
Ta. Ma. Fi โ€” Tanora Mampandroso Firenena
๐Ÿ‘‰ Midira ho mpikambana vaovao anio!

๐Ÿ“ข FAMPIANTSOANA FIVORIANA MAIKAAntsoina am-pitiavana ny mpikambana rehetra ao aminโ€™ny fikambanana Ta.Ma.Fi hanatrika fiv...
27/06/2026

๐Ÿ“ข FAMPIANTSOANA FIVORIANA MAIKA

Antsoina am-pitiavana ny mpikambana rehetra ao aminโ€™ny fikambanana Ta.Ma.Fi hanatrika fivoriana maika ho fanomanana ny Festival Kolontsaina Malagasy hatao ny 11 Septambra.

๐Ÿ“… Daty: Sabotsy 11 Jolay 2026
๐Ÿ•™ Ora: 10 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana: Ambatoroka ambany

Zava-dehibe ny fanatrehanโ€™ny tsirairay, satria hodinihina ao ny fandaminana, ny fizarana andraikitra, ny programme, ary ny fanomanana rehetra hahatonga ny festival ho lavorary.

โœ… Samia tonga ara-potoana
โœ… Samia mitondra hevitra
โœ… Samia mandray anjara mavitrika

Ny Mpikarakara โ€“ Ta.Ma.Fi

๐ŸŽ‰ FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO โ€“ TA.MA.FI ๐ŸŽ‰Ny Fikambanana TA.MA.FI dia manasa antsika rehetra hiaraka hankalaza ny Taon...
13/03/2026

๐ŸŽ‰ FIFAMPIARAHABANA TAONA VAOVAO โ€“ TA.MA.FI ๐ŸŽ‰
Ny Fikambanana TA.MA.FI dia manasa antsika rehetra hiaraka hankalaza ny Taona Vaovao!
Fotoana iray hifankahitana, hifanampy, ary hanamafisana ny firaisankina.
๐Ÿ“… Daty: 29 Martsa
๐Ÿ“ Toerana: Ambatoroka ambany
โฐ Ora: Manomboka aminโ€™ny 9:00 maraina
Aminโ€™io fotoana io ihany koa dia hisy:
Fivoriana lehibe hiresahana ny PROJET GOAVANA
Fandraisana mpikambana vaovao ho anโ€™izay maniry hiditra ao aminโ€™ny fikambanana

๐Ÿ’ Miarahaba antsika vehivavy rehetra aminโ€™ity Andro iraisampirenena ho anโ€™ny vehivavy ity!โญ Vehivavy Malagasy, hery sy f...
08/03/2026

๐Ÿ’ Miarahaba antsika vehivavy rehetra aminโ€™ity Andro iraisampirenena ho anโ€™ny vehivavy ity!
โญ Vehivavy Malagasy, hery sy fanilo ho anโ€™ny firenena!
โค๏ธ Tsarovy foana: ianao mahery, mendrika, ary tsy azo atao ambany!

โœจ Andro iray hanehoana ny hery, ny fahendrena, ary ny hatsaram-ponโ€™ny vehivavy Malagasy.
๐Ÿ‘‘ Vehivavy matanjaka = Fianakaviana matanjaka = Firenena matanjaka.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tamafi Association posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share